Ravalo,Deba,Tgv

1. sivisma ( 27/01/2009 12:43)
Mila miala Ravalo fa tsy lasa tsony.Vita hatreo ny "minoa fostiny ihany".
Sept années d epouvoir ve lery nahangona ny vitan'ny deba tao antin'ny 20 ans.Tsy mila homme d'afffaires-Président tsony aloha raha izao e!!!
Tandremo anefa,zany hono'a : "misy lahy antitra te-hiverina mafy an-tanindrazana hono ka nanome ny hevitra sy ny vola hanantaterahana izao hestika korontana izao;tsy midika hono aloha hoe hiverina filoha izy fa manimanina ny tsokan'ny alizay avy any atsinanana"
Asakasaky tsika vahoaka aloha fa zany hoe ny mampalahelo zany dia tsy mba hanana safidy mihitsy ve fa rehefa tsy "tôrtô" dia "voandro".
Lehilahy tgv zany hono no hatao PM raha tafita ny tolona.
novalian'i molota ny 29/01/2009 06:19
2. mala ( 27/01/2009 12:50)
ts hitako ané zay olana amzay té hiverina an-tanidrazany e! Fa mbola raràna iany...zao am zay vao mahay miala bala am plage any
3. andrywui ( 27/01/2009 12:51)
Hono alou zany ry sivisma a! fa na Andry Rajoelina aza ane tsy mieritreritra ny hanao Filoha zany fa ny ambom-pony tamin'ny Viva nakatona fotsiny amin'ny tsy fisian'ny demokrasia no tena mbola nampipoaka azy alou!! fa le honohono sy resaka mande no tena miteniteny foana!! mbola fitakiana fialana ministra sy famohana ny Viva no nampitandreman'iTGV 3herinandro lasa zay an'ny mpitondra fa ry zareo moa nanao be marenina sy nanafatra mercenaire sy nanao avombava be de io fa nirefotra ny tkoa!! notadiavina ane ny zan'ny fanjakana e!! olona efa hita fa efa 1million mbola misy mamadidresaka ihany ireo mpisolelakany oe olona kely 400 no tao fa mpanao bizna no betsaka !! de zao no niafarany !! mbola vao 1éer Round kou ane zay !! mbola ho avy ny manetsabe
4. xxx ( 27/01/2009 12:52)
KARAZAN'OLONA FANARY ANY AN-GABONE DAHOLO KOA NO TANISAIN'I SIVISMA ETO IZANY!!!!! NGA RY ISE TSY MISY HAFA TSY IREO A!!!!
5. andrywui ( 27/01/2009 12:59)
asehoy fona ny PS nao fa lasa kanosa ianao!!!! tsy misy olona azo tampenambava zany na iza na iza na Ratsiraka na Pety na Zakahely na Jeneraly Fidy na iza na iza fa olompirenena daholo ireo ary manana ny zo ahafahany miteny amin toedraharahampirenena !! zay toetsaina manavakavaka nao zay ry xxx no toetsain'ny Prezida zay ! tsy tia olona, be taimbava , miavona, manambany razan'oul hafa !! tandremo fa toa mitady hoazonao le toetra ry xxx!! efa taonarivo fahatelo isika izao
6. sivisma ( 27/01/2009 13:03)
Et oui!n'ayez pas la mémoire courte!!!
72 : tsy haiko ny slogan
tao @ année 80 tao : lasa izao
91: ento miakatra
2002: 1er tour dia vita
dia après ve 2009 : demokrasia

Mais non!!!!!!! izaho aloha dia sahy mi-affirmer eto fa façade Tgv.Marina ange ny lazainao hoe : tsy mitady ho filoha izy (34 ans // 41 ans constitution).Fa kosa misy promesse politk quelque part!! PM ohatra.Tsara ilay fahasahiana ataon'i andry fa aza milalao Vahoaka intsony.Mety "jeune idéaliste" avec d ebonne volonté lery fa tandremo ra-Andry fa henjana ny fitaka any ambony any koa.Betsaka ny olona novolavolain'i deba fa tsi nisy voatazony instony avy eo ka "perplexe" ihany raha ohatra "andry tgv" no ho afaka @ "deal" miaraka @ Ratsiraka satria,ito farany koa efa lehilahy 80 taona nahazo lesona.
