Dia raha miongana io d iza no hasolo azy ?
1. xxx
(
25/01/2009 16:37)
1972
1991
1996
2002
Niongana, voarara (empĂȘchĂ©) oh zay ny nialan ny filohampierenena malagasy. Azo lazaina fa tena nahatafita ny hafatra ny sefom-bopndrona sy mpitarika tamin'ireny fotoana ireny fa ny tohin'ny tantara no tsy voasoritra ka manjary lasa tapody fohy le izy de miverina foana fa amin'ity indray mitoraka ity iza nop hasolo azy. Matetika manko ny valin-teny dia hoe ny maiko aloha dia ny asa fanonganana fa avy ho hita eo koa soa dia voa fan'enina zany izao ohatra ka mbola tsy voahomana tsara indray. Ny azo antoka aloha izany dia mila vola ilay fanaovana politika. Ka tsy olona very afera sy nandendeha tany an-dafy fotsiny d'efa izy fa mba tokony ho eo. Asa razafindravahahy na ho any na tsy ho any, ry ny Hasina tsy ampy vola toa an-dry Elia, ry Rolland koa ohatr'oh zay ihany, ny andraitsitohaina ve tsy mba ho any na ry gastro pizza na koa ry axus technology. Ireny ndray zao no matanjaka fa olon-tsotra aloha mbola ho ela vao ahazaka io toerana io. Asa hoy ianareo. mba ilazao hoe iza koa no azo antenaina any?
raha reo goaika antitra reo mantsy toa tsy mino aho hoe androso ny tanana reo ko toa tsy mahay afa ts mikabary. ny ankehitriny tsy mahay afa tsy miasa de refa diso ny asa ka ahitsy de manao an'avona oh reny de farany ionganay iany ny farany. De zao ngamba efa leran'ny asa sy kabary.
Asa aloha oz nareo e! Ny anay zay eo tsy koi fa refa misy fanjakana anao sonia taratasy d'efa izy na iza io na iza satria ra ny nantenaina oh dRa8 napivandraka daolo de ozy a oe refa tsy loza no izy d'efa izy e! Ny tongalafatra aloha tsy hisy e!

novalian'i diana ny 26/01/2009 09:13
2. tsiafoi1
(
26/01/2009 08:32)
Nahomby le sarin'ady, fa mipetraka tokoa io fanontaninao io we :
AIZA ZE OLOM-BAOVAO TENA TIA TANINDRAZANA MARINA???
Raha zohina de TSY MISY. Koa raha tsy HISY ihany, Vazo mitovy ihany ve rinaotra, de nde handany andro hita rano, tsy aleo ze mampiety ny fiainana, sy hiainana ampilaminana no tohanana...
Raha fahiny tsy nahita afatsy kitapo tsihy, kapa kiranyl Bata..Ny nanoko vato nilaha-bary sy menaka manginy fotsiny, zao mba mi-style @'ny vita sinoa sy mba mahita hovidiana ihany...

3. rixes
(
26/01/2009 09:01)
fa manino moa raha i lalao ndray no atao eo de celine no praministra de vadin'i zafy ministry ny fasalamana =))
4. diana
(
26/01/2009 09:13)
http://Underlined text
Za kou oh mahitan'izay mety hiety, efa tsita iany ze ho raisina. refa mitondra kou ny manaraka refa tsy te hiala tokony hametraka barre de surveillance iany oe mbola mande fa za efa hidoboka. Ny an-dra8 reny toa tapitra nofoanany. Ny hany sisa tavela ny lakroan'imadagasikara sy telonohorefy.
message
rixes: