MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
1. naritsimba
(
20/01/2009 17:05)
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
Fa hay ianao ry Dada,
'Lay nantenainay mianakavy mba hanarina ny anio
Ka lasa mpamosavy, kary iray manafin-kiho
Nosainina ho anjely mpiambina
Tsy handao fa hisakambina
Hay nampanary lamba
Fa fosa lahy sy tena mamba
Mampahory ny ankohonana
Sady mampitonantonana...
Hay ianao ilay mpananatra, fa tsy tia ny zava-dratsy
Ka managadra Malagasy
Amidinao ny Tanindrazana
Ny akamanao no he mitavana
'Zahay anefa ato an-trano
Toa iventesanao angano...
Ny minisitra rehetra, no mahazo tombotsoa
F'izahay 'zay zanakao, miasa saina vaky loha
Rafesinao ny reninay
Ka ory sy mangaihay
Dia i Madagasikara
Anaovanao ny antsonjay...
Dada ô! vereza faty
Aza vanona ianao
Hoy ireo vahoakanao
'Zahay nasainao nivavaka
Hay ianao mpanavakavaka
Sakadia mpanafin-kiho
Manody izao ka tadidio
F'ireo jadona natao
Tena mampihorohoro
Dia hotsarovanay rehetra, ka tsy maintsy hoe hitroatra
Ka mitarika anao, hikopak'elatra hitsoaka
Any am-pita lavitra any
Any ankoatran-drahona any
Dia matesa faingana any
Sanatria zay hitomany
Tsy dada ianao fa rafilahy
Ambany saina sy fanahy
tena hita tsotra izao
Fa olon-tsy fanao ianao
Raha mba nandia fianarana
Tsy tokony olona hanarina
Ka i Andry no hamarana, mba hananatra anao
Rajoelina izy izay
Bandy tena lalin-tsaina
Antenaina sy andrandraina
Mba hitarika anay
Handrodana mpampihorohoro
Hampijoro izay nakoro.
Ry Dada ô! aza vanona ianao
Sy ny andefimandrinao
Ary koa 'reo zanakao
Hatramin'ny zafikelinao.
18/01/09

répondu par alundeutroi le 23/01/2009 14:17
2. ainaheri
(
20/01/2009 17:45)
Tsara ilay tononkalo ,saingy feno hozona,avelao @ zao f'aza manozona mba tsy ho voahozona
4. xxx
(
20/01/2009 21:26)
Nndrisy, mampalahelo ny olona mpitsikera lava toa an'i naritsimba .Ny zanaka no mahafoy ray aman-dreny ,fa tsy ny ray amandreny no mahafoy ny zanaka.
5. naughtyboy
(
21/01/2009 03:40)
ry xxx tony de anisany le manapimaso eo anatrehany marina na voatapimaso,ka tsy minia tsy mijery fa ilay le8 nantenaina hiahy ireo zaza
malagasy mihitsy no nahafoy zanaka...ny toa anao no tena mampalahelo

6. Mandefitra
(
21/01/2009 04:18)
Nataoko ihany ny tsy hiteny fa mba tsy aritro ity :
1/ Raha misora-tena ho Kristianina aloha tsy fanao ny manozona, ary fahendrena ny manaiky ny fahefana lehibe. Miandry fifidianana rehefa tsy afapo
2/Dia mihevitra ve nareo fa bleme @ ra8 ny miala @ fitondrana?
Diso hevitra tantareka :
- Ny vola ananany
- matoa nafindrany any tamatave ny capital econimique de hanamora ny fialany eto dago io
- ny force one efa azony ampiasaina.
- ny banque centrale any tamatave dabaloaka raha tiany zany
- ny zanany faralahy efa naka visa taty maurice fa hianatra any angletera
Fa saingy zao :
- Mba hanao ahoana ity firenena ty raha avy ny korontana
- iza no hitantana ny tanana? mpanao politika iza no hanana ny fitokisan'ny vahoaka indray?
- sa averina ry saribakolin'ny f... isany?
- tadidio fa aty maurice raha misy building iray miorina, an'i banky io zay. Ary maniry otran ny anana izy eto.
Mba inona kosa no nataon'ireo banky f... teto @ firenena?
anjaranao ny mieritreritra, fa rehefa te hanao sorona aloha mazotoa, aleo zay hihafihafy hitazan-davitra aty ihany.

