Tsiambaratelo ny an'i be tahotra! MAY NY TANàna e

1. kidoropamba ( 26/01/2009 13:08)
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka.
Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra fa hiaran'ny hatezeram-bahoaka eo.

Aiza e? Aiza nareo e?
répondu par vale le 26/01/2009 19:14
2. tsiafoi1 ( 26/01/2009 13:53)
De hifandramatra sy hifamono ve ry kidoropamba, zany ve tsy toe-tsaina ambany be...

Tsy aleo ve milamina fa ny ty tany anie hindramina e!
De miandry fifidianana, f'izay no tena rariny
Ny gidragidra lava, mampivarilavo
Mampihemotra im-pito ny fandrosoana zay mba tratra!
Ka mahavaky tratra ny taranaka mandimby.
3. xxx ( 26/01/2009 14:17)
avadika chiffre ny Air Force 1 reefa tapitra may ny fananany,
4. ralalaina ( 26/01/2009 15:56)
jentilisa = mpandainga
5. Annie2006 ( 26/01/2009 16:10)
Misy ny mahamarina io lazain'ny kidoro io. Tandremo ny lainga fa efa leo an'izany ny vahoaka. Io no mahatonga azy mitraotra @ izao.
Fampitandremana ny ahy satria tsy voafehy ny vahoaka raha tezitra: ALEO HALAN'ANDRIANA TOY IZAY HALAM-BAHOAKA.

Am-bava homana, am-po....
6. booboo ( 26/01/2009 16:21)
8O 8O 8O 8O 8O ...andriakaky ô !!!!!!!!!!!!!

7. vale ( 26/01/2009 19:14)
kidoropamba:

Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon\'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka.
Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra fa hiaran\'ny hatezeram-bahoaka eo.

Aiza e? Aiza nareo e?
Dia MAHAFALY anao ve ny FAHAPOTEHAN\'NY FANANAM-BAHOAKA tahak\'izao?????????? IZANY VE NY MBA ATAO HOE FITIAVA TANINDRAZANA NY KELY ANANANA INDRAY NO POTEHINA???????? tssssss, TENA FAHADALANA MIHINTSY IZAO HERISETRA IZAO! :cry: :cry: :cry: INDRISY ry TANINDRAZANA MALALA!!!!!! :cry: :cry: cry: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1996