Tsy matahotra ny MERSENERA SUD AFRICAIN ny vahoaka

1. Annie2006 ( 25/01/2009 22:28)
Tonga ny mpikaraman'ady avy ao afrika atsimo satria tsy manaiky hanatanteraka ny baiko hamono vahoaka ny miaramila gasy.
Tsy misy matahotra an'izany eo. RAVALO TSY MAINTSY MIALA. Teboka farany!
novalian'i ainaheri ny 26/01/2009 11:03
2. naughtyboy ( 26/01/2009 03:35)
info or intox...
3. hery ( 26/01/2009 04:32)
Tsy teboka farany k :-)

Ny mpanakorontana sy mpanimba zavatr'olona (indrindra zava-panjakana) tsy maintsy samborina.

Ravalo ve moa tsy hiala ihany rehefa esorinay amin'ny fifidianana amin'ny 2012
4. ainaheri ( 26/01/2009 04:42)
Annie,radio @ sisindalana ve zany sa tena izy?? Mbo ataovy matotra mou lay resaka eee
5. rabaradaka ( 26/01/2009 06:07)
Aza mora enti-po be enao ry annie a, mbola mitohy ny resaka ary araho tsara ny tantara. Ilazao Sarkozy hoe avereno amin'ny Gasy ny tanindrazanay nalain'ny colons rehetra teo anelanelan'ny 1890 hatramin'izao. Raha vita izay dia hesorintsika i Ravalo fa raha tsy vita kosa dia tsy maintsy samborina anio dia anio TGV
6. rixes ( 26/01/2009 06:50)
fa manino moa raha efa ela no nosaborindry ra8 i ANDRY sa matahotra hivoka daholo ny SECRET any ambadika any , sa efa miandry ho grave ny lalao , misy dikany ao .
7. ravatorano ( 26/01/2009 06:54)
amizao aloha dia feno olona mandeha tongotra eny amin\'ny arabe rehetra eny satria miovaova ny arrêt bus hatreo anosy sy analakely hatraty antanimena aty.
ny magros behoririka sia misy fahasimbana satria nisy andian \'olona nolazaina fa nitoraka sy nanimba azy omaly alina izay tsy fantatra na hoe iza na iza - tsy honohono io ra ainaheri.
momba ilay resak\'i annie dia malaza be eto tana io amizao ary eny amin\'ny radio trottoir no andrenesana izany ary mahoraka ety amin\'ny tanana izany izao.Efa niteny moa ny fitondrana fa hanao fisamborana ka dia ho hita ary ny gazetiko nivoaka anio dia nilaza fa nisy didy fampisamborana olona.
Ny zava-niseho alina koa dia ity : misy andian tanora mamotika zavatra toy ny fiara mijanona eny amin\'ny sisin dalana(behoririka,ampefiloha) izy ireny dia tsy hay intsony na tariky ny tgv na olona hafa manararaotra izao hafanana misy eto antananarivo izao ka mety mampisavoritaka ny be sy ny maro,tao ihany koa ny fitsofana siflé teny rehetra teny tamin\'ny kartie sasatsany teo andrenivohitra !
ny hitan\'ny masoko aloha anio maraina raha nandeha niasa aho dia tony ny olona na d somary hita eny rehetra eny aza ny firesadresahana momba ny raharaha mahamay izao.Ny buds no manahirana,ny barrage hitako dia eo Soarano manoloana ny bulding Ramaroson lalana midina any makany analakely iny,eo ambodivona koa dia misy barrage ka lasa etsy amin\'ny toerana malalaka kely eo anoloan\'ny jesossy mamonjy ny stationnement kofmad makany mahajanga.Izaya loha ny zavatra hitako mivantana.
Alefa tsikelikely eto ihany izay fandehany ary any amin\'ny karajia no tena hidirana mivantana angamaba !
8. tsiafoi1 ( 26/01/2009 06:55)
Calme fotsiny Annie a! Tsy ny fo no manao politika fa ny saina... Ny any Afrika no mety hasavorovoro sy korontanina, fa tsy eto Dago...

Ny olona anie na tsy mi-wawawa eny andalam-be sy eny Ambohijatovo aza, mba mandinika sy misaina izay mahasoa ny fiainana isan-tokantrano ihany e...

Ny fifandimbiasam-pahefana ekena, ary @'ny fomba demokratika sy manaraka ny lalam-panorenana ihany... Andraso ny élection de eo hiaraha-mahita ny tohin'ny tantara...

Teny fahendrena ho an'i TGV ity : Alao tsara aloa ny tokonana vao maika hananika ny vovonana... Vitao tsara aloa ny adidinao @'ny maha-Maire anao zay vao maika ny hananika ny lapa enao! Ny vahoaka tsy adala, fa raha mety ny ataonao, mirotsaka ho azy ny vato... Betsaka ny zavatra nantenaina sy nandrasana taminao, nefa aiza zany????? Ny hamerina ny efa naloan'ny vahoaka indray no mampilingilingy anao, nohon'ny fitiavan-tena sy fitiavam-bola!!! Ary mba mahandrasa tantana fa tsy mirangorango otran'ny mamba noana.
9. rixes ( 26/01/2009 07:09)
aleo ranga mba hipoka any fa ahona no bodoin'i lery daholo ny zavatra rehetra , raha vao hitan'i fa mitady hande alohan'i ela de ts manaiky ra8.
10. barry ( 26/01/2009 07:58)
tena marina mitsy io tenenin'i tsiafoi io an! ; ny eo an tananarive fotsiny aza tsy hita zay zavabitany @ maha maire azy ; ny tanana maloto ;ny tsena eny @ Coum;Andravohangy;Pochard;Isotry reny tokony ambohariny ,fotaka fotsiny eny rehefa avy ny orana;asiana WC eny andalana ho an'ny vahoka ; fa tsy Analaky sy Andravohangy ihany; Andry kamo beu!!!!! fa ny mitsikera fotsiny no hainy; maninona marina izy raha miandry @ 2012; fa tsy mitondra olona manakorotana; olona adala daholo zay manaraka azy :!: :!:
11. blue ( 26/01/2009 07:59)
Satria ny vahoaka no manakarama ny mpitondra , satria voalaza ao @ baiboly fa tokony hanaja ny mpampiasa azy ny mpiasa dia tokony mihaino ny fangatahan'ny vahoaka (patron) ny mpiasa dia ny fitondrampanjakana izany .Ny vahoaka aza mbola mahalala fomba mangataka fatsy tonga dia mibaiko.

Koa satria fampandrosoana no kendrena dia mangataka ny vahoaka :

1) Mr le président , maro loatra ny mpianatra tsy tafiditra eny @ univrsité no tsy tafiditra noho ny tsy fisian'ny fotodrafitrasa koa mangataka ny vahoaka mba atao lasa université ny lapan'ny iavoloha

2) Satria laharampahamehana ny sport , dia miangavy ihany koa ny vahoaka mba hatao lasa Gymnase ny magro manerana ny nosy

mino izahay fa sady handroso ny sport no hahay fianarana ny ankizy satria ao anaty vatana tomady no misy ny saina matsilo

Vao maika moa ampianao regime yaourt dia faly, tena faly izahay vahoaka malagasy
12. rixes ( 26/01/2009 08:28)
barry:

tena marina mitsy io tenenin'i tsiafoi io an! ; ny eo an tananarive fotsiny aza tsy hita zay zavabitany @ maha maire azy ; ny tanana maloto ;ny tsena eny @ Coum;Andravohangy;Pochard;Isotry reny tokony ambohariny ,fotaka fotsiny eny rehefa avy ny orana;asiana WC eny andalana ho an'ny vahoka ; fa tsy Analaky sy Andravohangy ihany; Andry kamo beu!!!!! fa ny mitsikera fotsiny no hainy; maninona marina izy raha miandry @ 2012; fa tsy mitondra olona manakorotana; olona adala daholo zay manaraka azy :!: :!:


ka manin ary raha avela iasa tsara ny CUA amena zay tokony anjaran'i avy @ fitondrana (SOSY) fa ny any @ faritra zay nanohana ny tim ihany no ampiana , ts ny tim ihany koa ve no nahatonga ny trosa be tao @ CUA e! fa io de zao resin'i TGV ny tim teto TANA de atao izay tsy ampiodina ny asan'i TGV amin'izay hoe tsy mavita asa .
13. barry ( 26/01/2009 08:31)
tena milay kosa iny hevitrao iny ry blue an ! tena tohanako 100% .RAHA MBA mijery ty dinika ato ty mantsy Ra8;tena milay an!
14. nyavo2000 ( 26/01/2009 09:37)

Ho an'i Blue !

Marina tokoa fa tena tsy ampy ny foto-drafitr'asa ary tokony hampiana efa manao ny fanjakana kanefa mila ampiana izany toy izany koa ny sport sns...

F'izao misy fihetsika kely tokony takiana aminao mpangataka koa, raha izaho manokana dia nahavita hatramin'ny farany ny fianarako tamin'ireo foto-drafitr'asa tsy ampy sy marefo ireo....mila miezaka, milofo, miari-tory ary midemerde fa tsy miandry tolorana lava izao izay toe-tsaina lomorin'ny tanora sasany ankehitriny izay tsy mijery lavitra, ny ezaka dia miainga amin'ny tsiraira aloha, ......koa raha ankehitriny ianao mangataka milaza te-handroso amin'ny fianarana kanefa dia terenao ny olona hanao GREVY LAVA RENY tsy hianatra ( satria noravana tsy hianatra ny mpianatra androany) sy tsy hiasa dia mifanohitra ihany ilay foto-kevitra.
Raha olona mitady ny fampandrosoana marina tsy manana izany eritreritra izany.

blue:

Satria ny vahoaka no manakarama ny mpitondra , satria voalaza ao @ baiboly fa tokony hanaja ny mpampiasa azy ny mpiasa dia tokony mihaino ny fangatahan'ny vahoaka (patron) ny mpiasa dia ny fitondrampanjakana izany .Ny vahoaka aza mbola mahalala fomba mangataka fatsy tonga dia mibaiko.

Koa satria fampandrosoana no kendrena dia mangataka ny vahoaka :

1) Mr le président , maro loatra ny mpianatra tsy tafiditra eny @ univrsité no tsy tafiditra noho ny tsy fisian'ny fotodrafitrasa koa mangataka ny vahoaka mba atao lasa université ny lapan'ny iavoloha

2) Satria laharampahamehana ny sport , dia miangavy ihany koa ny vahoaka mba hatao lasa Gymnase ny magro manerana ny nosy

mino izahay fa sady handroso ny sport no hahay fianarana ny ankizy satria ao anaty vatana tomady no misy ny saina matsilo

Vao maika moa ampianao regime yaourt dia faly, tena faly izahay vahoaka malagasy




15. andrywui ( 26/01/2009 09:50)
NyAvo2000=====mbola ao anaty ADY zao ka aleo tsy hianatra sy tsy hiasa sy tsy hihinana mitsy aloha androany raha izay no mety amin'ny Fanafahana amizao Didy jadona sy Famahatrana ary Fangejana vahoaka toy ny tamin'ny andron'ny Faha Mpanjaka izao !! fa mahareta hoy ny teny fa hanana ny soa !!
ka tsy zay fianarana iray andro no hanasanao vangy eto///tsyafoi====ozy enao oe=aza maika Andry Rajoelina fa tsy adala ny vahoaka raha mety ny ataonao mirotsaka ho azy ny vato!! ka tsy hitan'ny tsyafoi anga iny 80% tamin'ny fifidianana maire iny ka mbola hiandry ankamantatra ve enao sa efa hitanao ny valiny??? (80% hoy aho satria zay no tena valimpifidianana marina)ra tsy nisy halabato)
16. tsiafoi1 ( 26/01/2009 09:55)
Tohanako 100% Ra-TGV raha ny asa ho fampandrosoana ny tananan'Antananarivo no ilofosany sy imasoany,... Rehefa tonga taona lery omena fitondrana...

Fa raha milingilingy hamerina ny efa naloa kosa... Mbay tany ry zandrikely ozy ny fitenin-jatovo

Tsy ekena ny fanosihosena ny lalàm-panorenan'i Madagasikara fa manana ny hasiny ny firenana...

17. penguin ( 26/01/2009 10:08)
Efa mandrehitra ny RNM sy MBS ry zalahy ka milofo amin'ny fampandrosoana tokoa izany.
18. ainaheri ( 26/01/2009 11:03)
Misaotra ravato nizara aa,ny tiako lazaina mou zany aleo ilay resaka tena izy no taterina satria zahay aty tsy mahita n'inn'inn,na gazety mou efa notapenam-bava ka tsy inoana zay teneniny,ny mikasika ilay mersenera ndray otrany fampitahorana io amiko,otran'io iany ny fikandratsiraka t@ 2002 iny!!
Lainga lainga fa za tsy mirevy ravalo ee,t@ Radidy enao namangalatra aza lery afaka mba manao bizina enao,ity sady mangalatra no manageja ,tsy avela manao n'inn'inn enao grrrrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0875