7. naughtyboy
(
21/01/2009 05:08)
mandefitra > mankasitraka aloha voalohany misy ampahany tsy laviko ny voalazanao eto ,fijery tsy mitanila no entiko mamaly ireo andalana notsindrianao amimpahendrena eto
1. tsy fomba tokoa ny manozona raha olonkendry , ny fahefana lehibe tsy azo adika mihitsy ho didy kofehy lehibe sy jadona ,masimandidy @ safidiny ny vahoaka ka azy irery ihany izany,fa tsy natao ho poretina lava @ fahefana izao
2 . tena blem ho azy tokoa ny miala satria ampy hanenjehana azy @ ireo raharaha rehetra maloto nataony izany(marihiko kely fa olona efa nigadra anie ity le8 ity e,raha ny lalampanorenana no jerena dia tsy afaka nilatsaka ho fidiana akory aza nefa ny vahoaka izay ataony tsinotsinona @ zao fotoana no nahatonga azy teo)
-ireo vola lazaina fa ananany dia tsy avy aiza no nitomboany fa atr@ nanamparany fahefana teo @ fitondrana @ alalan\'ireo orin\'asany misahana ny harempanjaka voararany lalana izany,volambahoaka ireny...fa tsy azy
ireo hafa voatanisa manaraka dia any fanjnakana malagasy fa tsisy misoratra aminy akory ka fanamparampahefana indray izany no ataony raha izay no kasainy atao
saingy izao
-Betsaka ireo lalana famindrampahefana ahatongavana @ izany amimpahendrenasy @ lalana manakery,satria olony filaminana ny malagasy
- Marobe izy ireny na any antoerana na aty ampitandranomasina mbola tsy very olomanga sy tia tanindrazana i Gasikara ary ny fanantenana ny ho avy tsara no fanoitra anosika azy ireo andrafitra ilay endrika vaovao ny nosintsika
-tsy ao maorisy ihany fa na any azia oh. thailand sns de manana building betsaka lavitra noho ny any maurituis(efa hitako tsara izy ireny,Port louis,grand bay sns..)nefa ra jerena lavitra izany dia vola avy @ W.B, IMF izay mamatsy ireny banky ireny no vy nahitana izany,tsy midika ho fimatra izany indrindra @ izao fianjerany kaptalisma sy ny global recession
Tsy ilaina ny miankindoha lava @ ireny mpamatsy vola ireny raha ny harena sy ny fahaizamanao no ampiroboroboana voalohany ,io no vaindohandraharaha sy fitaovana azo entina mampandroso ny ao amintsika
Anjarantsika marina no mieritreritra fa tsy sorona no ilaina fa fahatsapana tsotra ny adidy miandry antsika anarenana ny tsy nety teo aloha ,io tahotra io no nitaizany mpanjanatany antsika nefa ny fitakiana zo sy sata ny firenena sy ny vahoaka izay safidintsika dia hevitra matotra sy fitiavana tanindrazana tsy ho resiny mpanararaotra fahefana

8. Mandefitra
(
21/01/2009 05:42)
Tsara dia tsara ny eritreritra amam-pamiriana ary isaorana an i naughtyboy, saingy raha mijery ireo olona manodidina ani andry tgv dia mampanahy ihany.
Tsy olona madio, tsy olom-baovao, fa ireo dinozoro zatra miady seza ho an'ny tombotsoany manokana ihany fa tsy ho @ fampandrosoana marina ny firenena.
Sarotra ny safidy fa toy ny sokina nanani-bato ihany ny vahoaka malagasy ankehitriny :
- handroso maty renibe : satria tsy hahatari tolona irery i tgv fa tsy maintsy mila ireo voay noana tsy mitady afa tsy harapany, ampian'ny firenena mpanjanaka zay milofo fatratra @ fomba rehetra hiverenan'ilay rembiny
- hihemotra maty raibe : SATRIA ilay mpitondra nantenaina hitondra fampandrosoana maharitra nivadim-pitokisana ka nanjary nitsetsitra maharitra ny harem-pirenena ...
"Zanahary o, tahio ny tanindrazanay"