Tsara ny volonté an'ny tgv ho an'ny tanora rehetra.Fa tsy ho izy mihitsy akory no hahavita hanarina sy hitondra an'ito firenena ito (na dia PM aza).
Miaramila ô!!Raiso ny fitondrana fa voageja ny fahantrana ny vahoaka ary koa eo afovoan'n'ireto mpanambola mpanao pôlitika ireto.Amen
7. xxx ( 27/01/2009 13:14)
Ka izay ilay hoe isaorana i Ra8 nanala ny deba teo @ toerany ary isaorana koa i TGV hanala an'i Ra8 eo @ toerany ..... isaorana koa i XXX hanala an'i TGV eo @ toerany.....
TSY IANAREO MPANAO POLITIKA MIHINTSY NO AZONAY MALAGASY IANTEHERANA SY TOMPOINA. RAHA FITAOVANA MBA AHAZAONA SEZA NO ILANAREO NY VAHOAKA DIA MBA HO FITAOVANA KOA NO HILAINAY ANAREO MANOMBOKA MASON'ANDRO ANIO..TSY MISY MI DEPASSE 7 TAONA EO!!!!!
8. mala ( 27/01/2009 13:17)
azony atao kou ané ny tsy miditra am reny fa maka sisiny fotsiny dia aseho ny vahoaka fa eo anilany foana izy é...
9. xxx ( 27/01/2009 13:26)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=RAKOTO=BEDABE


MITOLONA REFA TE HANALA KLOU. AMIKO NOANA NY VAHOKA, DE MANIMBA, DE TSY TANA
10. xxx ( 27/01/2009 14:29)
MBA MILAZAH VAOVAO ETO NAREO ZE MANANA VAOVAO FARANY E
11. patrick2002 ( 27/01/2009 14:36)
aleo ny mapandraharaha handrahara ,aleo ny foloalindahy hiaro ny fandriam-pahalemana, aleo ny mpino hino ,ny mpanabe hanabe ,izay amiko no azo lazaina ,fa rehefa ny mpandraharaha no tsy havelanao handraharaha dia haka fahefana izy ,ary ny hameno ny paosiny no hataony ,izay no nanosika an'i Ravalo hanao politika satria nogejainy deba ,izay koa no nanosika an'i Andry hanao politika satria tsy havela hitady izy.
12. xxx ( 27/01/2009 14:41)
dia mbola HO izay ihany koa no hanosika an'i Ragasiton hanao politika satria dia ho gejain'i tgv izy sns.....
13. xxx ( 27/01/2009 14:44)
BETSAKA MIHITSY NY ATSONJAY EFA NATAO AN'IANDRY TGV
--NOPOTEHINA NY PANNEAUX FANAOVANA PUB NY TEO ANTANIMENA!!
TSY NOMENA AUTORISATION HANAO VAOVAO TSONY FA DE NALEFA TANY IVELANY NO NATAO! NAMPIDIRANA MPIFANINANA VAHINY TAMN PUB NATAONY MBA HO FATY TANTERAKA ...IZANY NO SANTIONANY NAHATONGA NY HAMBOPON'NY TGV HITROATRA DE IZAO NY VOKANY AVY EO!! ZAVATRA NOTADIAVIN'NY MPITONDRA IHANY ZAO KA
14. patrick2002 ( 27/01/2009 14:53)
xxx:

dia mbola HO izay ihany koa no hanosika an'i Ragasiton hanao politika satria dia ho gejain'i tgv izy sns.....


Hanatra ho an'izay hitondra eo izao ,efa be izay lesona tokony ho tsoahana izay.
