Mba voafika aho tamin'iny

1. xxx ( 26/01/2009 23:11)
Omaly alina dia nolazaina fa nisy naka ny antenne VIVA teny Ambohimitsimbina. Dia nientana ny vahoaka ka nikorontana nadoro an'itsy sy iroa ho valifaty.
Kay ry TGV ihany no naka ny Antenne, fa gaga aho fa nandeha indray ny VIVA androany, saingy mbola mitsitapitapy fa any antokotanin'i TGV no natsangana.
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 12:10
2. titix ( 26/01/2009 23:14)
xxx:

Omaly alina dia nolazaina fa nisy naka ny antenne VIVA teny Ambohimitsimbina. Dia nientana ny vahoaka ka nikorontana nadoro an'itsy sy iroa ho valifaty.
Kay ry TGV ihany no naka ny Antenne, fa gaga aho fa nandeha indray ny VIVA androany, saingy mbola mitsitapitapy fa any antokotanin'i TGV no natsangana.



Tsy azoko mpamaky ny ambaranao.

3. xxx ( 26/01/2009 23:20)
Kay ilay izy nafindra any amin'ny tokotanin'i TGV koa
4. patrick2002 ( 26/01/2009 23:32)
nisy nahita fa olona manao cagoule miteny anglisy no nandrava ny emmeteur teny ambohimitsimbina .Izay no teniny andrimasom-pokon'olona teny .
Raha resaka emmeteur indray dia hinoako fa manana maro TGV satria efa ela izy no mikasa ny hanitatra an'ity radio ity eran'ny faritany fa tsy nahazo agrement t@ fitondrana ,ka mety emmeteur tao no natsangany vonjimaika.
5. xxx ( 26/01/2009 23:43)
Ny cagoule ange azo vidiana eny an-tsena eh, sa tranparent ilay cagoule? Sady raha vao hafahafa ny teny dia teny anglisy izay koa.
6. xxx ( 26/01/2009 23:48)
Ilay fohifohy tamin'ilay nanao cagola izao mety ra8 mihitsy fa sure eto aho, dia TGV ilay mahiahia. Dia ilay lavalava misy pomme d'Adam mety Rafalimanana ihany na Razanamasy.
7. patrick2002 ( 26/01/2009 23:59)
:-D :-D :-D dia izay izany kou
8. xxx ( 27/01/2009 00:12)
Nareo izany izao ho lasa minisitra, ambasady mantsy eh.
9. tsiafoi1 ( 27/01/2009 06:51)
Hahahah ...gaigy le sarinady ny mpitazana ndray ty no faninana
Amboary kely ndray aloa le usine TIKO fa tsa mahita menaka intsony anay vahoaka
Ampiakaro koa ny any antsopitra Ambatondrazaka fa tena efa niakatra tapoka teo ndray ity vidim-bary...

Maivana Antananarivo e! Mbola ho aiza ny ahazo azy rehefa diso malama, mahay atsy sy aroa
10. patrick2002 ( 27/01/2009 11:48)
tsy maintsy misy sacrifice io anky tsiafo ah! mbola aiza no nanaovany Ratsiraka azy aza t@ 2002 ,nefa niaritra i Iarivo satria nanantena an'i ra-8 ,fahamasinana no nidradradradraina tamin'izany.
11. nyavo2000 ( 27/01/2009 12:10)
Dia tateso e!
Ny tena fahaizan'ny TGV izao no handrasana hoe hahavita hanome vary ny vahoaka ve izy izao.

Ho an'ilay te hanao sacrifice dia ny fianakaviany omena atao sacrifice e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0138