9. ravatorano
(
21/01/2009 05:54)
henjana be izy zany ra nary an !
lasa papango nifoaka ny akohokely indray v zany lery e !
:wink:

10. mampikanto21
(
21/01/2009 05:58)
Naritsimba,
Miarahaba anao. Iarahana manaiky fa misy ny zavatra tsy mety eto @ firenena @izao fotoana izao saingy kosa tsy dia fombantsika loatra ny manozona toa izao. Sady indrindra ianao mpikabary, haintsika tsara fa ny mpitondra manao ny tsy mety anie ka tsy maintsy hanao toa ny kifafa ka miasa miongana tsy miasa efa miongana rahateo e! Naritsimba a! mety mbola ho tonga toy ny voatavo nitehirizana ronono ihany izy ka ho maimbo foana fa aleo ho avy ny fotoana e!
Mirary soa e!
Mampikanto

11. xxx
(
21/01/2009 06:20)
oudryyyyyy mampalahelo be i naritsimba , miseho oe kristianina nefa jereo lay toe-tsainy , tsy mendrika ilay ataonao . Ny olona io samy mahita ny mety sy tsy mety fa mangina ihany , MAMPALAHELO
12. stephane197
(
21/01/2009 08:49)
Io na hozoninao tahaka ny inona aza, rehefa mety sy tsara ny zavatra hataony dia IZY ihany no anay , be fialonana no fijeriko anao matoa manao toa io!!! anisan'ireny olona atao hoe TSY avotra ireny ianao ry naritsimba !!!! soavalimbazaha matoa tsy mijery ny zavabita sy ny tanjona ataon'i Ra8 ( hoela velona ny filoha maminay!!!!) andraso ny fifidianana fa tsy mitady handray vonona fotsiny eo!!!!
13. naritsimba
(
21/01/2009 08:50)
hainareo ny mandamina satria tsy ianareo no niaran'ny nataony.
Efa ela aho no namoaka ny marina ary mbola iainako izany @ zao, hanaiky foana ve na dia hita izao aza fa tsy mety, ekeko kristiana aho saingy tadidio fa ny kristiana tsy mijoro milaza ny marina dia vao maika meloka eo anatrehan'Andriamanitra.
Io fivavahana io no fitaovana nentina nandemen'ny mpitondra ny saintsika.
Efa nilaza ny tsy mety ataony t@ fomba tsotra sy mazava aho t@ taona lasa saingy indrisy fa ny tenako indray no nahazo fandrahonana ho roahina @ asa, dia izany ve no mpitondra mahay sy mivavaka, tokony izy milaza fa mivavaka sady filoha lefitra mpitarika fiangonana no ahatsapa tena hoe mety ve ny nataony.
Tsy haiko aloha fa izaho dia hankahala azy sy ny taranany mandrakizay.

14. xxx
(
21/01/2009 08:59)
Aza entina @ sentimaka sy ny finoana ilay politika Ra Nary a! Io fivavahana fivavahana kristianina io ihany no efa naha voazanaka an'i gasy dia mbola io ihany koa no nentin'ireo mpitondra nifandimby teto nandemena ny Malagasy.
Apetrao any an-trano na any am-piangonana ny finoana rehefa hanao politika fa ho lalaovin-dry zalahy ianao raha vao io no fiadiana ho entinao.
"Tenin-jandry efa nahita raha"

