Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratsikitsiky
(
24/01/2009 10:32)
iny lalana iny
so d mba misy manana tononkjira iny lalana iny azafa dy o.Iandry faty mantsy zahay...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/01/2009 18:40
kidoropamba
(
24/01/2009 08:56)
Vahoaka efa 87.265 no efa tonga eto ambohijatovo (12ora zao)
Aleo mitabataba eo nareo fa izahay ato (ambohijatovo) dia efa mananika @ isa 87.265 olona eo ho eo. Orakoraka no misy ato ary iray ihany ny baikom-pitolomnana: MIALA RAVALOMANANA E!
Manararaoitra c...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/01/2009 13:51
snooby12
(
24/01/2009 07:25)
nono
so de mba misy manana le hiran i nono le hoe
aty antany lavitra no mihira ho an la
ela ilay namako taloha
de tsy aiko tsony ny tohiny
azafady drindra...
tohiny
novalian'i bibilax ny 24/01/2009 09:05
Zafimananadrazana
(
24/01/2009 06:29)
Hiaraka @ TIM maty Raibe, hiaraka @ TGV maty Renibe! Aiiii!
Manakory aby e!
Izaho mino fa efa manomboka ho matotra ny ankamaroan\'ny vahoaka Malagasy eo @ fandinihana ny raharaha politika, ny toekarem-pirenena ary indrindra indrindra ny tantara izay niainany ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 07:52
Annie2006
(
23/01/2009 22:14)
TSY MISY AUTORITé Intsony RAVALO
Mise en garde préfectorale
Le préfet de police d'Antananarivo, Edmond Rakotomavo, a lancé un appel à la population de la capitale «à ne pas venir à la réunion publique illégale», hier, da...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:29
Mirananirina
(
23/01/2009 19:34)
vehivavy miteraka amina lhl maro
Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza mi...
tohiny
novalian'i soanja ny 11/02/2009 15:10
xxx
(
23/01/2009 19:22)
Ranonampango
Nareo ve mba tia ranonampango asiana siramamy?...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/01/2009 12:19
andrywui
(
23/01/2009 12:52)
hazakazaka ao ambany farafara,ka zay mitraka vaky loha
efa dian'ny hody ihany ty resaka ty raha tena atao ny fandinihana azy satria zay iray ho vaky loha sy ho resy!! na ny vahoaka hanongana sy leo fahoriana sy didy jadona na Ravalo mpampahory sy mpanao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:46
arialy
(
23/01/2009 12:01)
dikan'ny voanjobory
ho anareo namana
inona hoa ny mbo dikan'ny voanjobory am teny frantsay e!! sendra nisy nanotany manko za de tsa nahay fa nolazaiko oe genre na haricot!!
mbo lazao lazao ary ze hainao e :) ...
tohiny
novalian'i rchrystos ny 24/01/2009 18:11
xxx
(
23/01/2009 11:53)
Lasa nandositra any Durban i Ra8
Manao ny fanaon'i Deba koa i ra8. Lasa nandositra any Durban i lery fa mikasa ny hanao zavatra ratsy no sady entin'ny fatahorana. Mitandrema fa miatady ho t.. i lery...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/01/2009 03:43
aventurier
(
23/01/2009 11:37)
Lhl manambady mitady sipa hiarahana
Izaho dia efa manambady. Mitady sipa hiarahana eto Tanà aho. Izay intéressée dia ity ny mailaka : xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx
(Nofafaina ny email, mandefasa hafatra ao @ namana.serasera.org)
[i]Nah...
tohiny
novalian'i Papoose ny 06/02/2009 23:14
kabota
(
23/01/2009 11:35)
asabotsy 24 janvier 2009
Inona no hevitrareo aminio. Zaho de manahy ny adin'ny samy manambola io. Nefa tena mahantra anie ny vahoaka e. Na izany aza dia tongava eny Ambohijatovo e...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 23/01/2009 15:22
nyavo2000
(
23/01/2009 11:01)
60 M de DOLLARS tsy mahazo afatsy vary 4 KG/olona tratra ny
Mpandainga, mpampandotso vahoaka, mpamafy lainga, izany no azo hanambarana ny Laingaben’I Andry RAJOELINA mamendrofendro vahoaka nilaza fa afaka mihinam-bary mandritra ny 5 taona ny malagasy amin’...
tohiny
novalian'i rasmuchacho ny 26/01/2009 11:58
rabaradaka
(
23/01/2009 10:33)
Tena nisy ve Jesosy
Boky maro sy texte en latin sy grec maro no novakiako mikasika ny monde israel entre II siècle avant JC et IIIe siècle après JC fa tsy nisy niresaka an'ity zanak'Andriamanitra ity. Ilay théologien...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/01/2009 19:46
rabaradaka
(
23/01/2009 10:27)
Tsy mandeha ny forum site web TIM
Dadatoa a, tsy mandeha mihitsy ny forum ao amin'ny site oficiel TIM. F'angaha matahotra tsikera e ! ...
tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 17:53
rabaradaka
(
23/01/2009 10:25)
Mbô tsy rariny kosa e
Betsaka dadatoa ny tsy rariny ataon-dRavalo sy PM a : ohatra iray ity, nalain-dRavalo ny tokotanin'ny Gendarmerie nationale any Fort-Dauphin dia hananganany MAGRO? Zany ve mbô izy ? Manao aferana tan...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 24/01/2009 06:50
amson
(
23/01/2009 08:56)
hena
Inona no fanalavana ny "HENA"?.
Nahoana ny "GISA " nomisoroka?.Ary nahoana koa no tsy hita mamovoka ny rongisa?....
tohiny
novalian'i mirana5 ny 31/01/2009 08:42
penguin
(
23/01/2009 07:25)
Ny Filoha sa ny vahoaka Malagasy no voahozona ?
Aminay ny olona nahavita ezaka ary lasa alavitra tsy voahozona indrindra moa fa vao mainka lasa filoham-pirenena. Ny vahoaka Malagasy izay manaiky taritina havia sy havanana ary tsy mahatsapa izay nah...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:39
karavasy
(
23/01/2009 07:04)
Nanimba, manimba ary hanimba ny AREMA
Ny fitondran'ny AREMA izay nalohan'ny vahoaka no nanimba ny firenena ary nahalatsaka an'i Madagasikara amin'ny lafiny rehetra. Niezaka ny vahoaka nanampy izay noheverina fa hialan'izany AREMA izany. T...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:18
xxx
(
23/01/2009 06:27)
Namana eto amin'ny serasera
Gaga ihany aho fa toa voafetra hatreto amin'ity takelaka ity ihany ny maha-mpinamana fa rehefa tafavoaka ery ivelany de efa tsy mahay namana intsony ny ankamaroany.
Misy takelaka iray any @ FB ary b...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 18/02/2009 09:10
