Ireto vazaha ireto

1. xxx ( 20/01/2009 16:44)
Manao ahoana daholy, tsy izany ry reto fa nanao pari tamin'ny namako vazaha ny tenako ka resy tamin'izany zvtr natao izany :( ..ka dia voatery hanao sakafo. Sakafo gasy izany e! hatramin'ny entrée ka hatramin'ny dessert, ka mba inona re no mba afaka ho atoronareo aminà, lhl ny tena ka tsy dia havanana firy. Nefa ilay izy tsy maintsy mba atao milay.
Misaotra mialoha.
novalian'i Lejoba ny 25/02/2009 12:56
2. kelly13 ( 20/01/2009 17:45)
entree: ovy sy sardine sy céléri ary mayonezy
plat de rezistansa: vary + ravitoto sy henakisoa sy lait de coco d asio rougaille (vôabia sy tongolo maintso), sakay tsilanindimilahy na pilokely
dessera: mananasy na pôma na akondro (samy mamôfy ny azy sauf ny mananasy ze enao iany no mamôfy sy mitetika azy)

tsy milay v zao???
3. tianalove ( 21/01/2009 09:00)
Entrée: composé
Resistance: vary de ny laoka trondro maina rony
Desera: koba ravina
4. ikaretsaka ( 21/01/2009 14:14)
Tonga de io atao de sady speed no rapide no tena gasy
Entree: lasary karoty na cocombre notetitetehina
Vary sy ropatsa sy ovy sy anamalaho le atao piscine be ao anaty vilia jobo ireny
Dessert akondro...
Tansion fa nahabotrabotra izany an
5. karinah ( 21/01/2009 18:28)
Hmmmmmmmmmmmmm.....mampilendalenda izany kaly ato izany!
Idée iray koa:
Entrée: salade voatabia, asiana tranche-na atody natao oeuf durs, vonaigrette à la moutarde, rarahana persils ciselés

Plat re résistance: riz cantonnais + crevettes au curry ( décortikena ny crevettes, esorina ny lohany, dia ampangotrahina ho masaka, tsihifina ny rano avy eo, atokana anaty bol lehibe, manao sauce tongolo sy voatabia, asiana curry rehefa hiala eo ambony afo, salé-na poivré-na, akambana à ny crevettes, vita)

Dessert: fruits tsotra, papay, na clémentines, etc...

Mazotoa eeeeee..
:miam: :miam: :miam:
6. ikaretsaka ( 21/01/2009 22:43)
Sarotra be zany
7. booboo ( 22/01/2009 12:40)
hihihihihihi

entrée : kompoze
vary sy laoka : vary maina be + lasary voatabia + trondro nahandro gasy / hena kisoa sy poarô / hena omby ritra / akoho sy voanjo / hena baolina saosy / + ro matsatso.
Dessert : voankazo sy koba

Tsara atao misy karazany roa fara-fahakeliny ilay laoka sao misy tsy tia, dia mba afaka misafidy ny vahiny
8. Lejoba ( 22/01/2009 13:09)
karinah : riz cantonnais @ ahoana ary? Koa hoe sakafo gasy

entrée : ovy andrahoina + macédoine sy betterave efa vita + mayonnaise
résistance : omby ritra sy rougail + ranon'ampango fa tsy misy vin de table
dessert : akondro

raha te handrebireby dia lazao fa ny tena sakafo gasy dia sosoa sy kitoza, tsisy entrée sy dessert
Ok lol
9. karinah ( 24/01/2009 21:35)
lejoba: :-D :-D .. ny maionezy koa aza tsy gasy knou! :-D
10. karinah ( 24/01/2009 21:41)
booboo: hihihi, imehezan-njy fotsiny za!lol
Ika: ka mba mila fikarakarana kosa knou! :-D
11. karinah ( 24/01/2009 21:43)
Vary sy ropatsa sy ovy sy anamalaho le atao piscine be ao anaty vilia jobo ireny

Ika: mampiome koa lay oe piscine! :lol:
12. ikaretsaka ( 25/01/2009 20:53)
Ko zany ko... alaivo sary antsaina le piscine sirpeuplE rehefa ete ireny raha tsy mitovy
13. hana ( 26/01/2009 13:57)
miarahaba ny namana rehetra
raha mba tiana ho tsara endrika sy tsiro, tian'ny vazaha, nefa tsy manahirana dia izao no soso-kevitro :
entrée: crudités karoty rapée, laisoa rapé, salady, voatabia tetehina boribory, persil kely atao haingony. Tandremo fa raha asianao concombre dia mila alona sira mialoha be ny fanaon'ny vazaha fa tsy zakany hono raha tsy izany fa mavesatra (tetehina dia asiana sira dia avela hipetraka 1 alina na maraina, lasa mifotetaka kely mihitsy avy eo). présentation : alaharo kilavalava eo ambony plat toy ny rayures fotsiny dia ravaho persil kely sy mayonnaise
résistance : vary + henan-kisoa tsy matavy sy anana izay hita na chou de chine na anandrano + rougail. Loary anaty plat na saladier ny vary fa aza entina eny ambony latabatra ny rice cooker
dessert : voankazo nature : akondro + voasary + paoma. sasao madio daholo dia tapaho fotsiny ny lohan'ny akondro. Apetraho anaty plat toy ny saina malagasy : fotsy = akondro, mena : voasary, maitso = paoma, na voankazo hafa

Raha mitady apéritif izy dia omeo bonbon anglais sy caca pigeon. Fa rano ihany no sotroina eo am-pihinanana.

Dia mahavità be ary mazotoa homana eh.

Mba tantarao anay hoe izay niseho avy eo
14. diamondra27 ( 29/01/2009 13:17)
zao atao e
aperitf: samosa,nem,boulette , katlesa ze azonao atao ihany io sy ze tianao ary mampahaingana azy
entrée: macedoine de legume asiana betterave de afangaro, deco atody sy persil
plat: vary maina sy ron'akoho ===> mividy le fen'akoho kely ireny na elany de asiana sakamalaho, na vary sy hena ritra asiana rony
tsy asiana divay fa ranon'ampango aroso
tsy asiana fromazy zany apres ny plat de
dessert: glasy exotic na macedoine des fruits

tena we ady gasy ireo hoe an, dia asaivo mi -gouter mihintsy fa mety tsy ho tianjareo ny ranonampango fa hoe mainty e sns fa anjaranao ny manazava azy hoe tena digestif io hoe sady mahasalama, mahafaka aretikibo
haitraitra hoe izany jus de fruits izany aminay fa ireo no sakafo haninay any antanindrazana

dia ireo efa nomen'ny namana ireo moa hoe ravitoto,voanjobory, sns azo atao koa
ny lasary karoty sy laisoa koa azo atao entrée
15. fahamarinana ( 29/01/2009 13:38)
:arrow: xxxmpandefa : tsy afaka manasa namana serasera ve ! za efa parée ato an...tsy mahay mahandro fa dia mahay homana hany zany !!! :) (l)
16. xxx ( 23/02/2009 10:28)
Entrée : avocat + crevettes de M/car + sauce vinaigrette
Plat : vary sy hena ritra , na hena kisoa sy épinard + lasary voatabia
Dessert : Koba @ boaty (hafanaina kely)
17. Lejoba ( 25/02/2009 12:56)
nanao ahoana izy tao ra-xxx mpanoratra ah, lazao anay izay nataon'ialahy sao mba tratra koa izahay any aoriana dia efa misy sopapa aloha ity
OK lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3247