vehivavy miteraka amina lhl maro
41. soanja
(
28/01/2009 16:17)
Miranirina> Izay vao mazava ny tian'i Miranirina resahina. Hay ilay namandry zany maka hevitra any amindry mba mila torolala. Raha izay indray mantsy dia hafa mihitsy ny fandehany satria izy aza izany mba te hanana fijery mazava ny tokony ho izy. Heveriko, azafady, fa indry fotsiny no mahita dia miresaka azy eto. Tsy izany mantsy fa tsy misy fanenjehena velively no ilazako andriako an'ireo ka. Milaza fotsiny aho hoe samy manana ny mahasoa azy ny olona. Rehefa mahasoa ny hafa dia tsy azontsika tsaraina.
Raha ny fahitako ny zavatra resahindry dia efa vonona ny hiditra amin'ilay rangahy ilay namandry ary efa vonona hiteraka izy. Misaotra andry nanome azy izay mba eritrerindry momba izany. Amin'ny fahitandry azy, izay mahatsara ny zanany efa misy no navoitrandry aminy. Anjarany amin'izay no manapaka sy manantanteraka izay metimety amin'ny fony. Olondehibe tsinona izy ka malalaka amin'ny safidiny. Izay no mahaolombelona salama saina antsika.
Raha manapakevitra mifanohitra amin'ny tenindry izy dia aza omena tsiny na hafa fa izay no safidin'ny fony. Ny fianana no anoro azy ny lesona ary raha tsy mety, dia izay ihany koa ny momba antsika rehetra hoe samy manana ny anjarany na lahatra amin'ity fiainana ity.
Isika olombelona avy dia nahazo io safidy io avy amin'Andriamanitra. Ary ny namana dia natao hifanoro hevitra sy hifanohana. Ny fiainana kosa no lesona VITA ho antsika rehetra. Ny fahasambaran'ny hafa dia ho tokony lalandava hafaliana ho anao ary ny fahorian'ny hafa dia torak'izay koa. Mahereza hatrany manampy namana sy mitia azy araka ny mahaizy azy.

42. Mirananirina
(
28/01/2009 17:10)
io tsy realiste io ihany ange no mahavoa e
misaotra anao nilaza io,fa ampy hisainanay vhv izany
ka misy ol be rediredy maimaika ny hanambady fotsiny koa anieeee nefa izy tenany aza matetika mbola tsy vitany!
Hita ho aho,tsy ny tenany fotsiny no tsy vitany fa ny zanany koa,afaka lazainareo izy satria mamaky ity.
Raha ny fahitako ny zavatra resahindry dia efa vonona ny hiditra amin'ilay rangahy ilay namandry ary efa vonona hiteraka izy.
Efa vadiny aradalana mihitsy izy,vao 6 volana angamba izay raha misy.Tsy miaramipetraka satria tsy te hiaramipetraka aminy zanaky ramatoa izy.Fa te hanana ny famille irery.Dia ho aiza izany ny ankizy,niangavy ahy izy raha afaka hitaiza ny zanany 1 aho.Dia nandà mafy aho ,ary izay no mahatonga ahy hiteny hoe:aza miteraka intsony,fa ireo zaza ireo aza tsy vitany ny hitaiza azy.Raha manaiky hitaiza zanabady indray moa rangahy ,mety ho afa indray ny fandehany.
43. fahamarinana
(
29/01/2009 07:01)
miranirina:
Misy milaza mantsy etsy ambony hoe fiainany izany fa aza hidirana:Matoa nalefako eto ity dia mitady hevitra ilay namako,ary mamaky ity tantara ity izy.
:arrow:Ka hatrany amboalohany no tokony nomarihinao araka ny lazain'ny soanja io hoe mila toro-hevitra ilay namanao.Hoy ianao manko hoe :
miranirina:
Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.
Ka raha fomba fijery no ho lazaina dia mazava ho azy fa samy hanana ny heviny ny tsi11 ary tsy hitovy mazana ny fomba fijery...
Zà manokana aloha raha toro-hevitra tsy misy loatra satria tsy fantatro ilay olona ary sarotra ho ahy ny hiteny hoe izao atao na izao...Izy irery no ahita ny mety sy tsara aminy fa dia mirary azy ahita vaha-olana izay tena mifanaraka amin'ny fony sy ny firitreretany ary ho assumer-ny tanteraka koa,raha mamaky etoana izy araka ny voalazanao etsy ambony.. (l)
44. Mirananirina
(
29/01/2009 12:26)
Raha ny heviny dia hiteraka anaraka ilay vadiny dia avela ireo zaza 3 taloha.
