vehivavy miteraka amina lhl maro

21. fahamarinana ( 26/01/2009 05:49)
soanja:
Nefa samy manana ny mahasambatra azy ny olona ka tsy hita ifampitsarana hoe tsara na ratsy izany.

:arrow:marina tanteraka...Amiko ihany koa aloha an!(l)
22. ikaretsaka ( 26/01/2009 06:39)
Tsy maintsy misy maso mangarika sy fosa mandeha ary molotra manondro ary bitsika mandeha foana izany e
23. Rafahafahana ( 26/01/2009 07:52)
Ilay miteraka @ lhl maro tsy dia maninona angamba fa mba tokony ho jerena ihany koa ilay zaza sy ny ho aviny, tsy manan-dray na tsy hita ray.
24. heidi ( 26/01/2009 14:36)
ika: ka na manao inona na tsy manao n' inona koa anie ra olombelona de tsy maitsy misy foana ny mitakoritsika mangarika mifosa mitsikera sns e!
aza tratrany ihany fa efa defaut n'ny fiaraha-monina izany.... :°)

rafahafahana: ny voa indray indroa mba eo ihany fa ny fanimpolony kosa tsy fay .....
25. Mirananirina ( 26/01/2009 16:48)
SAO SANATRIA ka mba tojo anao ilay izy de aona????

tess:sanatria anie izany,ampy ahy ny zaza 2 naterako.Raha sanatria misaraka aho na maty ny vadiko dia tsy hiteraka intsony aho,mety hanambady aho fa tsy hiteraka intsony.
amin'izay fotoana izay indray dia efa olana entre ilay vhv sy ny olona hiterahany fa misy kosa ny hafa nefa maha karakara ny azy...

Fahamarinana:Lazaiko anao fa ireo zanany ireo dia tsy notaiziny mihitsy,raha tsy efa 10 taona mahery,fa tsy vitany
Na ny reniny aza ngamba mety tsy hatadidy tsony oe iza @10 lahy retsy mo lé rain'ilay zaza faha4

koditra:Izay indrindra manko,raha lasa indray io faha 4 io dia ahoana indray,tsy akijanona mihitsy izany,
Ka izay no ilazako hoe ohatran'ny alika sy ny ombivavinay izany hoa

ikaretsaka:mety izay no iafarany an

26. Mirananirina ( 26/01/2009 16:59)
Nefa samy manana ny mahasambatra azy ny olona ka tsy hita ifampitsarana hoe tsara na ratsy izany.

soanja:isika anie tsy mitsara na manenjika azy,fa contraire aza hoe manoro ny mety,raha lasa indray io dia ahoana.ny ankizy mahantra tsy misy miraharaha
marina tanteraka...Amiko ihany koa aloha an!

fahamarinana:nolazaiko tetsy ambony fa hevitra no omena fa tsy manenjika azy isika.
Tsy maintsy misy maso mangarika sy fosa mandeha ary molotra manondro ary bitsika mandeha foana izany e

ikaretsaka:tsy dia misy olona manenjika sy mifosa azy ny olona fa mananatra daholo satria ny teo aloha aza tsy rarahiny
Ilay miteraka @ lhl maro tsy dia maninona angamba fa mba tokony ho jerena ihany koa ilay zaza sy ny ho aviny, tsy manan-dray na tsy hita ray.

rafahafahana:ny ho avniny ilay zaza aloha dia nankininy aminy ny RAD fa tsy vitany .izao faha 4 izao no mamelona azy dia tsy mety hitaiza ireo zaza taloha fa mitady ny azy
ika: ka na manao inona na tsy manao n' inona koa anie ra olombelona de tsy maitsy misy foana ny mitakoritsika mangarika mifosa mitsikera sns e!

heidi:tsy misy olona na 1 aza mifosa azy fa mampalahelo anie ry zareo e.
27. fahamarinana ( 27/01/2009 08:56)
:arrow: miranirina : tsy misy azonao atao na te hanoro ny mety ianao na tsia : ny mety aminao,amintsika ,tsy voatery mety aminy sy amin'ny hafa koa.Azy tanteraka ny safidy satria fiainany io.Ny mety azo lazaina fa sisa azonao atao dia ampio izy amin'ny fitaizana ny zanany izay mampalahelo anao.Efa dingana ngoavana izay,raha tena namanao koa izy. :
miranirina:
.izao faha 4 izao no mamelona azy dia tsy mety hitaiza ireo zaza taloha fa mitady ny azy

