famorana zazalahy

1. pupuce ( 26/01/2009 15:12)
aty an-dafy aho no mipetraka ka mba mila adiresyna dokotera manapaka zaza sao mba misy manana aty @ faritra avarabaratry frantsa raha misy
tsy tiko hatao any dago fa sao lasa tromatisan ho an-janako ka ho lasa tsy tia any madagascara intsony izy avy eo
novalian'i ni81 ny 30/01/2009 14:24
2. ikaretsaka ( 26/01/2009 20:11)
Mitadiava dokotra jiosy na tavaratra
3. bichette ( 28/01/2009 12:38)
iƩ, ny jiosy no tena manao an'io.
4. pupuce ( 30/01/2009 12:18)
merci namaly ,fa dokotera jiosy chirugien ve sa generaliste de mety?
5. ni81 ( 30/01/2009 14:24)
Chirurgien ihany no mety e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.736