Lhl manambady mitady sipa hiarahana

1. aventurier ( 23/01/2009 11:37)
Izaho dia efa manambady. Mitady sipa hiarahana eto Tanà aho. Izay intéressée dia ity ny mailaka : xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx

(Nofafaina ny email, mandefasa hafatra ao @ namana.serasera.org)

Nahitsin'i hery
novalian'i Papoose ny 06/02/2009 23:14
2. Mimhie ( 23/01/2009 12:12)
nahoana no nofafàna lay adiresy ry Hery? za anefa saika hanoratsa any, :lol: :lol: :lol:
3. ainaheri ( 23/01/2009 12:41)
Hitady hitsaingotsaingoka kosa razoky zany hihihui,zany ry rasipa aa......Inn alou ilay kiraron-drazoky ee hihihihi
4. caprio ( 23/01/2009 13:13)
efa mba mitsotra ny marina kosa anie zany izy we efa manambady e,ary tena misy mintsy ny olona misafidy ny hiaraka @ireny efa manambady reny an :lol:
5. orona ( 23/01/2009 17:48)
na amin'ny olomalaza :-D
6. kelly13 ( 23/01/2009 18:14)
aventurier marina =))
7. lemenakely ( 23/01/2009 18:18)
caprio:

efa mba mitsotra ny marina kosa anie zany izy we efa manambady e,ary tena misy mintsy ny olona misafidy ny hiaraka @ireny efa manambady reny an :lol:



Marina mihintsy izany , efa misy sipa @ izao tsy miaraka raha tsy bandy manambady
8. orona ( 23/01/2009 18:24)
:-D sipa
9. Mirananirina ( 23/01/2009 19:24)
efa manambady ve dia mbola mitady sipa :x :x :x
hajao ny vady,
namana tadiavina fa tsy lasa izany
10. Papoose ( 23/01/2009 21:14)
nankaiza le emailaka teo eeeee!!!

aventurier, in daholo aloha le ho menu @ io eeee!! :°)
11. Lejoba ( 23/01/2009 23:56)
Bandy tsisy atao. Manimba tena @ hadalàna. Dia raha mba i Madaman'ialahy hono no mamaly ilay annonce? Na mamaly ny an'ny hafa any ho any?

NB: tsy antson'ny fo ity amiko fa antson'ny ..........
12. xxx ( 24/01/2009 03:18)
Lejoba:
NB: tsy antson'ny fo ity amiko fa antson'ny ..........


Mety adinonao angamba ny nanohy ity zavatra lazainao ity ka dia ho tohizako: tsy antson'ny fo ity amiko fa antson'ny NOFO. :D
13. ngoiha ( 24/01/2009 08:57)
Lavaka tsy ho tototra io e ny aina no maha-TEZA,dia mahazo SIDA soaman-tsar'e
14. Papoose ( 25/01/2009 20:27)
fa iza zany no mety misy sidaka, i aventurier sa ny vadiny sa le pantnera mbola ho tadiavin'i avantiriiierr??
15. Lejoba ( 26/01/2009 13:22)
xxx11: an an an tsy antson'ny nofo satria ny fo anie nofo eh. taova ihany ilay eritreretiko fa somary ambany toerana. Mazava?
16. Papoose ( 26/01/2009 18:16)
reny @ toerana iva reny anie mora difotra ee :^) :-P
17. tolipy ( 26/01/2009 21:25)
lavitra loatra ianao saika niinteresser ahy. :(
18. Papoose ( 26/01/2009 22:51)
rehefa mbola lavitry ny maso aloha de atao akaikin'ny fo eee
fa interesser @ in mazava tsara aloha? :°)
19. tolipy ( 27/01/2009 04:13)
tsy maharaka resaka koa papoose nefa mitsaingoka, tsy maninona fa arakao ny hafatra, raha hiaraka virtoaly aloha posssible ihany, ho hita eo manaraka..hi!hi!hi :D (l)
20. Papoose ( 27/01/2009 13:43)
arako tsara ny resakao fa tiko hosokafana sy testena kokoa le ouverture d'esprit nao nefa toa tsy mety misokatra tsara zany akory! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1281