io indray dia film efa nandeha taloha e! Avoaka daholo ny tsaho raha vao misy ny korontana. Izahay izao dia lasa nandeha nantsaka tany ambanivohitra t@ taona 91 satria nisy nanely tsaho fa hoe nisy poizina ny rano.
Ny tomponandraikitra ao @ JIRAMA zao io vao miteny fa tsy marina io vaovao io fa tsaho sy lainga .
Nanao analyse mihitsy ry zareo ary efa vita io analyse io mba entina hanamarinana ny mbola maha-azo antoka ny ranon'ny jirama.