15. naritsimba
(
21/01/2009 09:07)
xxx>> tsy misentimaka akory ny bandy fa tena sarahiko mihitsy ny politika sy ny fivavahana, satria mody mivavaka lery nefa hay zavatra hafa ny ao ambadika dia sodoka daholo koa ny olona, izay no nanoratana an'io poème io.
Tsy niresaka finoana mihitsy ange zà fa ny olona no milaza hoe mba mivavaka ihany ve dia manozona...! amiko dia izay ilay fandemen-tsaina hoe : rehefa mivavaka dia aleo hanao ny ataony ny mpitondra na dia haka ny anjaranao aza izy, na ho latsaina aza ianao, dia aza miteny fa mivavaka.
sanatria anie izany

16. andrywui
(
21/01/2009 09:12)
STEPHAN197 !!! mody fanina ve enao sa minia tsy mijery sa efa voahozona sanatria no tsy mahita fa na ny faran'ny kely indrindra amin'ny filan'ny olombelona aza tsy hita amzao de ny sakafo ampy zany!! tapa-kibo, sitrany ahay, ..zany no hiainan'ny 80% ny malagasy!! de mbola minia mikimpy ihany ve nareo ry stephan197 amzany!! tsy mitady harena be na voiture tsara tarehy na villa be ny malagasy 80% fa sakafo mahafeno kibo fotsiny no ilainy de mbola tsy omena azy ihany zany!! fa ny avion ndray no novaina tena milay be noh le teo!! aza manao vaindrahalahy tsy maharary rah anisanle manana ny ampy sy aradalana ny fiainanao! fa Malagasy iray isika rehetra ireto! ka mba maharary amin'ny fahorian'ny malagasy tsy mahita arapaka isan'andro
17. naughtyboy
(
21/01/2009 09:41)
mandefitra > marina izay voalazanao nefa ,tsy azo jerena fotsiny ny fananany tena horobainy ireto fahavalombahoaka ,tsisy hafa @ voalazako tatsy ambadika
averiko eto
ny vinavinako fotsiny @ izao hetsika izao de ataony reo goaika antitra(ndrema,R.Ratsiraka... sy ireo faribolana ao akaikiny fitondrana @ izao fotoana sy teo aloha..) ankalana fotsiny/bouc emissaire i Andry TGV solofo dimbimy antanimarivo salosana(oops.A.rivo) isosohany ny mamba ,tsara ny intention i Andry fa ireo manodidina azy @ izao fotoana no tokony hahamailo azy tanteraka voalohany sy ny vahoaka rehetra miandrandra ny fiavotana tsy hanaiky ho rebirebeny be molotry ny kabary politika ary ny mitonona ho mpanohitra manatelina ny marina refa mahita tombotsoa na seza..io aloha no fingana sy fandrika voalohany mila hazavainy ireto ho mitonotena ho mpitarika ny mpanohitra raha tsara fikasana sy manana fitiavantanindrazana izy ireo,POROFO ALOHA VAO FAMPANATENANA RA TE AHITA FIOVANA...

18. bozyboleta
(
21/01/2009 09:54)
satria mody mivavaka lery nefa hay zavatra hafa ny ao ambadika dia sodoka daholo koa ny olona, izay no nanoratana an'io poème io
Andray! Misora-tena ho Kristiana sy mpivavaka enao nefa manao ny tsy fanao manoatra noho le filazanao an'io olona ozoninao io.
De hanozona??? @ zay ndray hozonina hatr@ andefimandriny sy ny zanany sy ny zafikeliny???
Tandremo sao manao effet de boomerang ny atao ka miverina aminao nitoraka azy !!!
20. xxx
(
21/01/2009 10:27)
Izay ilay demokrasia e! samy afaka miteny izay manana ambara! raha izay no tsy tantin'ny fitondrana @ zao dia tokony nataony mazava hatrany amboalohany ny filamatra fa "DIKTATIORA KRISTIANISMA MPIVADI-DELA" i Madagasikara dia mazava ny resaka.