Ay ve ka hilefitra ihany e!!

1. xxx ( 27/01/2009 10:41)
Fanontaniana mipetraka dia izao fa maninona no refa hita fa betsaka ny zavatra simba sy may ary efa tena miha enjana ny toe-draharaha vao hoe andao hifandinika tsy efa tara loatra kosa ve e? sa ahoana hoy ianareo!
Iza marina no tena manana ilay ambom-po diso toerana ?
Aiza @ zao fotoana ny fandrahonanana ataon'ny fanjakana ary aiza ho aiza @ zao ny mpitandro filaminana toa tsy heno mihintsy?
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:53
2. Noue ( 27/01/2009 10:47)
xxx:
Iza marina no tena manana ilay ambom-po diso toerana ?



3. titix ( 27/01/2009 10:52)
xxx:

Fanontaniana mipetraka dia izao fa maninona no refa hita fa betsaka ny zavatra simba sy may ary efa tena miha enjana ny toe-draharaha vao hoe andao hifandinika tsy efa tara loatra kosa ve e? sa ahoana hoy ianareo!
Iza marina no tena manana ilay ambom-po diso toerana ?
Aiza @ zao fotoana ny fandrahonanana ataon'ny fanjakana ary aiza ho aiza @ zao ny mpitandro filaminana toa tsy heno mihintsy?



mazava ho azy ane fa ny mpitondra @zao e. Nangataka zavatra tsy misy dikany TGV dia nanao be marenina Ra8. Zao ataony stratégie TGV miteny ireny sy mety hisaoty @toerany ao aorinan'ty korontana be ty
4. andrywui ( 27/01/2009 11:26)
Efa ambolana maro no nanambatambazana ny Prezida mba hifanatona ,hiresaka handinihana ny olan'ny vahoaka sy ny manaikitra azy ary ny fanokafana ny Viva fa resaka politika io nanidiana azy io, ka tokony hisy ny demokrasia!!! NY VALINY avonavombava sy teny mahery ary fandrahonana.Raha ny resaka korontana io ndray de mazava !! raha ny TIKO sy MAGRO voaroba aloha de tsy manankambara aho !mety ho TGV nonanao azy !! fa ny Radio sy ny TV may sy ny shoprite sns kosa de mazava fa ny mpamono afoTIM nonanao anireo !! de tsy iza fa ry zalahy nozaraina 100.000fmg teo Andavamamba ?Alarobia...ireo !! ireo no nanao ireny fandorana point stratezika ireo ! fa ny an'ny TGV ny alahelo amity prezida manao tsintsinon vahoak ity no tena nifotorany
5. nyavo2000 ( 27/01/2009 11:48)
Aza mamorona lainga nama!

Rehefa tsy mahafehy ny vahoaka entina dia izay tsory ny marina f'aza manilika andraikitra, n'aiza tafiditra ao na iza ianao no mitarika ny olona tokony hahay himaîtrisé ireny.

Eo indray dia mamorona atsanga tsy aman'orana eo !

Ka raha olona voakarama no nandoro, inona mampalahelo ny TGV raha maty teny amin'ny MBS ilay voakarama

Aza fitahina ny olona, fa ny olona mpanaraka anareo aza efa tsy mankasitraka ny fihetsika ataon'i andry. Na orin'asa hafa rehetra aza tsy mankasitraka ny TGV.

Hay ve ny TGV tsy mankasitraka ny fisian'ny orinasa hafa! ny azy ihany no tiany hisongadina koa ! maninona moa no tsy voaroba ny orin'asan'i Andry e !