Nanantena aho manko fa hisy hanaraka ny hevitro,kay tsia.

45. sakaizakely
(
29/01/2009 17:33)
reny tsy mifaditrovana izany mitady hanary zanaka hanarahandehilahy izany. Efa natao ireo dia atreho hatr@ farany ny adidy mahareny
Lhl tsy vanona koa zany mahavita manao chantage oe izy na ny zanak'ilay ramatoa. Efa fantany ny fisian'ireo ankizy ko no mbola nitsofohana ihany, sa de fitiavana te ho any andafy fotsiny
tsy valahara zany lehilahy mametraka conditions tsy rariny izany ary mitovy aminy koa le vhv raha manaiky ny chantage-ny
na de vis-à-vis n'ireto ankizy aza oe izahay ve de ho afoinao rehefa tonga ny vadinao ? mbola ho lava ny fiainana, ny estime-n'ny zanany aminy tokony asiany fandinihana koa
raha izaho ilay vhv de tsy hanaiky an'izany, tsy fitiavana marina ny an'ilay rangahy matoa mametra conditions be izany fa par intérêt fotsiny

46. Papoose
(
29/01/2009 22:48)
ika, ka mitovy ihany rehefa samy tsy vita!!! na mifafa aza rehefa tsy vita de mitovy @ tsy mahavita mihazakazaka folo kilaometatra :D
47. Mirananirina
(
30/01/2009 11:47)
Sakaizakely:misaotra betsaka anao,fa tena hevira mety tokoa no natolonao,mbola asaiko jerevany io fa aza mtahotra,tsy manana internet manko izy dia izao no manoro azy ny teninareo.Ilay bandy anie toa araka izay teninao izay e,inona no tsy hipetrahany miaraka amin'izy 4 mianaka,fantany izao fa tsy misy ray ireo,dia tokony izy no rainireo zaza ireo.Efa nivady aradalana izy 2 an.
Papoose:tsy dia azoko loatra ny tianao hambara

48. vale
(
31/01/2009 03:46)
eo misy milaza fa hoe tsy nanana chance t@ lehilahy, izany mba fisainana koa reh e!!!! fa inona ny ilaina ilay lehilahy?? tsy hakana taranaka dia vita!ppfff:roll: Inn no maha-sempotra an'i xxx amin'izany:?: ka oe tsy mba nahita fiainana milamina na bedebeee ny antony e, voavono na lhl mamo lava na mpampirafy etc... dia voatery miova lhl indray de avy eo mbola sendra blem indray , mety oe nipitsihan'ilay lhl,de farany lasa samihafa ny dadan'ny ankizy! TSY FIDINY HO AZY izany re ka tsy azo anomezana tsiny azy eee! Ny ankoatr'izay kosa raisiko ho fahadalàna sy égoîsme satria mampijaly zanaka. Ny an'i xxx izany ny ilaivana ny lhl hiterahana dia basta!!! njekaky ôooooooo :roll: :-D :-D :-D
49. soanja
(
31/01/2009 07:42)
Satriko raha afaka mamaky ity ilay olona dia tsara ny miresaka mivantana saingy izy moa tsy afaka koa dia atao akory fa raha tena jerena amin\'ny fijery tsy misy fiangarana ( zany hoe ny mety aminao sns tsy tokony hiditra) dia:
isika rehetra dia mitady avy isanisany izay hahasambatra sy mahasoa antsika. Io dia safidin\'ny tsirairay tokoa ary samy manana ny soa toaviana (values) ifandraisana amin\'izany.
Betsaka ny fianakaviana mifangaro aty Amerika ; zany hoe efa niteraka tany ho any aby ny mpivady ary efa nifindra lehilahy in2 na intelo vao tena tafapetraka amin\'izay tena tadiaviny. Betsaka amin\'ireo mpivady ireo milaza ny heviny mazava fa tsy hahatanty izay tsy zanany. Tsy azo ifanerana ny fitiavana ary soa aza heno mialoha mba tsy hisian\'ny fitadiavana vahaolona toa izay terana ny zavatra tsy mety ka hampanaonao foana izay tsy vonona.
Tadidio fa ara-boajanahary ny fitiavan-janaka saingy betsaka koa ny biby mihinana ny zanany.
Ny fiainana dia fianarana ary arakaraky ny zavamisy no itomboana (growth) sy ahitana fahalalana.
