Tsiambaratelo ny an'i be tahotra! MAY NY TANàna e
1. kidoropamba
(
26/01/2009 13:08)
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka.
Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra fa hiaran'ny hatezeram-bahoaka eo.
Aiza e? Aiza nareo e?
Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra fa hiaran'ny hatezeram-bahoaka eo.
Aiza e? Aiza nareo e?
novalian'i vale ny 26/01/2009 19:14
2. tsiafoi1
(
26/01/2009 13:53)
De hifandramatra sy hifamono ve ry kidoropamba, zany ve tsy toe-tsaina ambany be...
Tsy aleo ve milamina fa ny ty tany anie hindramina e!
De miandry fifidianana, f'izay no tena rariny
Ny gidragidra lava, mampivarilavo
Mampihemotra im-pito ny fandrosoana zay mba tratra!
Ka mahavaky tratra ny taranaka mandimby.

5. Annie2006
(
26/01/2009 16:10)
Misy ny mahamarina io lazain'ny kidoro io. Tandremo ny lainga fa efa leo an'izany ny vahoaka. Io no mahatonga azy mitraotra @ izao.
Fampitandremana ny ahy satria tsy voafehy ny vahoaka raha tezitra: ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA.
Am-bava homana, am-po....
Fampitandremana ny ahy satria tsy voafehy ny vahoaka raha tezitra: ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA.
Am-bava homana, am-po....
7. vale
(
26/01/2009 19:14)
kidoropamba:Dia MAHAFALY anao ve ny FAHAPOTEHAN\'NY FANANAM-BAHOAKA tahak\'izao?????????? IZANY VE NY MBA ATAO HOE FITIAVA TANINDRAZANA NY KELY ANANANA INDRAY NO POTEHINA???????? tssssss, TENA FAHADALANA MIHINTSY IZAO HERISETRA IZAO! :cry: :cry: :cry: INDRISY ry TANINDRAZANA MALALA!!!!!! :cry: :cry: cry: :evil:
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon\'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka.
Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra fa hiaran\'ny hatezeram-bahoaka eo.
Aiza e? Aiza nareo e?