RANO JIRAMA ???

1. mala ( 27/01/2009 03:01)
aôna koa zany rano am-tanàna voa-poizina zany?
2. ni81 ( 27/01/2009 05:54)
aôna koa zany rano am-tanàna voa-poizina zany?
io indray dia film efa nandeha taloha e! Avoaka daholo ny tsaho raha vao misy ny korontana. Izahay izao dia lasa nandeha nantsaka tany ambanivohitra t@ taona 91 satria nisy nanely tsaho fa hoe nisy poizina ny rano.
3. tsiafoi1 ( 27/01/2009 06:15)
Aiza kosa e trop be zany tsaho zany!
Génocide kosa raha izany no misy a
4. rixes ( 27/01/2009 07:20)
alefa daholo zay tsaho rehetra , azo atao koa ange hoe mis poizina hono ny vary e! =))
5. bozyboleta ( 27/01/2009 07:36)
Ny tomponandraikitra ao @ JIRAMA zao io vao miteny fa tsy marina io vaovao io fa tsaho sy lainga .
Nanao analyse mihitsy ry zareo ary efa vita io analyse io mba entina hanamarinana ny mbola maha-azo antoka ny ranon'ny jirama.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046