Raha misy olombelona iray mitady ny fahasambarany ao anaty fitiavana ka tsapany fa mafonja io fitiavana io dia tsy misy maharatsy ny ilofosany amin\'izany.
Azony atao tsara ny manisy laharam-pahamehana hoe iza no mandeha aloha ny fiainany sa ny zanany. Tsy voatery ny zanany raha toa ka io no hitany fa hampandroso ny fiainany sy hampiodina azy amin\'ny filany azy. Indray mandeha ny fiainana ary ny anjara tsy azo lavina raha toa ka mandom-baravarana. Nefa kosa tsy midika hoe tsy raharahaina izay efa nosafidianao ka natao. Mila mandray andraikitra.
Mety tsy fidiny tamin\'ilay ramatoa ny nialan\'ireo lehilahy teo aloha ireo, saingy misy ny zaza dia iny tsy azo averina any an-kibo intsony.
Ny tiako resahina dia azon\'ilay ramatoa atao tsara mihitsy ny mitady olona afaka sy hanome fitiavana ary hilofo hikarakara ireo zaza ireo raha toa ka izy tenany tsy hahavita ary indrindra ka hijaly ao an-tokantranony ny zanany. Izany anefa dia mitaky adidy tokoa. Ohatra hoe resahina ny ray aman-dreniny hoe ireto ny olana ary iza no afaka hanampy ahy; ireto avy ny adidy tsy maintsy hilofosako ho vidin\'izany asa sy fanokanan-tena izany. Raha misy ireo an. Betsaka tamintsika Malagasy ary hatramin\'izao no taizan\'i bebe na olon-kafa ohatra saingy kosa mila mahalala fa manampy an\'i bebe mitaiza azy fa tsy havela ho iantsorohan\'i bebe izay rehetra tokony vitanao niteraka azy. Ireo no tokony hijerevan\'ilay ramatoa raha tapakevitra izy fa hiditra amin\'io fomba io ka hanome ny fitiavana ho karatra maintso.
Mazava tsara koa ny adidy iantsorohan\'ilay rangahy vady. Raha toa ka tsy vonona handray ireo zaza ireo izy dia misy kosa ny adidy vidin\'izay dia ny fandoavam-bola sy fisaorana fankasitrahana, manampy ireo olona vonona hitaiza ny zanak\'ilay ramatoa satria ireo no loharanon\'ny fahasambaranao. Raha tsy misy tokoa mantsy ireo olona vonona hanoka-tena hitaiza ireo dia foana ny fiainanao. Izay no atao hoe fiarahamonina; ifampizarana sy ifandrasaina ary ifampiankinana/ifampitsorohana ary hifampisaorana. Amiko raha tsy vonona amin\'ireo ilay rangahy vao afaka hiteny aho hoe tsy vonona ny hitia an\'ilay ramatoa amin\'ny mahaizy azy zany ilay rangahy fa ny tenany no hitany.
Zava-tsarotra ny fitiavana ary tsy vitan\'ny resaka kajikajy na hita mazava sns fa zavatra mifampiankina ary misy ifandraisany be dia be amin\'ireo olona miaina ao an\'ilay fifandraisana. Koa anjarantsika angamba ny manome an\'ilay namana hevitra azo iorehana fa ny hanao azy ireo kosa hoe olon-dratsy satria mifankatia sy manana izay mba faniriany sns dia tsy anjarantsika velively izany.
Hevitra hatsipy ihany koa ny ahy iny ary tsy azoko itokiana teny fatratra velively. Ampitiavana hatrany.

50. Mirananirina
(
31/01/2009 10:23)
misaotra anareo e,nahita azy ireo aho omaly dia tsy manaiky ny ankizy hipetraka aminy mami sy papi-ny fa hoe tadiavo ny rainay dia aleo izahay ho any.Avy eo rangaha niantso avy any Dago fa ho avy.
Ankina tsy nahateny ramatoa,asa aloha izay ho heviny fa tsy miteny intsony izahay.