15. xxx ( 27/01/2009 16:38)
io kosa alou tsorina fa ts misy president ts maka kely zany io e!! fa rf mahay mitantana sy mampadroso en meme tps dia mety!! ra8 ne ts oe nahantra kely tonga teo @ fitondrana e!! ef nanana iz ary hainy tsara ny nampandroso ny société-any satria nahay ni-investir izy sady manao monopol tokoa ny tiko raha eto madagasikara satria ts mis credible toa azy rah mbola industri alimentaire!! nisy namingapingana koa iz fony mbola maire fa nahay nitondra tena!! d tafita ko!! sady tena niasa iz teto fa ts toan'i ratsirak! ef bdb ny infrastructure vita( zay mariana fa nis nandoro ny ankamaroany) ef mba misy fangaraharana iany satria izay zao d tena anisan'nle iaranle iz direct ary tsapanay tokoa fa samihaf b ny t@ andron'i deba sy ny amzao!! mis fivoarana bdb! fa aleon'ny ol zvt afa fona!! ts mahita lavitra e!!matin-kan sy tia kely!! io tsy misy fiainana miha mora zany io ary ny ol tsirairay dia responsable ny mapahantra na mahampanakarena azy fa ts tokony anilika any @ ol af mints!!

ny hita koa dia mbola ts zakan'ny sain'ny gasy lotra le oe demokrasia! jereo tsara fa ny tany nisy jadona dia nandroso: oatra: japon, chine; cuba!! sady rah ts miteny n fanjakana dia satria: misy ftona itenenana dia misy ftona anginana fa ts votery amaly anzao provocation reetr zao! mety nisy ol tim tao nanao fopla( nanodina vola ohatra na nanapatra fahefana) fa ts oe ra8 akory no napaniraka azy! fa ny ol manko vo oe tim zay d ra8 fona no henjehana nf "ra8 no tim fa ny tim ts votery ho ra8".
manentana antsika mba tsy ho tia kely sy ho jamban'ny vola sy ho sodokan'izay vaovao any fa ny zvt efa vita jerena, ne effort sy ny fiovana misy eritreretina! jereo ny mahasoa ny firenena, fa on ne tue pas son pays ni son prochain pour klk million!!
16. patrick2002 ( 27/01/2009 16:58)
miala tsiny aminao izaho fga tsy hilaina ny jadona ,avelao ny olona hitatatata eo fa aza tapenam-bava izy ,izany akory tsy midika fa tsy maintsy hanao izay hataony ianao mpitondra .
Misy lois organique isaky ny ambaratongam-pahefana rehetra ireny no mamaritra ny fahefana hananany tsirairay ,ny solom-bavam-bahoaka manana ny fahefany ny maire ,ny filoham-pirenena ,ny mampalahelo any dago ny depute manaop asana maire indraindray ,ny filoha mitsabaka @ fahefany maire ,ny maire mitsabaka @ fahefany filoha eo le tsy mampandeha ny demokrasia.
ohatra @ ity Fitondrana ity inona no hitsabahiny @ resaka SAMVA ,maninona no giazana ny volany commune ,maninona raha havela hiasa tsara i Andry dia ho hita eo na mahavita azy na tsia ,izaho i Andry afaka miala tsara mihintsy rehefa tsy madio ny tanana hoe ny Fitondrana tsy manome Budget .Tsy misy azonao hitsarana @ Andry mihintsy ,raha navela hiasa malalaka izy dia ho hitany vahoaka eo raha tena izy na tsia ,fa efa mitsinjo ny lavitra raha Fanjakana ka dia aleo potehina i Andry dia ny mbola ben'ny Tanana ,izao no vokany .
Raha eo @ infrastricture nataony ra-8 indray dia miara miaiky isika fa tsy nisy nahavita ohatrazy ny fitondrana hatramin'izay ,marina izany ,fa kosa nahoana ny mpandraharaha tsy havelany handraharaha asivo ny concurrence ,dia rehefa tsy maharaka ianao dia miala izay ihany ny ahy ,tsy misy tsy hataony amin'izao ,tsy misy mahazo manondrana vanille raha tsy izy ,ny minier tao madagasikara koa teo efa saika nalainy ,ny exsploitation forestiere ,f'angaha ny vahoaka adala , hataovy ny lalana fa hataovy @ rariny fa tsy ho an'i tombotsoanao.