6. andrywui ( 27/01/2009 11:58)
tsy ny TGV no nandroba fa ny mpananararaotra oa !! raha ny Tiko sy ny Magro de ekeko fa ny ankoatra izay ny TIM nokaramaina teny Andavamamba, Alarobia ,Analakely ... no nandroba ireo ,ary tsy vitsy izy no nandray io 100.000fmg io fa maro be! SADY NA ZANY NATSY ZANY AVY AMIN'NY AVONAVON'NY PREZIDA MANAO Z'INONA NY OLONA REHETRA NO TENA MAMPIPOAKA NY VAHOAKA TOY IO E!! FILOHA VE IANAO RAD N'NY FIRENENA NEFA TSY METY MANDRAY NY ATSY NA NY AROA MBA HIFANDINIKA NA HITARAINANA FA TAIM-BAVA SY TENY MAHERY NOAZO AVY AMINY
7. ifiona ( 27/01/2009 12:08)
aza mivazavaza moa e! efa samy tendus daholo isika
8. andrywui ( 27/01/2009 12:30)
IFIONA=====Fa aona kou no anaovan'ny ifiona oe mivazavaza ah!!f'anga lety makarenitsofina ko ny soratra klé!! mba mahita zavatra ko nareo klé!!
9. mala ( 27/01/2009 12:32)
ny gouvernemanta efa manao zay hafany @ hifandaminana fa 'ty olona antsoinareo hoe prezida 'ty mintsy mbola be ziriziry ts @ amnapà. Tsotra ané ny fangatahan'dry Andry é : esory teto ny mercenaire-nao, teboka. Inona zao no nanaovana an'zany mba ahitanao ny vahoaka milamina? D Mbola be ambo-po ndray... Ra tadiaviny anazy io. Aleony mahita TIKO+MAGRO+MBS+FANJAKANA MAY daholo.
10. andrywui ( 27/01/2009 12:41)
Ho ampamonoiny amreo mercenaire ngodabe reo zany ny Malagasy kely mba miady mafy amin'ny fahafahana amity fahatrana sy jadona be hiainana ty!! tsy ndana miainga any
11. yonikafopl ( 27/01/2009 12:43)
hita mintsy reto fanetriben'ny firenena , faly amin'ny zavatra iombonana, an'ny fanjakana iray manontolo may, ny an'ny vahoaka madinika tsy manao politika may, ny an'i Ravalo na doranareo eo aza, tsy ampahafirin'ny fananany io, ny volany am banky any ivelany efa tsy hita ho isaina, ka na doranareo aza , ny mpiasa ao ihany no tsy hanana asa sy ho somera tsy hanana hatokona, zany hoe ny vahoaka madinika , firifiry zany ny mpiasa ho somera ato ho ato???
12. xxx ( 27/01/2009 12:43)
kangah ngoda be fotrn fa manna basy be kou le melsemera kolé
13. mala ( 27/01/2009 13:00)
ny mpiasa ao ihany no tsy hanana asa sy ho somera tsy hanana hatokona, zany hoe ny vahoaka madinika , firifiry zany ny mpiasa ho somera ato ho ato???


Fa na dia mi-somma aza ané zareo mandritra ny fotoana..., mba efa misy hoanina iany alou kno...maromaro zay hoy ny tsy mahay manisa ny efa azony omaly sy androany zay...
14. xxx ( 27/01/2009 14:34)
i tgv no ts mahafehy ny ol nentiny d araraotin'ny ol ef hatram voloany satria ny ol TIA KELY! ny tgv no nanakarama ol fa ts ny tim mihitsy satria t@ maraina aza d miady ny samy tgv teo analakely satria nisy tsy nahazo ny anjara efa nampanantenaina azy ny tgv sasany d miady!!! itanay maso zany!!ts mieritreritra ny perte eo @ firenena vokatry ny fandrobana fa vo mba misy irika kely d manararaotra!! tombotsoan'olom-bitsy sady ts maharitra fa solution de facilité fotsiny reny!ts izany no fampandrosoana maharitra noeritreretin'ny filoha ho antsika!! fa zao mo zany d il fo recommencer depuis le debut satria nopotehin''ny mpomba an'i andry daholo ny ankamaroan'ny zvt tsara ef vitan'ny filoha!! alahelom-pananana ny azy!! sady mety le iz tsy de nahita fenarana lotra fa nanakarena tampk d ts azony tsara le atao oe tena demokrasia!!C evident!tgv a! misy dicton oe mijanona eo @ fahafahan'ny hafa ny fahafahanao!! ts ze tianao ny hatao!! fa misy lalana mifehy ny tany sy ny firenena!!ts DJ mints koa ny hitondra anzao madakasikara malalanay zao!!
15. nancy ( 27/01/2009 15:58)
Tsy mba mahatoky an'io TGV io aho. Fanapotehina toy izao ve no ataony dia heverinareo fa hahavita inona eo amin'ny firenena izy? Tena ho pire noho i Ravalo ny didijadona ataon'io eo raha sanatria ka io no hitondra.
16. fantaro ( 28/01/2009 06:53)
Ianareo izay mpanaraka an'i TGV asaivo mamoaka vary sy menaka mora sy ny rehetra izy izao dia izao fa miara mijaly @ izay vahoaka nifidy an-dRa8 ny nifidy azy ; sa izay nifidy azy efa nomeny nialoha na ireny efa nahazo tsy novidiam-bola tao @ Magro ireny ? Hadalan'ireo mpandeha eny @ 13 mai fa samy tsy manana ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841