:arrow: dia ho faute-ndrangahy kosa ve raha hitady ny azy izy e ! dia ho voatery andraikiny koa ve ny hitaiza ny zanaka hafa e :tokony mi-baser amin'ny fitiavana daholo,raha ao ny fitiavana dia mandeha ho azy ny fitaizana sy fanekena ny zana-bady na zanaka hafa an-trano tezaina,raha mifono fitiavan-tena na dia kely monja aza dia ho sarotra tanteraka koa.Fomba fijeriko izay ka mety tsy ho ekenao.
miranirina:
raha lasa indray io faha 4 io dia ahoana indray,tsy akijanona mihitsy izany,

:arrow: Dia mahita vaha-olana atolotra azy zany zao koditra sy miranirina eto ve ! Azy anie ny fanapahan-kevitra e ,ny an'ny be sy ny maro dia ny mitazana.Tsy ananantsika fahefana ny hametra an-drasoa sy raketaka,ny miteny dia marina fa azo atao fa ankoatr'izay inona no azonareo atao ,ohatra ! (l)
28. Rafahafahana ( 27/01/2009 08:59)
heidi:

ika: ka na manao inona na tsy manao n' inona koa anie ra olombelona de tsy maitsy misy foana ny mitakoritsika mangarika mifosa mitsikera sns e!
aza tratrany ihany fa efa defaut n'ny fiaraha-monina izany.... :°)

rafahafahana: ny voa indray indroa mba eo ihany fa ny fanimpolony kosa tsy fay .....


Ka izay indrindra anie anie no nahatonga ahy ilaza hoe mba tokony hojerena ihany ny ho avin'ny ankizy é, fa tsy dia faly manao zaza fotsiny.
Afaka mifankatia anie ny olona fa mba atao am-pisainana.
29. fahamarinana ( 27/01/2009 09:07)
rafahafahana:
fa tsy dia faly manao zaza fotsiny.
Afaka mifankatia anie ny olona fa mba atao am-pisainana.

:arrow: tsy misy diso ny voalazanao fa ny fanapaha-kevitra miankina amin'ny ramatoa sy rangahy ihany...eo ny olana.Raha nanana fahefana tokoa angamba ra-olombelona mety ho be ny korontana o ! Hevero hoe za afaka hiditra sy hanapaka amin'ny fiaina-drakoto sy rabe ary rasoa...hum! mety ho grave ihany ,marina hany zany ! :? (l)
30. Mirananirina ( 27/01/2009 16:07)
dia ho faute-ndrangahy kosa ve raha hitady ny azy izy e ! dia ho voatery andraikiny koa ve ny hitaiza ny zanaka hafa e

Tsy faute mihitsy raha mitady ny azy izy,saingy fauten-dramatoa ny tsy hitaizany ny zanany avy eo.izay 12,10 ary 5 taona mbola mila fitaizany reniny,fa efa tsy misy ray.
fa tsy dia faly manao zaza fotsiny.
Afaka mifankatia anie ny olona fa mba atao am-pisainana.

Marina ny anao,tsy misy manakana azy tsy hanao sipa ny olona,fa kosa mba ferana ny zaza ateratera-poana,tsy manadray nefa samy hafa daholo ny rainy.
31. ikaretsaka ( 27/01/2009 17:02)
Mampatsiaro ahy ny hafatr I. Pere pedro isaky ny hoe hanao fiofanana mariazy..hoe rehefa tena vonona vo miroso

If u cannot feed em...don't breed em
32. Koditra ( 27/01/2009 17:45)
Mirananirina:

Ahoana ny fijerinareo any ireny vhv miteraka amina lhl 3 a 4 ireny,dia samihafa daholo ny ray ny zaza.Misy namako izay mbola hiteraka hono izy nefa efa 3 ray ny zanany.Nolazaiko hoe tsy mety fa aza miteraka intsony dia hisaraka aminy hono ilay lhl raha tsy miteraka izy 2.
Fahama : fangà misy vahaolana azo omena azy, efa fantatra lé tiny, tsy te-hisaraka izy fa tiny be lé lelah, mafy any refa ti zayyyy!


