vehivavy miteraka amina lhl maro

1. Mirananirina ( 23/01/2009 19:34)
Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza miteraka intsony dia hisaraka aminy hono ilay lhl raha tsy miteraka izy 2.
novalian'i soanja ny 11/02/2009 15:10
2. bololo ( 23/01/2009 23:13)
Mirananirina:

Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza miteraka intsony dia hisaraka aminy hono ilay lhl raha tsy miteraka izy 2.


hitako tsy tsara aloha e, ny reny no mila mandinika tsara , surtout efa manana ray 3 samihafa izany misy effet aminy sainy zaza io rehefa lehibe ry zareo hoe ny reninay macrole ialana tsiny aminy vocabulaire , mety hoe nanao erreur izy taminy volahany , faharoa , fahatelo , fa tsy fahafetra ka ? hevitrako manokana ihany izany fa olondehibe ny namanao mahalala ny tokony hataony fa resaho moramora izy
3. sipagasy ( 23/01/2009 23:40)
ka azy manokana aloha iny amiko, fa tsy misy anomezako tsiny azy e! fiainanay io ary hainy ny maha sambatra azy.....


fiainana miserana ity fa araraoty izay maha sambatra sy maha soa e!!!! (l) ;-)
4. soanja ( 24/01/2009 01:25)
sipagasy:

ka azy manokana aloha iny amiko, fa tsy misy anomezako tsiny azy e! fiainanay io ary hainy ny maha sambatra azy.....


fiainana miserana ity fa araraoty izay maha sambatra sy maha soa e!!!! (l) ;-)


Iombonako ny hevitra o! Je T'aime Sipagasy.


(l) (l) (l) :) :)
5. xxx ( 24/01/2009 12:40)
io safidy io! fa izay mahasambatra azy ihany fa tsy ny fahitanao azy no hiainany fa izy miaina azy ao ihany!
6. haritianah ( 24/01/2009 18:24)
Tsy dia hitako izay olana amin'izany alou é, refa izy tompony no mazoto, zà efa naita mihintsy nisy vhv zay an de isany té iteraka izy dia izy no mifidy ny lhl izay ho rainjanany.
Iny lhl iny ts rarahany na ts hanambady azy fa tiny akana zanaka fotsiny ka safidy ré io é.
Na iteraka folo na 5 izy azy zany zakany safidiny.
7. vale ( 24/01/2009 19:50)
Mirananirina:

Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza miteraka intsony dia hisaraka aminy hono ilay lhl raha tsy miteraka izy 2.

mety tsy mba nanana chance tami-na lhl angamba izy ka tsy azo omena tsiny, raha ny safidin'ny tsi11 ve tsy hiteraka amin'ny lhl 1, fa misy kosa anefa ny ratsy vintana dia tsy maintsy oe izay ny fandehany koh!

8. ikaretsaka ( 24/01/2009 20:48)
Miala tsiny bedebe fa mampatsiaro ahy ny alikavavinay izany....
9. Mirananirina ( 24/01/2009 20:56)
Na miteraka 10 aza anie tsy maninona fa 10 ny rainy angamba tsy mety an.
Samy manana ny dadany avy izany ilay ankizy.
10. xxx ( 24/01/2009 21:15)
1)oadray, mahavariana ilay olombelona an, inona anefa ny olana e!
2) eo misy milaza fa hoe tsy nanana chance t@ lehilahy, izany mba fisainana koa reh e!!!! fa inona ny ilaina ilay lehilahy?? tsy hakana taranaka dia vita!ppfff
11. fahamarinana ( 25/01/2009 08:52)
Mirananirina:

Na miteraka 10 aza anie tsy maninona fa 10 ny rainy angamba tsy mety an.
Samy manana ny dadany avy izany ilay ankizy.

:arrow: Ny mety sy ny tsy mety ry miranirina miankina amin'ny tsi11 izay concernée koa...Na samy manana ny dadany koa aza dia mbola azy izay niteraka koa iny fa tsy tokony hidiran'ny olon-kafa,ataoko angamba fa charge ho azy io fa tsy ho antsika mpitazana akory.Ny hany fontsiny irariana dia mba tsara karakara ireo zaza ary indrindra mba misy ifandraisany amin'ireo Rainy na 10 ao na firy....izay monja amiko no tena zava-dehibe sy tokony tandrovana. :) (l)
12. Mirananirina ( 25/01/2009 10:47)
Ireo rainy ilay zaza teo aloha anie ka tsy hita izay nalehany fa nitsoaka daholo,ilay farany ao nefa tsymiraharaha ireo zaza taloha fa mitady ho azy.
Marihiko fa tsy misy mifandray aminy rainy mihitsy ireo zaza ireo,fantany tsara anefa fa tsy mitovy ny rain'izy ireo.
samy manana ny heviny anefa dia izay e.Mampalahelo ny ankizy,ary ny ankizy no jerena fa tsy ny fitiavana lhl akory
13. fahamarinana ( 25/01/2009 13:47)
:arrow: miranirina : dia amin'izay fotoana izay indray dia efa olana entre ilay vhv sy ny olona hiterahany fa misy kosa ny hafa nefa maha karakara ny azy...fa ny fanontaniana napetrakao tery ambony manko dia hoe :
miranirina:
Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza

:arrow: ka io no novaliako hoe araka ilay vhv io ... (l)
14. tess ( 25/01/2009 14:04)
tsy ifanomezan-tsiny izany ary tsy asiana resaka na kritika, misy ny vehivavy sasany isaky izay miaraka amin'ny lehilahy dia solafaka rehefa bevokany dia lasa izy mipitsika, ny hany azoko lazaina fotsiny raha sendra izany dia ny indra ny indroa fa ny fanitelony na mihoatra aleo mitandrina....
15. tess ( 25/01/2009 14:05)
fiainana miserana ity fa araraoty izay maha sambatra sy maha soa e!!!!

atao tokoa anie izay mahasambatra sy mahasoa :wink: :^)
16. tess ( 25/01/2009 14:10)
11. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 25-01-2009 11:47:37
Lohateny : Re : vehivavy miteraka amina lhl maro
Ireo rainy ilay zaza teo aloha anie ka tsy hita izay nalehany fa nitsoaka daholo,ilay farany ao nefa tsymiraharaha ireo zaza taloha fa mitady ho azy.

dia an'iza ny tsiny izany???? tsy an'ilay vehivavy voafitaka fa ho an'ilay lahilahy mitsoaka adidy dia tsy aleo tsy asina komantera fa izy aza mba mampalahelo izany.... tsy hifanenjehana ny fiainana fa tsy hay izay avadiky ny ampitso....
SAO SANATRIA ka mba tojo anao ilay izy de aona????
17. tess ( 25/01/2009 14:15)
Ireo rainy ilay zaza teo aloha anie ka tsy hita izay nalehany fa nitsoaka daholo,ilay farany ao nefa tsymiraharaha ireo zaza taloha fa mitady ho azy.


KA SENDRA IZAY LAHILAHY tsy vanona izany izy ko! inona no azony hataony raha nitsoaka daholo ilay lehilahy?

Marihiko fa tsy misy mifandray aminy rainy mihitsy ireo zaza ireo,fantany tsara anefa fa tsy mitovy ny rain'izy ireo

ATAOKO ANGAMBA fa tsy safidiny izany

samy manana ny heviny anefa dia izay e.Mampalahelo ny ankizy,ary ny ankizy no jerena fa tsy ny fitiavana lhl akory

mba olmbelona otranao sy otran'ny rehetra izy mila fitiavana fa sendray izay lehilahy mpamitaka fa tsy midika izany fa fitiavana lehilahy no nahtonga izany rehetra izany....

ny mitandrina mba tsy ho bevohoka no hatao...
18. Koditra ( 25/01/2009 15:32)
Zaza 10 dé rainy 10 oé eh? Na ny reniny aza ngamba mety tsy hatadidy tsony oe iza @10 lahy retsy mo lé rain'ilay zaza faha4 :-D :-D
19. ikaretsaka ( 25/01/2009 20:48)
Ka izay no ilazako hoe ohatran'ny alika sy ny ombivavinay izany hoa
20. soanja ( 26/01/2009 00:54)
Mirananirina:


Ireo rainy ilay zaza teo aloha anie ka tsy hita izay nalehany fa nitsoaka daholo,ilay farany ao nefa tsymiraharaha ireo zaza taloha fa mitady ho azy.



Io teny io kosa angamba dia zava-dehibe tokony handinihan'ilay vehivavy ny tenany. Iza moa izy, iray miaraka amin'ireo zanany sa misarantsaraka?

Nefa samy manana ny mahasambatra azy ny olona ka tsy hita ifampitsarana hoe tsara na ratsy izany.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2732