Lhl manambady mitady sipa hiarahana

21. xxx ( 30/01/2009 12:03)
Fa manin kosa ary ra mba hajaina le vady e!
Ra hoe mbola tsy manambady fa manan-tsipa de nidirako ihany hi hi hi :D
22. sakaizakely ( 30/01/2009 20:39)
:-D :-D :-D
23. Papoose ( 30/01/2009 21:31)
fa tena marina v nefa zany??? :^)
24. ari.malala ( 04/02/2009 07:42)
efa nahita ve le aventurier? aza adino ny mandalo mitantara ilay aventure an! :-D
25. Papoose ( 06/02/2009 17:19)
zay aloha dia miandry hatrany fa gasy ee :D
26. belakely ( 06/02/2009 20:49)
O ry Papoose a! dia miandry an'i Paoly eo nareo fa resabe fotsiny io.
Ilay titre aza dia efa mampihomehy. :lol: :lol: :D :D
Izao no atao hoe resaka tiana hateza
27. Papoose ( 06/02/2009 23:14)
ka zay no iandrasana koooo!!!! sady @ fiainana koa tsy maintsy hoe miandry foana!!!

ho avy eo nga hono i paoly eeee!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3693