Politika,orinasa,bizna,fivavahana,ody ratsy..miaraka ve ?

1. andrywui ( 21/01/2009 12:44)
ny roa voalohany aloha ekeko fa mety azao afangaro ihany fa eo aminle fahatelo oe bizna defa mazava fa tafiditra aminio le Daewoo, ny fahaefatra oe fivavahana defa tsy izy mihitsy satri be de be ny antokompivavahana ary manana ny ZO maha olona doul ireo ka tsy azo atao atsisiny na secte na insecte, ny fahatelo ny ody ratsy io tsy haiko fa efa nisy adihevitr'ilay rangahy lehibe iray zay teto namotsapotsaka ny marina momba an'io resaka maimbo io .......
novalian'i xxx ny 22/01/2009 13:30
2. xxx ( 21/01/2009 12:46)
vitan zalah n mampiark an'io rehf ts t handre n feon fieritrretan iz :twisted:
3. xxx ( 21/01/2009 13:14)
ATAOVY ADIHEVITRA TSY MIFANEBAKA SY MIFANALA FOTSINY ARY LE IZY DE MANDEHA TSARA
ny politika anefa raha tsy misy mpanandro hono miaraka aminy tsy mande
ary raha tsy mivavaka koa tsy tafa voaka ny baolina
4. tsiafoi1 ( 21/01/2009 13:19)
Ka moa ve tsy hita niara-nivavaka teny @' kianja mitafon'i Mahamasina avokoa reo lohandohan'ny mpisorona rehetra (Sady business man daolo izy ireo satria samy tompona Orinasa avokoa, no lehibe-na antoko politika, tsy vitsy @'ireo ihany koa no mpanasina ladoany, mba manaova fanadiahadiana @'ireny mpiandry ladoany ireny, ny mpanenjika boƮte de nuit...) Ka raha izany mety miaraka ihany zany reo rehefa tian-dRaolombelona ampiarahana koa!!! hahahah Mitovy sady sahala...

Saingy tandremo fa zvt tsy miaraka reo raha tena mpivavaka marina! Fa matoa ampiarahan-dRaolombelona de ao raha. Mahimahina Fa ambodia mitafy odi-janak'ondry :evil: :evil: :evil:
5. leobe ( 21/01/2009 13:44)
vakio ny MADAGATE (forum KIANJA MADAGATE auteur "libre expression") fa mampieritreritra .
6. kidoropamba ( 21/01/2009 16:45)
GADRAO RAVALOMANANA fa io ihany no mampahanatra ny gasy e. aIZA RANAGAHY DIA RAOPILANY 60 MILIONA DOLARA no novidian'ny lery @ volam-bahoaka kanefa ity gasikely reraka @ fihinanana hoditr'alika. TSSSSS!

FONGORY ANY FA FANETRY BE AN'I TANY.
7. xxx ( 21/01/2009 17:46)
Io samy manana izay tompoiny eh, izay te hanompo tanambokovokom-bazaha afaka manao izany, tsy nisy nandrara hatrizay teto. Fa avelao koa ny manaraka ny an'ny razana hatrizay mba hanao ny azy.
Ny tena mahagaga dia ny mpanaraka tanam-bokovoko foana no manaratsy ny an'ny razana Malagasy, fa aleo ny razam-bazaha sitrany ahay tonga any Roma manatitra fanatitra, na any Paris mandrotsaka rakitra. Ka aleoko manompo ny ahy sitrany ahay sorona tsy mivoaka ny tanindrazana
8. andrywui ( 21/01/2009 17:57)
hazavao tsara ny tianao tenenina ry xxx6 fa otran'ny tena manimbazimba ny fivavahana kristianisma enao ra ny fadinihako azy !!! hazavao ny tena tianao tenenina fa ataoko mahamay enao
9. ndenn ( 21/01/2009 21:04)
Io ianao eo rakidorompamba fa dia mba ahoana ny stratejianao hanantanterahinao izany zavatra rehetra izany ?politika ,orinasa ,bizna ,fivavahana ,ody ratsy ,sao dia ny namanao reny kosa ary no tena nampifangaro ireto zavatra dimy nolazain'i xxx ireto ? :?:
10. xxx ( 21/01/2009 22:09)
Ho avy tsy ho ela ny fanazavana momba ity raharaha madagasikara ity !mahandrasa kely fotsiny isika. :idea:
11. rabaradaka ( 22/01/2009 08:22)
Zao dadatoa, tsaronao ve ilay hoe Ravalo et les 5V (vakana na ody, vola, voninahitra, valifaty ary vehivavy). Mamaly ny resakao io. Fa tamin'iny ange dadatoa ka nenjehin'ny mpiserasera aho hoe mpilalao ody e, aty Suisse aloha dia manao ody "gasy" ry zareo e
12. xxx ( 22/01/2009 13:30)
mba hazavao misimisy kokoa oe ry lety zany resaka( 5 v) ndra8 zany ra mba azonareo voaboasana fa toa otran mahaliana ny aheno ny tena fandehan'io iza no nahalalanareo sy ny nivoahanzany sy ny fandehany !! contrat ve zany 5v zany sa stratezia sa innn no nanaovany aniz io???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1485