33. Papoose ( 27/01/2009 18:07)
ikaretsaka:

Mampatsiaro ahy ny hafatr I. Pere pedro isaky ny hoe hanao fiofanana mariazy..hoe rehefa tena vonona vo miroso

If u cannot feed em...don't breed em


dia raha dikana tsotra raha hanao mariazy zany dia rehefa tsy afaka ny hanaja azy de aza manambady azy :°)
34. ikaretsaka ( 27/01/2009 19:37)
za aloha tsy hiteraterapoana amin'a paha izany raha tsy veloko ny zanako e
35. haritianah ( 28/01/2009 09:20)
ikaretsaka à mbola ts tratra ianao dia miteny zany fa bdb ny sendran'ny ts fidiny dia ts maintsy kou anie.
Iza mou olona nanambady ka afaka ilaza dian'ny mialoa fa ts maints ipetraka eto amiko mandrapahafatiny ity lhl ity, ary dia tena zay tokou.
Tadidio f ny lhl retra dia manomé toky anao fa ny ampitsony ts izay refa sendra.
Misaraka amina lhl 1 ianao, manambady lhl hafa tadidio kou fa ny lhl sasany ts afaka ny hanmbady anao izy raha ts manana taranaka aminao izy.Ary t@ voalohany io lhl io tena nihevitra ny ts isaraka taminao mihints fa ny ampitsony ts nety taminy indray ka nisafidy ny hiala aminao izy.
Ary ts azontsika adinoina fa isika olombelona dia ts afapo no ts mety mitombina @ toerantsika tsy1/1 avy lalanany natiora mits iosatria ny manambady leo tena leo tia hiala ho tokatena, tadidio kou fa ny tokatena anie ka mijaly kou refa ts maita ny ho vadiana é.Bdb ny miferinaina ary marary fo anaty mahita ny mpivady miaraka sy miriaria eny.
36. Mirananirina ( 28/01/2009 12:49)
hoe rehefa tena vonona vo miroso

Ka izy anie tsy mbola natao mariazy tamin'iretsy rainjanany 3 taloha e,ity farany ity no nanambady azy,nefa nazaiko anao fa tsy miaramipetraka ireo,ny 1 any Dago ,ny 1 eto france dia,indraindray vao miaraka.
Raha tsy miala ao ny zanakao 3,tsy hiara-hipetraka tanteraka isika
37. Mirananirina ( 28/01/2009 13:00)
[
tsy te-hisaraka izy fa tiny be lé lelah, mafy any refa ti zayyyy!

Marina izany.Izy tena tia ilay bandy,nefa ataony aiza ary ireto zanany 3 taloha.tsy rariny kosa raha ariany ireo noho ilay lhl izao.
dia raha dikana tsotra raha hanao mariazy zany dia rehefa tsy afaka ny hanaja azy de aza manambady azy

Mety ho marina izany.
Tadidio f ny lhl retra dia manomé toky anao fa ny ampitsony ts izay refa sendra

Ka izay indrindra no hitandremana tsara,tsy nisynanambady azy iretsy rainjanany 3,ity faha 4 kosa nanambady azy,nefatsy manaiky hitaiza ny zanany taloha,fa hiteraka ry zareo dia izay fotsiny,
Izay no tena mampalahelo ahy anie e.
Misy milaza mantsy etsy ambony hoe fiainany izany fa aza hidirana:Matoa nalefako eto ity dia mitady hevitra ilay namako,ary mamaky ity tantara ity izy.
Ireo nolazaiko etsy ambony ireo no nolazaiko taminy,ka mba mila hevitra maika koa izy alohany hiterahany na tsia.
38. ikaretsaka ( 28/01/2009 14:39)
Iza mou olona nanambady ka afaka ilaza dian'ny mialoa fa ts maints ipetraka eto amiko mandrapahafatiny ity lhl ity, ary dia tena zay tokou.

tokony efa homanina koa ny possibiliten'izany e...
io tsy realiste io ihany ange no mahavoa e
39. Papoose ( 28/01/2009 15:16)
io tsy realiste io ihany ange no mahavoa e
ka misy ol be rediredy maimaika ny hanambady fotsiny koa anieeee nefa izy tenany aza matetika mbola tsy vitany! :lol:
40. ikaretsaka ( 28/01/2009 16:02)
tsy aleo maimaika hanambady toy izay maimaika ny hiteraterapoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5069