51. ari.malala
(
02/02/2009 07:30)
hafahafa marina tokoa izany raharaha izany! tsy azoko hoe inona moa no tena antony nanambadian'ilay rangahy ani'lay ramatoa raha tsy ho tiany ireo zaza taloha, nefa efa fantany ny fisiany??? aina iray anie ny reny sy ny zanaka ka tsy azo saraina e! indrindra mbola tsy mahaleo tena ireo ankizy! hafa indray raha efa mihoatra ny 18 taona! raha izaho aloha no eo @ toeran'ilay ramatoa dia tsy miteraka izany aho e! aleo isaraka any rehefa izay no tiany ko! ary fa angaha ilay naman'i Mirana tsy miasa? tokony miasa izy amelomany ny tenany sy ireo zanany ireo! Tsy manome tsiny ny ankizy aho raha tsy mety miara mipetraka @ papi sy mamie ny ankizy! na miaraka am neny na miaraka am dada... Eto moa izany dia miaraka am reniny! fa maivandoha ilay ramatoa raha hoe lehilahy no handeha hanariana zanaka! ny zanaka anie tsy hahavita hiteny mintsy hoe tsy tiako intsony ianao ry neny na andao isika isaraka e fa ny lehilahy raha vao mahita ny tiatiany d iny fa lasa... ianao avelany eo! ny ahiako aza hisy zaza hipetraka indray dia iny koa ilay rangahy fa hiala! aza hitako any izany!
HS kely ity fa ny lehilahy koa anie iria-mahaory e! :-P

52. Papoose
(
02/02/2009 22:06)
Mirananirina:
Papoose:tsy dia azoko loatra ny tianao hambara
mitovy ihany ny tsy mahavita tena sy ny tsy mahavita mikarakara olona! dia mitovy ihany koa ny tsy mahavita zvt kely sy tsy mahavita zvtlehibe na zvt tokony ho vita zao aza!!!
53. ravonjison
(
06/02/2009 14:34)
Azafady fa tena somary tara kely aho fa ampidiriko ihany ilay hevitra.
Izao aloha dia manoro hevitra an\' io vehivavy io, mba hoeritreretiny tsara izany dingana hataony izany , ary tsy tokony hataony mihitsy aza noho ireto antony ho azavaiko etsy ambany.
Niezaka aho nipetraka @ toeranˇ\' i ramatoa , ka izao no azoko lazaina:
1-tokony havahan\' i ramatoa tsara ny hoe hiteraka @ lehilahy ( na lehilahy tiana, misy fitiavana ao, toetra ara-biologie ao anatin\' ny vehivavy io ) sy ny hoe adidy @ zaza sy ny fianakaviana. Ny biby ( Oh: alika) anie no tonga dia milely rehefa toga ny fotoana e, fa tsy mieritreritra intsony izy ny hiafaran\' ilay taranaka, tsy manana adidy izy ireo). Ka raha hoentina foana @ hoe tiako izy, ka hiteraka izahay ny fiainana dia tsy mety satria misy fianatraikany be fianakaviana sy fiarahaminina izany, fitiavan-tena koa aza. Marina fa fiainany izany ary izy ihany no manapaka izany, kanefa io fanapahan-kevitra ataony io dia tsy maintsy ampiarahiny @ responsabilité. Izay no mampiavaka antsika @ biby...Ny mikasika ny adidy, anadraikitra , responsabilité dia izao..
2- raha efa tapa-kevitra ramatoa dia tokony mba efa voaresany tsara t@ io lehilahy io ny adidy miandry azy ireo ( fitaizana, fivelomana...), izy roa no nanapa-kevitra, noho izany izy roa no tompon\'andraikitra sy adidy. Ka apetrako ny fanontaniana: vonona @ izany ve ilay lehilahy ( manandanja io)?Io fanontaniana io dia tokony apetrany @ ilay lehilahy. Roa ny possibilité mety ho valiny:
- vonona izy fa saingy tsy fantany izay any aoriana any . Raha izay ny valiny dia tsy tokony hiditra ramatoa, satria mety hipitsika izy ( na izy irery na miaraka @ zaza) any aoriana,dia zaza 4 indray izany no tsy maintsy hovelomin-dramatoa. Tena olana izay.
