vonona hiaraka olona maro, mandalo fiainana, asio piment

21. tolipy ( 26/01/2009 22:03)
salut papoose, manaraka vaovao etsy sy eroa, mbola tsy mahita tory koa ianao! piment, zavatra hafa hiainana isanandro routine hoy aho, hiaraka olona maro, alatsinainy papoose, talata noue, asa misy te hiditra ve, hevitra nihatsoko anao io... namako ianao izao o! hatory aho bye et biz be!
22. Papoose ( 26/01/2009 23:08)
lol, mbola tsy ora fatoriana aty amiko dia za koa tsy hiforcer ny tenako hidodo, enao ngamba vao zay vao nahita tory matoa zay vao nidodo.......mazotoa aza miaraka eee! tandremo fotsiny tratran'ny piment qui n'est pas fini par 5 males! :-P
23. tolipy ( 27/01/2009 04:09)
tsy mahita tory fa mitaintaina mada ao. mbola matory papoose? any amerika angaha ianao mbola ora tsy fatoriana?
24. Noue ( 27/01/2009 09:13)
matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo
nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga
fa ahoana io eee ??? raha mahita vehivavy ahoana zany aloha eee??? ary nefa i tolipy koa anie ka vavy ao @ momba azy ee??? ka zay no tsy azoko oe vavy ianao nefa maninona no manambany tena tahak'zao oe hypocrite eee???? sy oe miteraka snss ???
nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa
fa mahita vehivavy ahoana zany eee ????
mafy loatra angah ny zava-manjo ao tolipy ah!
ka zay indrindra manko eee
dinika mampime sa mampite hiros any kelly, sarotra aminareo ve sa mody fanina daholo. Dia efa aminizao vanim-potoana miova daholo repère ny zanak'olombelona dia tsy mi s'adapter aminizany! ouverture esprit, koera, rehetra. mandalo anie isika eto e! faut pas mourir idiot hoy ny fiteny ry zareo. manambady et alors? avy eo gaga daholo hoe fa naninona no nisaraka? samy mandeha samy mitady ary rehefa mifankahita mahafinaritra be o! handramo ary aza adino mamaly ahy fa hampiova ny fiainanao, endrika ivelany daholo no hitantsika esty sy eroa, fa mafy be ny ao antrano ao, experience no hitako dia tsapako fa azo hampiarina indrindra @ isika malagasy, discretion mais surement mba hanajanao ny manodidina anao, parité miexiste dia alefaso fa manja be!
tena tsy mazava mahintsy ny zavatra tiana lazaina eee! oatran'ireny dinika tsisy lohany,tsisy vodiny ireny ity
25. Papoose ( 27/01/2009 13:41)
tolipy, zapon ka :-P
26. tolipy ( 27/01/2009 19:53)
zapon! papooose aazia! bye, noue very tsy maharaka intsony fa mizape!
27. sakaizakely ( 30/01/2009 20:38)
resaky ny mi pôrna kou ato zany :roll: :roll: :roll:
28. Papoose ( 30/01/2009 21:30)
tolipy ahoan zapan motors eeee :-D
29. Koditra ( 30/01/2009 22:17)
sakaizakely : tsy resaka mipôrna zany kosa io fa resaka masaka be fa tsika no tsy kôpy eh. =)) =))
30. roccoo ( 03/02/2009 07:36)
ôtran saika kôpy ah am zan resaka retraretr zan fa n ts azoko fotsn de i tolipy izay "zapan" de mila inona ? sa te-haninona ? sa mikapoka ireo tsy ara-dalàna ? sa ?. zah eto dago.
31. ari.malala ( 04/02/2009 07:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
32. Papoose ( 04/02/2009 22:17)
mila fahavononana koa izy angamba koa! :lol:
33. belex ( 13/03/2009 19:16)
roccoo:

ôtran saika kôpy ah am zan resaka retraretr zan fa n ts azoko fotsn de i tolipy izay "zapan" de mila inona ? sa te-haninona ? sa mikapoka ireo tsy ara-dalàna ? sa ?. zah eto dago.

efa mazava zany ko nareo ko mody nandra daholo haninona ?maninona ? sssssssss


34. belex ( 13/03/2009 19:27)
dinika mampime hono rehefa ny olona no manao izay dia reviny izay ilay kozy fa tsy sahy fotsiny izy satria izay ilay toetra maha GASY ! fa tsy blem izany fa za zo mirevy izany miaraka olona maro izany alaivo sary an-tsaina anie izany eh ? za zo efa avy teo no niala telo izahay no natory teo dia maka aina kely aho aloa avy eo miverina indray ny revy (l) :-* :*
35. belex ( 13/03/2009 19:33)
okay fa miantso indray ny kaliii ! MLAY be fa tohizana @manaraka io kozy io an
36. mahafinartr ( 13/07/2009 04:38)
zany zao ilaina miits fa t6 fialamboly azo atao fa tototry ny asa e! :lol: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3362