MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
21. lolabe
(
21/01/2009 10:35)
Aza kianina ranga i Naritsimba fa aleo hande amin'izany a, zahay aty Madagasikara efa minan'ny tadinay ko mbola hiaro an'i ra-8 ahoana koa le, ny mpanakarena anie manakarena eny foana e, manana canal sat sy parabole fa ny mafiady efa mila hitrotrongy amin'ny tany mintsy, raha tsy hilaza ireo 4'mi eran'ity tanana ty fotsiny za, zay efa tena minana maloto mintsy, mba nisy fitsinjovana an'izany ve nataon'ity fanjakana ity hatramin'izay naha teo @ fitondrana azy nefa jereo ny ataon'i Andry Rajoelina ra vao tonga teo amin'io mairie io izy tsy ny resaka sosialy no nataony voalohany? miezaka manampy ireo sahirana ara-pivelomana @ fanomezana azy ny sakafo @ vidiny zakan'ny mafiady. Ka mba misaina amin'izay nareo mpanohana an'i ra-8 sy ny forongony ireo fa ny orinasany no tena nataony zay niroborobony ary nalainy daholo ny fananam-panjakana rehetra nataony ho fananan'i TIKO, tsy hitsinjo ny vahoaka ny nahatongavan'io teo @ fitondrana teo fa ny hamotika vahoaka ka mba misaina amin'izay fa tsy rehefa mahavita lalana akory nareo sy mahavita hotely 5 kintana de mizesita fa mandroso ty firenena ty fa mba jereo ny vahoaka ao oe manam-bola toy ny sasany mahavidy 4X4 sy ny canal sat sy ny sisa ve? Firy isanjaton'ny vahoaka moa ireo izay milaza fa manana eto ary firy isanjaton'ny vahoaka ny tena ao anatin'ny fahantrana mitady izay harapaka isan'andro? Manohana avy hatrany an'i Andry TGV zahay fa kosa Mr Andry Rajoelina, aoka re mba tsy hiaraka aminao ao ireo mpanao politika efa nalohan'ny vahoaka ireo fa aoka ianao hande irery fa tsy maintsy hanohana anao foana izahay vahoaka
22. xxx
(
21/01/2009 10:54)
Lasitra iray @ ra 8 i tgv ka aza miraparapa mafy aloha ry papa! vao 2 na 3 taona eto @ sehatra politika i lery ka mbola tsy tena mazava ny tena jeu-ny. Misy zavatra tsara nataony sy vitany nefa tsy midika akory izany fa tokony hitondra ny firenana i lery.
Miheritrereta tsara fa sao hanao 2002 bis eo indray. I ra8 no A/tra t@ zany nefa inona no nitranga???
Ento ampisainana e!

23. naughtyboy
(
21/01/2009 11:04)
izay koa marina ry xxx,ny tena olona andrandraiko raha ny hevitro manokana dia i Pierrot Rajaonarivelo fa manana traik'efa sy ny mahaizy azy ary aiza izao lery iny???? :roll:
24. ravol
(
21/01/2009 11:13)
Tsy mitrangatranga foana izao zava-misy @ izao fotoana izao, fa tao ny omaly sy ny lasa rehetra, tsy tongatonga ho azy ny aingam-panahy fa taratry ny zava-misy eo @ fiaraha-monina izay iainana isan'andro, tsotra sady mivantana io tonokalon i' Naritsimba io, ary tafita sy hita ao ny zavatra iainan'ny Malagasy @ izao fotoana izao.
"AZA MITSARA AZY (Naritsimba) MBA TSY HO TSARAINA" f'efa tena mafy ange zara fa mihinan-kanina isan'andro izany e! lazaina amin'ny olona fa efa tsy tanty intsony.
Tsy momba an'iza na iza aho fa manamafy ny zava-misy sy mitranga eto Madagasikara, tsy rariny intsony.
Ny ankabeazan'ny mpiady hevitra eto dia hita taratra fa mbola mihinana sy manank'atokona, ka mba jereo ireo mpiray tanindrazana mizaka ny tsy eran'ny aina, @ zavatra ataon'ity fitondrana ity indrindra fa ny filoham-pirenena.
Tsy mety ity fitondrana ity na inona na inona lazain'ny Mpitondra, noho izany mila ovaina, aza matahotra na manahy ny ampitso izany raha tsy ho eo intsony Ra8, ry Malagasy, tsy izy irery no olona, mangataha ary mivavaha fa tsy maintsy hahazo mpitondra hendry sy mahay ity firenena ity.

