evacuation sanitaire

1. xxx ( 20/01/2009 16:38)
miarahaba,

saika hanontany aho ry zareo hoe manao ahoana, sy rehefa inona no azo atao ny evacuation sanitaire. azo atao ve izy io raha resaka infarctus? satria ilay olona izany voan'io aretina io dia nolazain'ny dokotera fa mitentina 60millions FMG ny soins rehetra atao aminy (coronarographie sy ny suite rehetra any @ polyclinique ilafy) dia tianay atao evacuation aty izy. nahare resaka anefa aho hoe raha mbola soins vita any madagascar dia tsy omendry zareo io evacuation io. nefa ataoko fa ra atao evacuation izy dia tsy hahatratra io 60millions io ny vola lany eny fa na dia compter-na ao aza ny billets.

dia misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:38
2. ari.malala ( 21/01/2009 06:27)
xxx, zaza sa olon-dehibe ilay mila alefa tsaboina any am-pita? maninona raha manatona ny association terre des hommes? ry zareo toa mikarakara an'izany mantsy!
3. xxx ( 22/01/2009 15:52)
olondehibe le ho atao io evacuation io ry ari.malala! misaotra nanome io "association terre des hommes" io fa andeha ho jereko

:)
4. Papoose ( 22/01/2009 16:41)
mety mahatratra ihany arakaraky ny dokotera sy ny hopitaly aleha!!!
5. xxx ( 23/01/2009 06:38)
toa ohatra ny ankizy ihany no karakarain'ilay association terre des hommes raha ny fahitako azy. Fa misaotra na izany aza.

Papoose, tena henjana be anie zany 6000 euros izany e, karama eo @ 6 mois eo! nefa moa aina no tsinjovina dia mety ho bokan'ny trosa ihany ny farany :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2665