- vonona tanteraka izy : raha izay no valinteniny dia tsara izany saingy tsy maintsy haroson-dramatoa indray ny fanontaniana manaraka: ahoana ny hitezana ireo zaza rehetra ( 4)? Afaka hanampy ve ralehilahy @ fitaizana ireo zaza ireo ( ara-bola, ara-pitaovana, ara-pikarakarana sns...) ? Ireto no possibilité mety ho valiny:
- afaka hanampy izy: tsara izany, afaka miditra ramatoa , saingy tsy maintsy misy olona fahatelo mahaeno izany tenin-dralehilahy izany ( vavolombelona)
- tsy afaka hanampy izy , fa ny zanak\'izy roa ihany no hokarakarainy ( ilay zaza faha efatra). Raha izay no valin-teniny dia tsy tokony hiditra ramatoa ( tsy tokony hiteraka izy ireo) satria izao no antony.Somary tsy azoko ihany ny antony mahatonga an-dralehilahy hiaraka sy hiteraka aminy. Raha izaho hampakatra vehivavy efa niteraka, dia raisiko daholo izy sy ny passé-ny rehetra ( ny adalána vitany, ny zaza sns...), tsy maintsy efa mivonona @ izany aho, fa tsy avahako hoe ny zanakay ihany no ho karakaraiko, ary ny zanany avelao any (adidy @ fiarahamonina izany , na tsy tiako aza ireo zaza). Raha tsoriko dia tsy maintsy raisiko miaraka @ forongony io vehivavy tiako io. Raha tsy vonona @ izany aho dia aleoko tsy miaraka aminy. Ka raha ny zanak\' izy roa ireo ihany no hokarakarainy dia olana be satria mety hoavy any aoriana any ny hoe: ianao variana foana @ ireo zanakao 3 fa ny zanatsika tsy jerenao ( satria mazava fa betsaka ny fotoana ho lanin-dramatoa @ zanany 3 noho ny @ zanak\'izy ireo 1). Raha tsy vonona @ izany rangahy dia olana be, raha tena tia ilay vehivavy izy dia tokony mba somary hanampy ilay vehivavy ihany, satria hiaraka hiaina izy ireo, ka raha sahirana ravehivavy dia ho sahirana ihany koa izy. Raha tsy toy izay ny fomba fijeriny dia sarotra amiko ny hino fa tia ilay vehivavy izy, zavatra hafa ny ao antsiny ao. Ny fasahiranan-dravehivavy aza mety hataony excuse hipitsihana any aoriana any. Donc tsy mazava amiko ny ao antsainy, raha tsy te hikarakara ny zanaky ny vehivavy ho vadiny izy dia maninona no tsy naka vehivavy mbola tsy manana zaza. Noho izany raha izay no valin-teniny dia tsy tokony hiteraka izy ireo.
3- tokony somary hieritreritra ihany ramatoa hoe: naninona moa ireo lehilahy teo aloha no nisaraka taminy ? Mety ireo lehilahy ireo no ratsy, nefa koa tokony hijery ny tenany ramatoa fa mety misy zavatra tsy mandeha ao.
Tokony hasiana reflexion lalina ny zavatra toy izany ka raha tsy mbola hitan-dramatoa ny antony nampiala ireo lehilahy ( raha avy @ ramatoa ilay antony )ary manana vaha olana @ izany izy dia tsy tokony hiteraka fa tokony hiandry aloha mandrapahitany ny marima( izay koa dia mampiavaka antsika @ biby, azontsika sakanana ilay heritreritra te hiteraka).Satria raha izao no mitohy dia mety hananjanaka folo ramatoa. Izany anefa dia tsy fahasoavana akory fa resaka tsy fananána responsabilité sy olana miandry any aoriana.
4- azoko tsara ilay situasion-n\' i ramatoa hoe : mi-tanter chance izy , na izy hananjanaka 3 tsy misy ray, na izy hananjanaka 4 kanefa ny iray no voakaraklara tsara, ary io lehilahy io mety ho vintana tsara ho azy. Araka ireo efa voalazako etsy ambony dia tsy tokony hiteraka izy raha tsy fantany ny antony tsy nahavanona ireo fiarahany t@ ireo lehilahy 3 telo taloha. Noho izany dia afaka miaraka izy ireo fa kosa tsy tokony hiazakazaka @ resaka zaza. Raha toa ka mi-insister ralehilahy dia tokony hisaraka izy ireo.
5- fitsakotsakoana hoan\' i ramatoa: marina fa samy manao izay mahasambatra azy isika, kanefa kosa tokony hojerena ihany ilay fiarahamonina sy ankizy. Rehefa nisaraka t@ lehilahy voalohany sy faharoa i ramatoa dia tsy tokony hanao zaza faha-telo intsony. Tokony hanao reflexion aloha ( araka ny voalazako etsy ambony).Ireo ankizy ireo izao dia mety hiafara eny andalambe raha tsy velonao, dia rehefa tonga ny olana dia avy ramatoa hiantsoantso eny @ 13 mai hoe, ny fanjakana sy Ravalo tsy manampy anay, tsy mitsinjo ny vahoaka..sns.. Ny marina anefa dia hita fa ranmatoa no nanana olana sy tsy nahay nitsinjo ny hoaviny. Raha tsy ho velona ny zaza faha 3 na faha 4 dia aza amboarina e.