25. xxx
(
21/01/2009 11:30)
Ravol> eny, nisy ny olona teto no nitsara azy fa ao koa ireo izay manohana azy no sady manoro hevitra azy ary mahatsapa sy samy ory miaraka aminy koa.
Ilay hoe mangataka fivavahana dia mbola averiko ihany fa ihany fa tsy tokony afangaro ny fivavahana sy ny politika fa hamboarin-dry zalahy matavy ianao raha io no hitondranao ny fiananao.
Io mantsy no tena maha rabaka ity firenena ity.
Naughtyboy> Tsy haiko loatra aloha ny jeu-n'i ra Pierrot e! Ny ahy ny zavatra andrasako dia ireo nouvel generation tsy misy fofom-pofona mpanao politika taloha ireny. Asa mety ho nofy ihany angamba???

26. andrywui
(
21/01/2009 12:15)
mitovitovy hevitra amin'ny naughtyboy aho amle oe Pierrot Rajaonarivelo no tokony hitondra fa le ngahy iny manko manana teknika sy taktika avo lenta be,no misy traikefa maro tamin'ny fitantanana/// sady ANDRASO KOSA ALOHA fa i TGV kosa ane tsy mbola niteny na nanisy resaka oe te ho lasa President zany ,fa ny MAIRIE voafingapingana sy tsy avela hiasa malalaka ary ny Demokrasia no tena lazainy fa ny mpanombatombana sy isika eto amin Forum ihany no io mamoroporona hoe hanao Filoha io i Rajoelina, tsy misy resaka anzany aloha hatramizao fa aleo tsy alefa ny tsaho fa mapme be!!! disobe
27. olenja
(
21/01/2009 13:37)
de hoe hiandry election ve? nga ra8 niandry election t@ nanala an'i deba? fa inn kay no atahorana an'io boay kely io e? ra matoky valeur tokony tsy hikoropaka sa mieritreritra ny hidongy eo ndray? valio ary reny kôzin'i deba reny rah misy diso. samy nanao zay saim-patany ny mpitondra teto fa io hiragasin'ambany tsena, ze vou manodidina
28. tsiafoi1
(
21/01/2009 13:48)
Pierrot Rajaonarivelo = Deba
Ka mazava be anie fa tsy mbola afaka hanao Président mihitsy le TGV fa tsy ampy taona e!!! ...Mazava be zany, fa tsy maintsy mitelina ny efa naloany indray ny vahoaka, raha tsy izany de ny tainifiny (ekipany raikalahy taloha) farafaharatsiny.... Dain dain aza hitako, aza mahita a...
De inon fa tsy 1991 indray ity ny fetra..., Au lieu de nitaingina gorille rizalahy, mba nitaingina cheval blanc t@'ity indray mitoraka ity... Mba Tonga saina ry Andry a, mba peta-tsanga misori-bilana ihany ny tena, raha jerena toa gentlman, nefa de matim-bola ka ataon'ny sasany tohatra fiakarana, voahosy hatrany antampon'ny loha ny hasin'Antananarivo !!!
Tsy tafa aloa le mitelina ny efa naloa e tsy vao maika mankaloiloy be mampihoaka mihitsy ve izany!!!

29. olenja
(
21/01/2009 14:09)
La fermeture de la chaîne TV VIVA est elle légale ? Moi, je pense que le problème n’est pas là au motif que notre loi peut être appliquée sous différente forme en fonction des circonstances.
Je m’explique : voyons, en premier lieu le cas de VONINAHITSY Jean Eugène : il fut condamné par la juridiction malagasy à la fin du mandat de RATSIRAKA Didier. Allié avec le nouveau régime, il fut « blanchi » de sa condamnation par la même juridiction. Au moment où il commence à contrer le régime, il fut condamné de nouveau…mais pour autre chose !
Il y a aussi en second lieu la dernière révision de notre loi constitutionnelle. La loi prévoit la voie de referendum ou parlementaire pour cette révision. Je pose une question : quel est le motif d’avoir choisi la voie parlementaire au détriment de la voie référendaire ? est ce que l’actuel pouvoir n’a plus confiance à la population ?
Enfin, le problème de l’actuel régime n’est pas vraiment l’INJET ou VIVA ou je ne sais pas quoi, mais c’est Andry RAJOELINA lui-même ! Vous avez mentionnez un texte motivant la fermeture de la station TV VIVA pour atteinte à l’ordre public…mais etes-vous en mesure de demontrer le caractère attentatoire à l’ordre public de ce message de RATSIRAKA diffusé par VIVA TV ? C’est du critique comme tout le critique, et ce qui sent visé peut apporter leur explication car c’est ça la vraie démocratie ! Moi, je vois de chaînes TV qui projettent des films contenant de personnes totalement nues, à votre avis, cela ne constitue-t-elle pas une atteint à la bonne mœurs ? Et pourquoi ne pas infliger une sanction telle la fermeture contre cette station ? Quelle est la valeur de l’Ordonnance que vous avez mentionnée par rapport à la loi constitutionnelle qui garantit la liberté d’expression ?
la raison de tout cela, d’une part, c’est parce que notre loi n’a pas encore sa raison d’être, étant donné qu’elle peut être appliquée sous différente manière ou forme suivant la circonstance et les personnes qui en appliquent ( les magistrats) doivent trouver des motivations « légales » pour asseoir sa décision. Outre les exemples susmentionnés, que dites-vous le cas de Tantely ANDRIANARIVO, jugé par la juridiction de droit commun alors que c’est la haute cour de la justice qui est prévue par la constitution. C’est parce que les manipulateurs des lois trouvaient des moyens pour échapper à la loi constitutionnelle comme le cas de VIVA TV.
D’autre part, c’est parce que Andry RAJOELINA ose se mesurer à l’actuel détenteur du pouvoir absolu et il oubli le principe de LOUIS XIV selon lequel « le roi ne peut mal faire ».

