zay ts miala am Ravalo e!

1. Herivola ( 26/01/2009 10:06)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
DEMÖKRSIA AôNé!!!

Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn\'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!

\'zay mitonj rets eo ne ts maints mis kiann e!
Fa nenay Ravalo az mba sembatsembann
Ny fampandrosoana zao ntena imasoan injinj
fa reef ts levon\' vavoninareo zany, any ivelany mifinj

Ny mpomban\'ny filoha mba isao ny vahoaka
dé isao nénareo, zé kely mitsôk e!
Fa zahay na harats, na ho faty na hivaha
ny tanjonay vahôk tsots iany, ts maints maty elah sy VIVA

zé kely ts mety atao no mba idradradradràna
ka aodina ny saim-baôka dé oe hanongam_panjakana
Ambohijatov n mba feno oul ka oe manana fàéfàna
fa ts mba jerena nen\'oul, feno dôl ntanàna

Efa nolazainy sy efa nambarany
Ka manôva iàny fa d ahalala nénarany
efa nampitandrin izy sad ef nofeperany
ts aleo v ajanona mba ts hanaparany ny atezerany e!

Fa tô anarana fotsny lé oe Ben\'ny tanàna
ka tsita zé fampandrosoana, fa tô be prôgrama
Ka reefa ts hanao zavats sy ts te hanara-dalàna
d aleo Samoela no iteny az oe:\"miala tany fa SANÄNA e!\"

Eny e, nenay mety marenina, f\'enao Ra-Andry TGV ts ampy kely
am maha mtapy anao ry zandrikely d manan-tsaina afa tsy hamely
Sa ve sambany vô mba hanao pôlitik fa naaz toerana ambonimbony
sad amporisihan\'ireto dynôzôro mvika, d oe \"ndao hikomy, ndao hikomy!\"


SA D TENA TS MBA AZONAO AN-TSAINA MINTS ANGAMBA
FA TS AAVITA NININN MINTS NE RA MIARA MIASA NY TS AMPY KELY SY NY JAMBA E!!!!!!!
bandy mrev ny fitonjan io ôôô^!
R. N. Herivola
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 11:54
2. penguin ( 26/01/2009 10:14)
Mila misaina ry leity ary lesona rehefa mampiditra baolina ny adva fa tsy hoe ahoana na resy akory ééé.
3. tsiafoi1 ( 26/01/2009 10:14)
Ny anay njay zalahy,
Ty vazo rô mitovy ihany...
Ka anay Tsà handany andro hita rano...
Fa masaho ny efa hita!
Fa tsy hitady ny tsy hita...
Ka ho rendrika an-drano


4. andrywui ( 26/01/2009 10:19)
MITAPITAPIA MHIRAHIRA ATO LAISANY FA NY PATRON NLAISANY ARY EFA AMBOARIN'NY POKNA !! MOA LAISANY ATO FALY MANDIHY AMBONY FASANA mpamosavy !!!
5. gasmlay ( 26/01/2009 10:21)
tsipakin'ny miala aina hoa ny an'reo!! tsy afa mody ao faravohitra tsony zao!!
6. xxx ( 26/01/2009 10:28)
ngah mo misy pansav lelah ? i Tsyafoi1 mety atao pans ,fa i Penguin ko ve mety ? sa mety iany ! manao salaka njay !
7. penguin ( 26/01/2009 10:30)
Manja fa miala aina zay zany ka araraoty sao velona tampoka ary é.
8. andrywui ( 26/01/2009 10:39)
TSIPAKY NY MIALA AINA MARINA SISA E!! MATY TSY NOKAPOHINA IO NIANY !!
SADY ZAY MAMPIESONA BE OE MAY NY RNM EE? MBS EE NEFA IZY IHANY NO NANDORO AZY DE MITADY HANDOTOANA FOANA ALOHA ! POLITIKA MALOTO
9. rixes ( 26/01/2009 10:42)
fa lasa aiza ny POLISY sy ny GENDARME ry pro ra8 , to avelanareo dorany olona fotsiny ny TVM , zao lasa any @ MBS ndray ny olona hanome fiarabana tratrin'i taona 2009 ny MBS .
10. andrywui ( 26/01/2009 10:49)
TENA FENO POLISY SY ZANDARY MIAMBINA MIHITSY ANE IREO STANSIO IREO E!
FA FANDOTOANA NY FITAKIAM-BAHOAKA IO DE AMZAY AFAKA MITIFITRA SY MAMONO ARY MANISY RA MANDRIAKA NO TENA TANJONA
11. Herivola ( 26/01/2009 10:50)
ka io ze kôzinlisany reef zay n evitray d zay e
mbol ho hitanlisany kou ny aazo ny patrônlisany!mbôl vô rambony fotsiny iny antennen'i viva iny fa mbôl miala any ny manaraka!az misioka alou oua ra ts tafavôk ny ala!!!don't korapaka fotsny!

12. andrywui ( 26/01/2009 10:57)
de ny hisompatra ny fananan'ny hafa ve no mba politikanareo ??? mampalaelo be ! poteho é!! ravao mihitsy ny viva fa kely sisa de hiongana teo nareo de miova tsaratsara noho io mihitsy aza io!
13. Herivola ( 26/01/2009 11:11)
ar ts fantatrelah marna ny atao oe pôlitika ngamb!
anisany ireny kah!!!fa mbôla hisy oua ny mafimafy!!!
ts maints mipôka ny sarim-bilàny e!
io ts maints raikitra ny gidraka e!
ef natomboka iany ve d ts aleo mba akana fîany le film e: mba asiana mapatahotra, maptaintaina, mapalaelo kou e!
14. rixes ( 26/01/2009 11:29)
vaovao farany to hotran'i nakatona daholo koa ny JIRAMA eto TANA @ zao ora izao asa na ahoana
15. tsiafoi1 ( 26/01/2009 11:54)
Politika maloto
Politika mandrotika
Raha tena lehilahy
Masahia mipoitra
Fa tsy ny vahoaka
No arangaranga
Tohatra hiakarana
Hisavihan-tsaranga

Antananarivo aza
Tsy vitan'i Andry
Ka Iavoloha no
Hisaloran-tsaranga
Mandrasa tantana
Mahaiza miandry
Ny fifidianana
'zay hampisinda ny ady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533