kambana

1. xxx ( 21/01/2009 06:04)
Miarahaba antsika rht namana,

Mba maniry ny hiteraka kambana ry reto za dia sao mba misy olona na lahy io na vavy afaka manoro hevitra hoe izao no atao na izao. Vavy kely efa 9 taona @ity manko ny zanako ary izaho efa 36 taona nefa raha mbola hiteraka indroa dia sao dia taraiky loatra ka raha kambana dia mba indray mande mipoaka dia vita e! Ny tena marina izany dia 3 ny isan-janako no iriako fa izay mahasoa ataon'Andriamanitra e!

novalian'i Tchouchou ny 01/03/2009 14:51
2. lovelyri ( 21/01/2009 07:50)
raha atao naturel alou mety ho sarotra raha ts hoe angaha efa misy kambana ao am fianakavinao

fa ny hitako raha diso ny hevitro de aleo ho anao atao in-vitro de amizay maromaro le atody azo :D
3. tianalove ( 21/01/2009 08:40)
Marina mints zany fa raha misy kambana ao amin'ny fianakavianao na ny vadinao d possible mahazo kambana ianao fa raha ts misy mints dia kely ny chance donc ts maints manao an'io "in vitro" io.
4. fahamarinana ( 21/01/2009 11:51)
:arrow: amiko manokana aloha rehefa mahazo na zaza 1 aza dia efa mahafinaritra.Firy tokoa moa no te hanana nefa tsy tafa na dia 1 monja aza !.De là hoe handeha hanao FIV indray fa te hanana kambana dia mbola tsy hay na hety na tsia.Fantaro fa lafo ihany koa ny fanaovana azy,raha tsy hoe rmiste angaha ka manana cmu (raha eto france ) dia izay vao remboursée-ny sécu...Asa moa fa samy manana ny tiany tokoa ! (l)
5. ikaretsaka ( 21/01/2009 14:05)
Andraso anontaniako ilay alikavavinay iny fa iny isaky ny miteraka de kambana 5 6 7 foana... kivazivazy izany fa marina aby ireo lazai'ny namana ireo hoe sarotra io raha tsy efa nisy kambana ny taranaka tany aloha tany..... le in vitro tsy mahasolo le in vivo koa
6. Lejoba ( 22/01/2009 13:04)
mahereza mihinana ilay pilules mi-bloqué ovulation ireny volana vitsy mialoha. Rehefa mijanona io be ny probabilité hahakambana azy na tsy sûr 100% aza.
Fa tantara be anie ilay mitaiza kambana sady dépenses double eh
7. princesseN ( 22/01/2009 15:47)
iee!sarotra ny raha2 ra oatra ka tsy mbola mis kambana mintsy ao @ fianakavianareo,fa le amniry kambana alou enjana b vo azo fa ra oe lahy na vavy mety ho mora iany ee!
sinon ra sendra ts mahazo kambana d miteraha in-2 f am-pafirin'ny an"oul zany eh!courage
8. sakaizakely ( 22/01/2009 16:06)
rachida dati aza efa 42 taona vao niteraka ny 1° kou :P :P :P
9. ikaretsaka ( 22/01/2009 16:28)
sakaizakely:

rachida dati aza efa 42 taona vao niteraka ny 1° kou :P :P :P


fa ny tentative sy ny nesoriny talohan'izay firy 8)
10. sakaizakely ( 22/01/2009 20:02)
fa ny tentative sy ny nesoriny talohan'izay firy8)


ho inonao mou izay nataony taloha tany ?
fiainany manokana tsy misy idiranao izany, ny hitamaso no resahako fa ny ankoatrizay tsy aferako sady tsy aferanao :-P :-P de tsy tokony itselitselehina :-D :-D :-D
11. xxx ( 23/01/2009 07:50)
hoy Sakaizakely
achida dati aza efa 42 taona vao niteraka ny 1° kou


Ko raha tsy Rachida i xxx amorona size ka we 42 taona 42 taona! Fa angah ry tony lasitra iray ohatra ny 4l ny toe-batany vehivavy ka izay vitan'ny 1 de tsy maintsy vitan'1
12. ari.malala ( 23/01/2009 13:04)
oulala! mba misy xxx susceptible koa ato amty serasera ity an! miaiky mints za! hatratsy amle resaka mila gyneco ka hatraty!
13. xxx ( 26/01/2009 10:52)
Misaotra antsika rht e!
Ny hoe misy kambana aloha dia misy tokoa e!Ny zanaky ny zokiko lahy dia kambana vavy. Ary raha ny filazan'ny mamanay tamiko dia toa efa nisy kambana ko tao aorianako fa tsy azo (tsy tsaroako satria za mbola kely t@zany). Ka raha araka izany v zany d mety ho poinsa l kambana?
Dia periode iny indray ary no tena tsar ahoe lahy na vavy e?

Mirary soa daholo a!
14. Lejoba ( 26/01/2009 13:34)
ka lahy sa vavy no ilaina, dia tongava aty amiko ampianariko ny fanaovana azy

=)) =)) =))
15. bomara501 ( 27/01/2009 00:37)
xxx> ny kôzin'akama aloha dia tena mi-fonce b foana am lé fotoana opportunt dia maromaro ihany ny chance idiran'ny iray @-drzala bdb...et porqoui ils seront pas 2 la-dedans :? :?
16. princesseN ( 31/01/2009 15:45)
xxx:

Misaotra antsika rht e!
Ny hoe misy kambana aloha dia misy tokoa e!Ny zanaky ny zokiko lahy dia kambana vavy. Ary raha ny filazan'ny mamanay tamiko dia toa efa nisy kambana ko tao aorianako fa tsy azo (tsy tsaroako satria za mbola kely t@zany). Ka raha araka izany v zany d mety ho poinsa l kambana?
Dia periode iny indray ary no tena tsar ahoe lahy na vavy e?

Mirary soa daholo a!


ka ra lahy na vavy d sakafo no base-ny fa 3mois aty alou minimum no anaovana azy fa manontana doko f ts tadidiko le sakafo hoanina
17. Simpona ( 02/02/2009 14:17)
Ty misy fika : mitodika miatsinanana hono refa manao de atao vao mangirandratsy
:lol: :lol: :lol: :lol:
18. Simpona ( 02/02/2009 14:19)
Vazivazi le teo fa le efa voalaza teo, ny olona nampiasa pillule hono matetika no be chance hiteraka kambana
19. Tchouchou ( 01/03/2009 14:51)
Za koa mba te hiteraka kambana zany! kambana 2 vavy zao no tiako. Mbola tsy manambady aho fa sipa fotsiny fa tiako hoe kambana rehefa miteraka.

Dadabeanay zao kambana dé firy pourcent eo zany chance azahoako kambana?

Ny fantatro fotsiny izao dé hoe raha te ahazo vevavy dé sakaf be calcium sy potassium no, oanina, misotro ronono be, yaoiurt, fromage, fruits secs tsy salé, chocolat, poissons frais, jaunes d'oeuf, légume verts, pâtes, vary, framboise, fraise, raisin,...
Hena kelikely iany. Sakafo kely sira.
Raha te hanan-janaka lahy ndray dé sakafo be sodium sy potassium no oanina (ovy, avocat, akondro, pôma, poire, abricot, fruits secs,...) , sakafo be be sira koa (poisson salé, fumé, viande, charcuterie, ...)
Rano (eau minérale) riche en calcium koa tsara atao fisotro.

Fa mila atomboka 2mois avant conception reo an!

T@documentaire t@télé nafatarako anreo dé norasiko note daôlo :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3555