Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 17/01/2009 04:37)
fanalàna fofona ellika
Slt dôly e! Mba saika hanontany re a, ahoana no anesorana fofona elika zfd? Mampiasa alamo aho fa tsy ataoko continue b d ampifamadibadiako am déodorant, kanefa misy fotoana tena miraikitra be lé ... tohiny
novalian'i kamongo ny 24/02/2011 15:34
nini78 ( 16/01/2009 23:23)
fiarahana mivavaka fpma saint quentin yvelines 18/01/2009
Faly manasa anareo hanatrika ny fanompoam-pivavahana ny alahady 18 janoary izao ao @ Espace Yves Montand @ 15h30 rue Neil Amstrong quartier POnt du routoir 78280 Guyancourt ( tsy lavitra ny Vers... tohiny
novalian'i nini78 ny 17/01/2009 22:59
xxx ( 16/01/2009 21:50)
tondrom-peo
mba mangataka tondrom-peo: "ho malalanao - 'zay" misaotra betsaka!!... tohiny
Mirananirina ( 16/01/2009 18:04)
lasa xxx daholo indray
dia ahoana no amaliana raha tsy fantatra ny mpanoratra ilay lohateny e,ilay mpamaly indray raha manao xxx dia tsy maninona. ... tohiny
gabidemony ( 16/01/2009 17:28)
AòNA NY MIALA SIGARA ???
Efa taona maro za zay mo nifoka sigara , ary roa taona lasa izay no te hiala aho fa tsy mety fa te hifoka fòna. Ao an-trano aho mahavita tsy mifoka mihintsy satry tsy misy mpifoka afatsy izaho i... tohiny
karda ( 16/01/2009 17:10)
BOTO KAMO
BOTO KAMO REFRAIN: Oy ia ee Lelika lahy ve 'ty tsy m'saina Oy ia ee Sipa 'ndray ve no mitaraindraina Oy ia ee Isan'andro miferin'aina Oy ia ee Tsy hay marary, tsy hay malaina 1) Io tsy m... tohiny
xxx ( 16/01/2009 12:04)
tiko fotsiny tsotra zao
Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana. Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy t... tohiny
novalian'i batotoa ny 29/01/2009 21:08
benasy ( 16/01/2009 11:26)
vehivavy saro-piaro diso tafahoatra...
Eny é! tena iniako atao ato mihitsy ity hevitro ity, satria aminareo vehivavy no mety ahitako ny tena marina!!!!! Saropiaro diso tafahoatra ilay sipa miaraka amiko ( efa miray trano izahay !) -Taf... tohiny
novalian'i teety ny 17/10/2013 18:46
benasy ( 16/01/2009 11:01)
Hors-sujet(s)
Betsaka ny lohahevitra miseho eto @ serasera no tsy tonga amin'ilay tanjona niheveran'ny mpamorona azy ( tsy nahazoam-bokany mihitsy indraindray ) fa lasa hors-sujet(s) ny mpamaly....!!! na zary sagis... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 22:01
Rafahafahana ( 16/01/2009 09:48)
Ny teny Malagasy
Mahatsikaritra aho fa toa tsy manoratra teny malagasy araka ny tokony ho izy isika matetika nefa te hanindraindra ny maha malagasy. Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana ... tohiny
rahery08 ( 16/01/2009 08:44)
Sarotra ho an' ny manan-karena
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady ! Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/01/2009 07:59
nelina ( 16/01/2009 08:18)
tanin'ny TARANAK'i tompokolahy RAZANADRANTO(IMERINA)
miarahaba antsika Taranak'itompokolahy RAZANADRANTO SY i Tompokovavy RAZAFINDRATAVY tratry ny taona 2009!!! Mpitondra teny ihany aho eto fa tsy tomponkevitra ka izany no hanokafako ity blogy ity haka... tohiny
novalian'i Noue ny 16/01/2009 18:57
amejah ( 16/01/2009 07:16)
MAIKA BE
bjr! J'aimerai savoir si vous pouvez m'aider a trouver un peu de taf pour m'occuper. Je cherche un assitant de direction ou autre c pas grave. Alors ecrivez moi merci... tohiny
novalian'i Seeno ny 28/02/2010 09:29
lanitra ( 15/01/2009 20:11)
kala ngita
bonjour! mba mangataka ny hiran'i olobelona ricky ... tohiny
mahanck ( 15/01/2009 17:49)
Hirahiranao
Mlay be doly le tonokira ato e!!!!!!!!! Mba apina an'io hiaran'AmbondronA io fotsn sisa de Tna mlay bbbbbbbbb!!!... tohiny
novalian'i Noue ny 16/01/2009 13:09
mahanck ( 15/01/2009 17:47)
Hirahiranao
Mlay be doly le tonokira ato e!!!!!!!!! Mba apina an'io hiaran'AmbondronA io fotsn sisa de Tna mlay bbbbbbbbb!!!... tohiny
xxx ( 15/01/2009 15:54)
misy olona zay any!
manaona daoly! za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no ts... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2009 14:38
glou ( 15/01/2009 15:37)
fiarabana tratry ny taona 2009 ny NSD Namana Serasera Dago
Araka ny fangatahan' ny be sy ny maro dia atao ny : DATY: 24 janoary 2009 TOERANA : O SAFARI (route Ambohimanga) FIAINGANA : 8h maraina SHOPRITE andravohangy PARTICIPATION : 25.000fmg na 5.000 ari... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/01/2009 13:26
naughtyboy ( 15/01/2009 15:32)
Raiso ny adidy ary antsika ny safidy ...
Fanoitra voalohany miainga any amintsika ny fahatsapana sy fandraisana ny adraikitra tandrify antsika jiaby io no antsoina oe adidy,betsaka ireo mahatsapa fa ilaina ny fiovana no fenitra ho tratrari... tohiny
penguin ( 15/01/2009 09:59)
Nolazaina TGVendrana avy eo io no fitaovana kay. Aiza é ???
Vao tonga ilay olona dia ry zalahy mpanisy sira ato @'ny serasera no nanambara hoe [u]TGVendrana[/u]. Dia gaga indray fa ireo milaza izany indray no manambara fa ampio tosika io ééé sns. Satria ton... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.2238