30. nyavo2000
(
21/01/2009 16:12)
Ho an’ilay mpiteny ratsy, ilay olona mpanozona
Ny teny fihantsiany tsy mandaitra fa malemy
Satria teny fialonana, maivan-doatra tsy mampihozona
Zary fitsofan-drano ho an’ny olona kendreny

31. kidoropamba
(
21/01/2009 16:36)
TENA MILAY ILAY IZY E. HISAORANA FA TENA MAHAFINARITRA ILAY TONON-KALO.
Izao indray vao afaka misera satria voan'ny fanafodin-dry zalahy ka tsy afaka niala kidoro tao anatin'ny fotoana maromaro izay.
Tsy nomena alalana nikikika teny mahamasina satria fivavahana no natao fa tsy mitingy politika.
Izao, isaorana ny avo, fa salama vatana indray ka afak misera tsara.
HISAORANA ILAY NANAO TONON-KALO FA TENA ALOAN'NY VAHOAKA ITY RAVALO ITY ATO.

32. tsiafoi1
(
21/01/2009 17:10)
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
Romains 12 : 14
Bénissez ceux qui vous persécutent, bénissez et ne maudissez pas.
Romains 12 : 17
Ne rendez à personne le mal pour le mal. Recherchez ce qui est bien devant tous les hommes.
Romains 12 : 19
Ne vous vengez point vous-mêmes, bien-aimés, mais laissez agir la colère; car il est écrit: A moi la vengeance, à moi la rétribution, dit le Seigneur.
Romains 12 : 21
Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien.

33. xxx
(
21/01/2009 17:22)
ary tsiafoi kay masina be an!! ary tsy hanala anao tsony aho sao miolakatoka eo klé
34. alundeutroi
(
21/01/2009 18:41)
Atoa Naritsimba,
Misy karazan'olona roa eto amin'ity tany ity:
- Ireo izay efa nifoha ny masompanahiny ( conscience supérieure ) ka efa mahita sy ao anatin'ny fahazavana ( conscience universelle).
- Sy ireo izay mbola ao anatin'ny fahamaizinampanahy, ireo izay antsoina hoe anthropoïdes.
Ireto farany ireto dia ny karazan'olona tsy manana Soatoavina anaty ( valeurs morales) toy ny fanajana sy fitiavana ny mpiarabelona aminy, toy ny fandalàna sy ny fahatsapana ny MARINA.Ireo ilay zara fa olona namantsika an'i Jesoa tamin'ny hazo fijaliana.
Ary mivavaka aho ny tsy hiverenan'i Jesoa ety an-tany amin'izao fotoana izao satria dia mbola ho voafantsika indray izy raha manao izany, nohon'ny mbola fisian'ny karazan'olona toa anao.

35. rangorivao69
(
22/01/2009 12:18)
Marina daholo lesy zany voalazan'ny olona zany ry Naritsimba a! ary raha ol mpivavaka elà tsy hanozona olona fa hivavaka mba hiovan'iny olona iny, asa de efa tena mafy tokoa angaha ny manjo anlà matoa manozona ohatr'izany elà? tadidio lesy fa tsisy olona tonga lafatra a! fa miezaka ny ho tonga lafatra , ary rehefa tsy tantinlà ny eto @ tanàna de mitadiava hevitra mankany ivelany e? anefa hoy aho de mety hitovy ihany ny eto sy ny any!
tsiky lesy de ampy a! ary tandremo ny fo fa gravy be io raha mipika tampoka eo ny lalandra @ fonelà fa tena ohatry ny latsa paka be loatra aminelà ilay fankahalana anefa mbola ho ela RA8 vao ho tsy hintondra intsony!

36. andrywui
(
22/01/2009 12:27)
mbola ho ela ra8 vao tsy hitondra intsony??? fa paiso zany amla ry le porno ty ireo olona bedabe mitady lalana isan'andro hanonganana andra8 ty sa heverinla fa tsy vahoaka anga no Andriamanjaka ry lety ?? ze tapaky ny vahoaka ry akama de tsy maintsy eken'ny ra8 na hiodina aiza izy na ho aiza a!!
misy fotsiny ny prosedira arahina mba hanaradalana no tsy mampirohotra ny pokna fa ra ny ao ampon'ny vahoaka 80% efa ela no vaky ny fefiloha !!

37. rangorivao69
(
22/01/2009 12:40)
OK lesy bain a! samy ho velon'aina eto daholo e! anefa tadidio lesy fa sao mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony a! tsy de hitako aloha h@ zao hoe hatraiza ny tena valeur n'ireo mpanohatra ireo e! elà mantsy ao anatiny de misehoseho ery! samy mbola ho velon'aina eto lessss a! de ho hita eo iza no tena mahery!
Vive RA8
Vive RA8
38. naritsimba
(
22/01/2009 12:47)
Mampalahelo ihany ny fijerin'ny sasany izay minia mikimpy eo anatrahan'ny tsy rariny:
-Moa ve mba fantatrareo fa mpiasan'ny TELMA 900 no noterena nandeha nisotro ronono tsy fidiny satria tsy naloan'ny fanjakana ny anjara volany t@ fifanarahana nifanaovan'ny orinasa nividy azy sy ny fanjakana.
Raha naloan'ny fanjakana ny anjara volany tsy nijaly ireo mpiasa nalàna ankolaka ireo, misy anefa @ ireo mbola kely anaka, ny tsy manan-trano sns..
Aleo tsorina fa mpiaro ny zon'ny mpiasa no andraikitro ary dia tsy misy mihitsy ny fanajana ny zon'ny mpiasa fa dia ataon'ny mpampiasa azy @ zay anaovana azy, ary raha mitaraina any @ fanjakana ianao dia tsy manana ny rariny. Ary dia itadiavana lalana ny andraoahana azy, niainako izany ary mbola hiainako.
Ka na hitsara aza ianareo hoe mba mivavaka ihany ny tenako, dia tsy hikipy eo anoloan'ny tsy rariny aho.
Mahatsiaro miadana sy manana ny ampy ianareo izay miaro ny mpitondra dia tsy mahita ny fahorian'ny hafa, tadidio anefa fa misy farany ny zavatra rehetra, ary mùbola haveriko, tsy zakanareo ny valin'izao raha minia mikimpy eo anoloan'ny tsy rariny ianareo.

39. alundeutroi
(
23/01/2009 14:17)
Raha ny fantatry ny maro eto amin'ity firenena ity dia maro ireo fikambanana azo hatonina raha misy ny ianjadian'ny tsy rariny. Aza atao tsinontsinona koa ny lalàna misy fa ny lalàna no fototra iray iankinan'ny fandrosoana. Tsy ny fanozonanao sy fankahalanao no vahaolana fa ny fampisehoanao ny famendrehanao sy ny fanajanao ny mpiarabelona aminao. Ny olon-kendry dia tsy maintsy eken-teny eo amin'ny fiaraha-monina. Tsy izaho no ampianatra izany, koa ento ampahendrena ny alahelonao, zonao ny milaza ny tsy fahafaham-ponao fa ento eo amin'ny sofina tokony handre azy izany, sy olona na vondron'olona tokony hitondra ny vokatra tadiavinao. Diso hevitra ianao raha mino fa olona manana ny ampy izay miaro io fitondrana io saingy kosa olona nahita ny mafy lavitra noho ny zavatra mihatra aminao. Raha mihezaka kely fotsiny ianao manao jeritodika ny tantaran'ity firenena ity dia ho hitanao fa tsy mbola nandia izao zavatra hiainany izao ny Malagasy. Marina fa be ny mbola ianjadian'ny fahantrana sy ny tsy rariny nefa tsarovy anefa fa tsy rahampitso dia ho paradisa ny eto raha niala tamin'ny ampolotaonany maro tao anaty fangirifirina. Ny olo-mendrika anefa dia mihezaka hatrany hanorina fa tsy handrava ary mihezaka ny hitsara ny zava-misy eto amin'ny firenena amin'ny saina tsy miangatra. Ny olona ve ? Manaova ange ianao fanandramana; mamorona hevitra taingina iray, ohatra : "Andao hanompo sy hivavaka amin'ny alika" - Amboary tsara ny fomba hilazana io hevitra io, manomeza ohatra takatry olona amin'ny soa sy HARENA ho azony. DIA MINOA AHY IANAREO! FA TSY HO VITSY MIHITSY NY OLONA HANARAKA ANAREO "hanompo sy hivavaka amin'ny alika"