Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penguin
(
27/01/2009 07:40)
Jamais 2 sans 3 ary korontana no ahatafita izany ???
Asa aloha fa ny zava-misy dia olona avy teo amin'ny 13 Mai no nirohotra nandeha tetsy sy teroa ary nitarika ny fandrobana. [u]Nanamafy izany ny teny napetrak'i Andry TGV milaza ny mpomba azy hampitsah...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 10:16
ravatorano
(
27/01/2009 07:34)
vaky-vakin'inn .....sary sendra azo teny ho eny
sary izay sendra ahy izany moa ireto ary niniako mba tsy d tena naseho ny tarehin'ireo olona nanao ny "ketrika" !
[URL=http://yoopix.org/photo/1/187926-gr__ve_016.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 29/01/2009 06:29
titix
(
27/01/2009 07:27)
Vita matavy
Vao milefitra @zavatra nangatahany eo io TGV io dia vita matavy. Tonga dia lamosina koa no azony @vahoaka. Tsy adala manko ireo vahoaka maro be manoana ny heviny ireo ka hanaiky ny hoe resin'ny Ra8 ar...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 27/01/2009 08:27
TGround
(
27/01/2009 07:19)
ZAO NO TOKONY ATAO
zao no tokony heverintsika malagasy na iza itondra eo na iza tsy hisy hampiditra vola ho anareo fa adintoerana foana io fa tsy misy tafavoaka zany raha mbola ny banque mondiale sy ny tariny no mibaiko...
tohiny
xxx
(
27/01/2009 07:11)
toedraharaha
[b]Bold text[/b]
tokony ho tony am zao zavamisy zao ari hiray ina fa tsy mety ny fifanomezantsiny io fa samy misy hadisoana na teo am ben' ny tanana na ny présidant ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:28
lemenakely
(
27/01/2009 07:06)
Tokony ovaina ny Lalam- panorenana ary foanana ny présidence
Tsiranana, Ratsimandrava, Ratsiraka,Zafy, Ravalomanana...Toa éternel problème foana ity resaka présidence de la république ity!Ny seza dia anakiray nefa dia io no ifandrotehan ireo mpanao politika...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 27/01/2009 20:36
tsinjo
(
27/01/2009 07:04)
RAIKITRA KOU NY FANDROBANA ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZ
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 09:17
TGround
(
27/01/2009 06:43)
Ts mbola nis otr'ity re olon 'a!
Eto am tanana nis kil nahazo ordi complet sy table mixage miarak'amin bafle maromaro, m'style ry zalah fa adobony mafy ny matos, tena tsy nofy ty iainan'ty fa tena marina, otran'ny mbola manonofy ny s...
tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2009 22:16
nyeja
(
27/01/2009 06:38)
VOALAVO
VOALAVO
Mpandrava laka sy mpandavo
Ny biby antsoina hoe VOALAVO
VOAHOZONA HAMPIREFAREFA
Ka indro fa MANDRAVA EFA .
Potehiny tsy misy antra
Izay mba fananan'ny taranany
NY BIBY TSY HINO AN'...
tohiny
novalian'i nyeja ny 27/01/2009 14:12
nyavo2000
(
27/01/2009 06:31)
MANOMBOKA NY KRIZY TSY VARY TSISY MENAKA sns aiza TGV ?
Efa manomboka ary izao ny krizy satria izay no tena fanirian'ireo TGV na dia efa nampahahalalà na mialoha izy ireo ny vokatry ny fihetsika tafahoatra:
* Mila vahaolona izahay ry TGV isany o! varoty...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:34
bozyboleta
(
27/01/2009 06:26)
Roland Ratsiraka
Miteniteny foana @ radio antsiva i roland ratsiraka @ zao ora hanoratako izao.
Tsy maintsy esorina hono ny fitondrana ka i andry rajoelina no apetraka eo. :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 14:40
akamatiana
(
27/01/2009 04:58)
Nanenina sa .....???
[b]Efa ela ny Filoha no niantso fifanantonana niseho nilay i TGV efa vitany aby ny fandrobana sy ny sisa zay vao we ifanantona a ifanantona , izany izy no miseho itondra firenena ?? vahoaka keliny r...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:01
hery
(
27/01/2009 04:32)
Main'ny afo natsangany i Andry
Rava ny tanà na. Nandry tsy lavo loha ny olona. Izao daholo ry Andry Rajoelina sy ny tariny vao manomboka manenina sy miantso fandriam-pahalemana. Toa efa tara loatra ihany. Tsy noheverina angaha fa i...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 21:00
OoRakotooO
(
27/01/2009 04:23)
Aiza i Ra8, nibaraka marina ve?
Ny zava misy :
- T@ 7.00 maraina teo dia niteny t@ Antsiva Ra8 niantso ny olona ho tony. Olana enregistrement ilay izy fa tsy direct.
- Omaly ariva tamin'ny 18.00 dia niala avy tao Ivato ny BBJ (boi...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 06:37
mala
(
27/01/2009 03:01)
RANO JIRAMA ???
aôna koa zany rano am-tanà na voa-poizina zany?...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 27/01/2009 07:36
diana
(
27/01/2009 01:51)
Avant qu’il n’y ait encore une erreur politique
Aucun signe n’est donné que le dialogue passera. Sachant Ravalo et ses conseillers politiques et la fougue de jeunesse de notre jeune maire, tout voue à l’échec pour l’instant. Admettons quâ€...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/01/2009 09:13
xxx
(
27/01/2009 01:48)
Tsy koi fa ny mpianatra sy ny vahoaka maty foana eh
Ny eo maty ny eo teraka ihany, ka tsy maninona io fa efa vita kalkiola daholo...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:25
xxx
(
27/01/2009 01:33)
Tian'ny Frantay atao ohatry Mayotte i M/scar
Tian'ny Frantay atao ohatry Mayotte i M/scar...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:29
sitlo
(
27/01/2009 00:48)
Mitady fanampiana
Izaho ranga mba nahazo tele tao amin'ny NAZA, nefa tsy misy canal hitako mihintsy. Inona no azo atao?...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 06:46
xxx
(
26/01/2009 23:11)
Mba voafika aho tamin'iny
Omaly alina dia nolazaina fa nisy naka ny antenne VIVA teny Ambohimitsimbina. Dia nientana ny vahoaka ka nikorontana nadoro an'itsy sy iroa ho valifaty.
Kay ry TGV ihany no naka ny Antenne, fa gaga a...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 12:10
