Magro akorondrano, TVM, RNM
1. Noue
(
26/01/2009 14:40)
zany hono eee! efa tafakatra any Ivato ny mpilahatra zao dia may ny TVM,RNM, MAGRO akorondrano ???
novalian'i vale ny 26/01/2009 18:29
2. tsiafoi1
(
26/01/2009 14:49)
Avelao handrehitra, fa rehefa mirehitra ny afo de tsy maintsy lemana mba ho faty e!!! Tsy lojika ve izany...
4. tsiafoi1
(
26/01/2009 15:08)
Ka avy aminy anie zao zavatra rehetra zao e! Mazava be le izy...
Fa le mahonena de le Andry nahasahy namitaka sy nivarotra an'Antananarivo nohon'ny fitiavam-bola!!!

5. winner
(
26/01/2009 15:30)
mahagaga mihitsy ny hambom-pon'ireto mpitondra antsika ireto an. Tsy afaka mangataka sy mihaino ny mpangataka amim-panajana raha tsy efa asiana gidraka be sahala amin'izao. De lasa fomba gasy le izy ka isika vahoaka no lasa victim foana.
6. xxx
(
26/01/2009 15:48)
Ndao ranga tonga de amboaarina reny nitsoaka t@ 2002 ra vo tonga ao @ tanana a !
9. andrywui
(
26/01/2009 16:38)
DEFA TOETRA RATSIN-DRAMALAGASY MITSY IO TSY MIHAINO NY HAFA FA DE NY LOHABENY IHANY IO!!ZAO EFA MIHATRA FA DONY AHO RANAOTRA !!MANINN ZAO RAHA MBA NOVALIANA ZE HETAHETAN'NY OLONA REHETRA TEO(ZE HAMAHA NY VIVA VE ? ZE HANALA MINISTRA 2VE ? FA DEFA ZAO NO MITRANGA VAO TONGA SAINA!! MILA TRONGISINA FOANA VE AMITY TAONA
ARIVO EFA FAHATELO ITY VAO MAMALY NY HETAHETAMBAHOAKA E

10. Rafahafahana
(
26/01/2009 16:45)
Ny maty no mampalahelo fa ny mpitondra angaha iraharaha; izy efa manan-karena na may daholo aza ny magro rehetra.
11. belaza
(
26/01/2009 18:22)
fa manana fahefana hibaiko ny praiminisitra koa ve ny beny tanana e, sa hoe mba te hisongadina
12. vale
(
26/01/2009 18:29)
:o :o :o 8O
Angah voatery hampihatra herisetra koa anefa isaky ny mangataka zavatra,,, rehefa tsy nahazo tsy miandry tantana ny amin ny 2012, toetra ratsin'ny Arema taloha io miverina io! eissssy aho eeeeeeeeee le haligna ve????????? mahonena mihintsy le Malagasy sasany ohatry ny oul faty ankazo tokana, sa very fihinanana dia io fa miseho indray ny tandroka! Ireo oul mitarika korontana ireo no TENA TSY TIA NY MALAGASY NAMANY! nY FIFHINANANY IHANY NO fantany! IZAO DIA SIMBAINA INDRAY NY KELY ANANANA!!!!!!!!!!!
andrywui: