vonona hiaraka olona maro, mandalo fiainana, asio piment

1. tolipy ( 24/01/2009 23:00)
matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens ! mba valio aho na vavy ianao na lahy miinteresser ahy, mba sahisahy fa mandalo fiainana,
2. ndenn ( 25/01/2009 00:46)
Ahoana moa ilay matory ? dé ahoana ilay Variana ? ary ilay manambady ? inona ilay miteraka ? ary ilay hipokirity ?ary ilay mahita ?ny mandainga ?ary ilay mamaky an'io ? dé ahoana ilay mamaly ? dé ilay sahisahy ? ary farany ilay mandalo ny fiainana ? misaotra fa tena matahotra bé za .Sarotra be ny fanontanianao rehetra.Mahereza. (l) (l)
3. dadasy ( 25/01/2009 01:26)
mafy loatra angah ny zava-manjo ao tolipy ah! 8O
4. Mirananirina ( 25/01/2009 10:50)
azavao kely hoe fa tena tsy azoko mihitsy
5. kelly13 ( 25/01/2009 14:18)
dinika mampimé =)) =))
6. Koditra ( 25/01/2009 15:40)
Aôna mo lé oe fanontaniana sarotra? Ary lé oe mahereza nefa matahotra be? Ary inn lé oe zava-manjo? Dé refa tsy azo mitsy dé azavaina aôna? Ary farany lé oe dinika mampimé ? =)) =))
7. tolipy ( 25/01/2009 19:02)
dinika mampime sa mampite hiros any kelly, sarotra aminareo ve sa mody fanina daholo. Dia efa aminizao vanim-potoana miova daholo repère ny zanak'olombelona dia tsy mi s'adapter aminizany! ouverture esprit, koera, rehetra. mandalo anie isika eto e! faut pas mourir idiot hoy ny fiteny ry zareo. manambady et alors? avy eo gaga daholo hoe fa naninona no nisaraka? samy mandeha samy mitady ary rehefa mifankahita mahafinaritra be o! handramo ary aza adino mamaly ahy fa hampiova ny fiainanao, endrika ivelany daholo no hitantsika esty sy eroa, fa mafy be ny ao antrano ao, experience no hitako dia tsapako fa azo hampiarina indrindra @ isika malagasy, discretion mais surement mba hanajanao ny manodidina anao, parité miexiste dia alefaso fa manja be! biz
8. Papoose ( 25/01/2009 20:25)
ataovy mazava sy direct aza le izy raha tena ouvert tokoa ny esprit nao eee!!! enao v manentana ny olona hanao partouzy hiaraka aminao e! sa mbola misy hafa koa???
9. kelly13 ( 26/01/2009 12:10)
tolipy>mampimé ka, za tsy d tena ouvert d'esprit lôtra d tsy mazoto handroso @ zany sosokevitrao zany, hahahahaha =)) =))

mampimé oa le dinika fa koditra kou tsssss =)) =))

papoose>antsoiny eo nbjy fataovy nge e
10. Papoose ( 26/01/2009 18:08)
keliterezy, aleo izy hiantso de azoko kokoa angamba @ zay ny tiany ambara :-D
11. tolipy ( 26/01/2009 20:15)
diso hevitra izay mieritreritra hoe mitady anareo aho hanao partozy sy ny tsy haiko, bon ba hevitra hatsipy mba hanoro lalana anao @ monotonie ny fiainana, azafady aloha asa ianareo raha ohatra ahy fa vaky loha mieritreritra pbm any dago izao. fiainana mandalo izao ka asiana olana foana . ahoana hoy ianareo? sinon à bientôt rehefa tsy mi adherer @ hevitro dia vie fleuve tranquille ao alaina dia aleo potika ao ny fo. Antson'ny fo ny lohateny, j'ai pas trop compris peut être fa toa même chose foana no antondresaka. bye et biz anareo rehetra. :(
12. Noue ( 26/01/2009 20:19)
tolipy:

matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens !
sao dia izao no atao hoe nawak ee ???


13. tolipy ( 26/01/2009 20:24)
tsy azoko teninao "nawak"noue? bref raha critique dia tsy vakiako loha, samy manana heviny sa ahoana hoy ianao?
14. Noue ( 26/01/2009 20:31)
tolipy:

matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens !
fiainana daholo zany eee! ka hanao inona aza ee ?? tsy hanambady, tsy hiteraka, fa hanao inona fotsiny ee???


15. tolipy ( 26/01/2009 20:38)
fiainana daholo izany, fa mbola tsy valianao teniko hoe "nawak" tsy azonao ny teniko , manambady, miteraka tout ce que tu veux fa ambadikizay afaka hatao izay azo hatao. aleo hijanona eo io resaka io fa mampatory anareo, indrindra anao noue, sady tsy resaka politika indray ve izao no mba mafana. sa ahoana hoy ianareo, nefa moa raha mba omeo resaka vaovao ary aho.
16. Noue ( 26/01/2009 20:41)
tolipy:

matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens !
daholo ahoana moa izany ee ???


17. tolipy ( 26/01/2009 20:56)
bonne nuit , manaova cauchemar dia @ manaraka indray noue! bye!
18. Noue ( 26/01/2009 20:58)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tena antson'ny fo marina ity kle'tieee :-D :-D :-D :-D :-D
19. tolipy ( 26/01/2009 21:04)
antson'ny fo e! affinité sahady o! bizarre sao dia samy vavy isika, tsy olana! zay vao hitako sarinao, zazakely! izaho tsisy sary fa mazava fa tolipy voninkazo ny fiainana tsy hilofo efa mazava manao rêve tsara e! biz et bye!
20. Papoose ( 26/01/2009 21:44)
ekeko aza zany fa diso za @ le hoe sao de partozy, aleo aloha manontany ihany rehefa tsy azoko tsara le izy eee!!!
ka inona aza no tinao tenenina @ le hiaraka olona maro eeee, hiaraka haninona???
fantatry ny olona rehetra fa mandalo ny fiainana, nefa koa efa misy piment rahateo isan'andro fa karazana piment inona no tinao anampiana azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887