Fehiny sy torohevitra: Tsy tokony hiteraka mihitsy izy ireo fa tokony hiandry aloha, raha mi -insister ralehilahy dia tokony hisaraka.
Raha izao no @ toeran\' i ramatoa dia lehilahy efa manana zaza no tokony ho tadiaviko.
-

55. ravonjison
(
09/02/2009 09:23)
Hono oa ry Mirananirina, mba azonao omena vaovao mikasika io namanao io ve any aoriana any, tena mba liana aho mikasika ny niafarany ?
56. kotobekibo
(
10/02/2009 21:12)
Na d zaza 100 ary ny rainy 100 , d tsy blem amiko ref vitany ny mamelona sy mikarakara azy ireo .
Tsy hoe resaka tsy hisarahana no antony hiterahana fa kosa safidy .
Ny " zaza 10 tsy mahafehy trano " hoy ny gasy , ref handé iny tsy tàna .

57. fahamarinana
(
11/02/2009 11:36)
:arrow: kotobebide :aiza kosa dia 100 e , mety ny finance tsy aharaka ndray sa ahoana ? :? (l)
58. kotobekibo
(
11/02/2009 11:57)
fahamarinana:
:arrow: kotobebide :aiza kosa dia 100 e , mety ny finance tsy aharaka ndray sa ahoana ? :? (l)
hahaha :-D matavy resaka tahaka ny kiboko lé hoe 100
ny tiako lazaina d hoe bdb re a!
Ka ilay resaka finansa mintsy no tena olana raha ny fahitako azy , fa tsy ny hoe isan'ny rainy .
60. soanja
(
11/02/2009 15:10)
kotobekibo:
fahamarinana:
:arrow: kotobebide :aiza kosa dia 100 e , mety ny finance tsy aharaka ndray sa ahoana ? :? (l)
hahaha :-D matavy resaka tahaka ny kiboko lé hoe 100
ny tiako lazaina d hoe bdb re a!
Ka ilay resaka finansa mintsy no tena olana raha ny fahitako azy , fa tsy ny hoe isan'ny rainy .
Ny resa-bola dia isan'ny olona goavana amin'ny fiterahana be dia be fa ny tena olana raha jerena amintsika olombelona tsy miangatra dia ny fanomezana ny fitiavana an'ireo zaza ireo. Na iray aza ny zaza, ka tsy vitanao ny hanolotra fitiavana sy hanafy fikarakarana mitondra fitsimbinana (social and emotional) dia very momoka ny ezaka nataonao nitondra ilay zaza tety ambonin'ny tany.
Betsaka amintsika milaza fa manambola ary manan-janaka be dia be, indrindra moa ny olona aty an-dafy nefa dia ny mampalahelo fa very fanahy mbola velona ireo zanantsika satria mihevitra ilay ray amn-drenay fa rehefa voky tsara le zaza ary mandeha mianatra dia ampy azy ireo izany. Izay anefa no tena mahatonga ny fiarahamonina misy antsika olombelona amin'izao no betsaka misy olana satria ireo zaza noheverina fa nomena ny fikarakarana ara-pitaovana dia mahatra tokoa amim-pitiavana sy fiahina. Ka zary amin'izao fotoana dia ny zava-mahadomelina na ny fanafody anti-depression no mameno ny fiainan'izy ireo. Bestaka moa no mamono tena noho izany.
Ndeha hodinihintsika tsara izay hatao. Tsara ny manana ny ampy hikarkarana ny zaza fa saingy kosa raha tsy vonona hanome fitiavana ary hilofy hitsinjo ny ho aviny ianao dia safidy tsara ny tsy miteraka satria efa feno olona mivenjy tsy ampy fitiavana ny planetantsika.
Io filofosana io dia milaza fanehoam-pitiavana feno: fikarakarana ara-pitaovana, fijerena ny fitombon'ny zaza mifanaraka amin'ny taona sy ny habeny ary ny famenoana ny zavatra takian'io mifandraika amin'izany fitombony izany, fanabeazana azy eo anivon'ny maro mba hianatra hifandray amin'ny hafa izy ary hahalala izay tsara mety aminy sy ny fiahiana ny hafa, ary indrindra ny fahaizana mandray andraikitra amin'ny mahaolombelona antsika fianakaviana, an-tanana , eo amin'ny mpiray firenana sy planeta.
Mazotoa hatrany mitsinjo ny hoavin'ireo nomentsika aina.