Tetezamita na fakana ny fahefana no tanjona

1. penguin ( 27/01/2009 08:51)
Nampiasana ny fihetsika sy hevitra rehetra ary efa voalaza ny tanjona. Mila harodana haingana ny fitondrana ary efa noventesin'ny TGV ny fahavononany handray andraikitra amin'ny tetezamita izay mitarika ny fialan'ny fitondrana ankehitriny.
MIANDRY NY ANDRY AMIN'IZANY ARY NY VAHOAKA IZAY MAIKA NY HO AFAKA AMIN'NY FAHANTRANA HAINGANA.
Aza miala andraikitra fa tohizo ny fihetsika ry mpomba ny TGV fa hiadana tokoa atsy ho atsy. =D> =D> =D> =D>
novalian'i penguin ny 28/01/2009 07:36
2. xxx ( 27/01/2009 08:57)
Ho afaka ihany leisy 'ty fahantrana 'ty, afaka ny jadona, demokrasia....
Malaky ianao ry Andry a, ho hita eo ze adin''ty....sao de mamitaka eo koa fa efa renay sy voaray tsara ireo kabary tsara lahatra teo ireny....
Ary aza miala andraikitra hoe tsy izahay ireo nanao ireny hetsika rehetra ireny....fa efa nifanarahana daholo ireny zava-niseho ireny. Aza manary amin'ny ankasarotana. Sa ve mitady hivadika ny tantara de anay no higadra fa 'ty ho afa-maina....
3. tsiafoi1 ( 27/01/2009 09:01)
Tokony ho mailo ihany ny ts11, fa andrao midika zavatr'afa zao fahanginana lalina zao!!!

4. xxx ( 27/01/2009 09:04)
Raha 'za Ra8 de atsipy any amin'i TGV any io fitondrana io, de ho hita eo ze adin' lery....
5. penguin ( 27/01/2009 09:09)
Ny sarin'ny sasany mitaona entana aza efa lasa eran'izao tontolo izao koa inona no tsy hisian'ny fizahavana ny mpitaona entana ireny atsy ho atsy ? Ny nitarika azy handroba aza mandà hoe iraky ny hafa ireo koa iza no hiaro azy raha hisy hisambotra izy ireo ?
Na izany na tsy izany mila ny TGV hanohy ty tetezamita noresahiny teo @ 13 mai ny olona.
6. bozyboleta ( 27/01/2009 09:10)
Inn marina no fonosin'izao fahanginana zao?
Ny antsiva moa @ alalan'ny pub mitohy ihany manainga ny vahoaka hijoro tsy hanaiky ny jadona, fivarotana tanindrazana, hitaky demokrasia sns
7. fitiatantely ( 27/01/2009 09:12)
sssssssshhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh

lety ee! olona mbola tsy mikatona loha malemy iny konko ahavita innn eo :evil: :evil: :evil: aleo tsy misy
8. xxx ( 27/01/2009 09:13)
Tsy efa demokrasia ve zao sa in ndray e.....
9. penguin ( 27/01/2009 09:17)
Fitaovana izy ary efa midonaka izao Antananarivo sy izay manomboka any @ faritra hafa koa inona indray no ilazanao fa tsy ahavita ?
Ny hianjeran'ny fitondrana no tanjona ka ho hita izay hafitsoky ny vahoaka mpomba azy.
10. Rafahafahana ( 27/01/2009 09:53)
Azera ve ny fitondrana dia jiolahy no apetraka eo, izay tsy mahay afa tsy ny mandorondoro, may eo daholo ny fanananareo sisa tavela vao gaga ka hoe takizay ihany, fa naiza tonga eo tsy hisy hanome vola be sy fiadanana ho anareo eo raha mbola ny toetsaina no tsy miova ho @ fandrosoana.
11. penguin ( 27/01/2009 10:04)
Aleo samy ho may ao fa "Bibilava ampidirina anaty pataloha io ka zé laniny ao laniny ao" hoy lé mpanao fanovamaso teo Analakely é. Zay kenda ny nasesiky ny tànany atao akory.
12. xxx ( 27/01/2009 10:28)
f'angah efa resy sahady ravalo e?
f'angah tsy hoe ho avy amzay handray ny andraikitra fa tezitra mafy?
f'angah rehefa tanora de tsy mahazo miteny sy tsy mahazo midrikina?
f'angah rehefa raikitra ny gidra de hoe ilaikely no topon'andraikitra?
f'angah efa nandray andraikitra hampilaminana ny olona ny lehibe?
f'angah ianareo mahalala izay tokony ho natao tamzao?
f'angah raha ianao no teo de hitanao izay natao?
f'angah mora ny mitsara olona toy izay ataonareo io?
13. xxx ( 27/01/2009 10:38)
ANDRY BOBOKA ny anareo ... iza no hiantehitra @ io , izao tsy mahafehy ny pillage intsony nefa tsy hamelona ny gasy akory avy eo ...

ny mandinika foana no mangana nefa HAMBOM-PO diso toerana eo @ ADALA anankiroa

Vonjeo fa firenena entin'ADALA e
14. xxx ( 27/01/2009 10:51)
fa ny anao io valo inona? valofotaka mpivarodronono?
15. vilambava ( 27/01/2009 11:02)
xxx:

fa ny anao io valo inona? valofotaka mpivarodronono?


de aza manao boka mitaninandro mifanaratsy am-pitoerana eo:
Ny iray RAVALOANANA ny iray ANDRY RAJORERY.
- Anana satria tsy velona fa mila tondrahana foana, de ny fananan'ny vahoaka no manondraka sy ivelomany ka mahatonga azy ho maintso tsara toa izao.
- Jorery satria tsy manatena ny hiasa fa de variana mihirahira sy midradradradra ny handrodana ny efa misy ihany.
Dia tsy fantatra hoe iza no tena azo hianteherana am-izy roa reo kle.
16. vilambava ( 27/01/2009 11:14)
xxx:

fa ny anao io valo inona? valofotaka mpivarodronono?


de aza manao boka mitaninandro mifanaratsy am-pitoerana eo:
Ny iray RAVALOANANA ny iray ANDRY RAJORERY.
- Anana satria tsy velona fa mila tondrahana foana, de ny fananan'ny vahoaka no manondraka sy ivelomany ka mahatonga azy ho maintso tsara toa izao.
- Jorery satria tsy manatena ny hiasa fa de variana mihirahira sy midradradradra ny handrodana ny efa misy ihany.
Dia tsy fantatra hoe iza no tena azo hianteherana am-izy roa reo kle.
17. penguin ( 28/01/2009 07:36)
Vitao hatramin'ny farany ny tanjonareo ry leireto a. Ary aza miala pas fa tsy hisy fanjakana mirodana raha tsisy fanakorontanana hoy nareo koa inona indray no hilazana fa olona tsy fantatra ny mamaky sy mandoro tranom-barotra na RNM na hafa rehetra ? Miala andraikitra ary lavo hoe tsy miaraka aminareo izay tratra fa ho hitanareo ny valiny satria nareo no nampiantso azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0778