Zavatra ilaina:_anana sodesina
_totokena
_sira
tongolo tsy mifidy,voatabia
menaka kely sahaza ny vary
vary
patsa mena
FOMBA FANAOVANA AZY:
Afananaina ny menaka ,tetehina madinika ny tongolo sy voatabia ary ny anana.Rehefa mafana ny menaka dia arotsaka ny PATSA,haroina tsara ;avela ho manjamena;arotsaka manaraka koa ny anana,votabia ,tongolo voatetika teo;ary saromana handevy.Avy eo arotsa ny vary saromana mitanilahila ny vilany.haroina isaky ny tady handroatra;tsapaina refa masaka ny VARY dia loarana ary aroso amin'izay ho hanina.Mahazoyoa homana ary e ;andramo fa tsarabe.