17. xxx ( 27/01/2009 17:22)
Zao zalah a, ho anareo mpitondra @zao, ho anareo zay mbola hiditra, ho anareo zay mitady hiverina, ho anareo zay maniry ny mbo hitondra refa any aorina any. lesona goavana ho anareo zao zava-misy zao.
raha nahay nihaino ny mpitondra, tsy nisy izao
raha nahay nizara ny mpitondra, tsy tanteraka izao
raha nahazo niteny ny rehetra tsy may io fananam-pirenena io(TVM-RNM), ireo iany no an'ny vahoka, sisan'zay, privé daolo.
koa raha té hitondra enao, dieny zao, d efa miomana, hiaino, hamela ny ankilany hilaza. na hiteniteny fona eo aza, avelao izy hiteny, refa diso izy, tsy hisy hanaraka azy eo.
efa afaka misitona lesona sika zao. efa nandalovana zany t@reo mpitondra rehetra teo aloha. asakasakareo mahay mandinika.
18. AFLN ( 28/01/2009 08:51)
Ny ataonlisany milaza ny olona ho be taimbava ireo angaha tsy taimbava sa ...?
19. sivisma ( 28/01/2009 23:53)
FEHINY : Miangavy aho mba ho raisin'ny Miaramila ny fitondrana (directoire militaire).
Ny politika hilaina haingana ho an'ny fahantrana zao dia ny ady @ fahantran'ny fisainana, izay ny vahoaka no tena mijaly nohon'ny fitiavan-tena ataon'ny sasany.
VOLA,SEZA,VONINAHITRA : raha mba mandeha @ laoniny ndray moa ny fianam-pirenena ka maninona fa dia eeeeeeee!!
Tgv,Roland deba,ndana aloha mianatra pôlitika tsara raha te-hiditra @ io,tsy hadalan'ny firenena lehibe no manana filoha "mendrika" sy "hatokisan'ny ankapoben'ny vahoakany" fa raha mbola "statut homme d'affaires" na "révolté" no entina eo dia....tsy hampiova n'inona n'inona.
Ravalo : efa betsaka ny azo,misy ny asa vita,mialà eo f'efa tonga ny "date limite de consommation" an'lé ronono sy classiko.Madamanao ngamba zao efa leo an'ity "pôlitikanao"ity mihitsy.Nanao ianao fa hita ihany izao ilay tsy fanananao ny fahaizana ilaina @ fitondrana firenena.Tsy ny vahoaka Malagasy akory dia azonao atao hoatran'ny mpiasan'ny tiko hoe mila manangan-tsaina vao maraina.Raha ny tena izy ange dia tokony ianao Filoham-pirenena no mitsangana irery eo an-tokontan'ambohitsirohitra "manangan-tsaina " e![/b]
Deba : raha hendry tsara ianao dia mahazo mody,jereo ny fahasalamana dia ndana maka rivotra any toamasina any.Aza miditra akory na dia voatonona matetika aza ny anaranao,efa betsaka koa ny azo,betsaka ny rà nalatsakao kanefa nohon'ny fahendrena Malagasy dia aleo ianao sy ilay Tompo ao ambony no mifampiresaka @ ratsy rehetra vitanao tety an-tany.
20. molota ( 29/01/2009 06:19)
TGV=Tena Gasy Vendrana, TGV= teny2 fôna tsy misy dikany, TGV= rongeur voalavo fots mpanimba zavatra, TGV= Saribakoly ny Ratsiraka sy ny namany,TGV=Tia miaraka mihaina @ny jiolahymboto, TGV=tena Gasy Voretra mandoto tanàna, TGV= train mandé mihemotra, FA NGA hono nanenina ireo zavatra potika dia nanatona ny Miaramila mbola aiza ré zany é, HO HITAN TSIKA EO NDRAY EE, :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454