Hors-sujet(s)
1. benasy
(
16/01/2009 11:01)
Betsaka ny lohahevitra miseho eto @ serasera no tsy tonga amin'ilay tanjona niheveran'ny mpamorona azy ( tsy nahazoam-bokany mihitsy indraindray ) fa lasa hors-sujet(s) ny mpamaly....!!! na zary sagisangian'ny sasany aza ny hevi-dehibe ! Hany ka ny zavatra heverina hampandroso, manjary manimba indray.
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 22:01
2. diamondra27
(
16/01/2009 12:32)
kozy an , de avereno amin'ny le sujet le izy fa enao no tompon'ny sujet ko.Lazao we mba serieux ry reto fa za nge tena mila valiny e :lol:
3. AnA
(
16/01/2009 13:43)
eto kosa aloha ny dinika nataony benasy tsisy hs ehttp://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49706f03c65ea fa ny hitako indraidray dia dinika :-D :-D :-D :-D
4. Papoose
(
16/01/2009 19:59)
Benasy, marina tokoa izany fa saingy ny antony dia maro sy tsotra, ohatra @zany tonga le olona mametraka hvt dia avy izy tsy hita intsony, dia ny mpamaly lasa manontany hoe lasa aiza i X dia lasa mivoana @zay le resaka!!!
na raha hita ndray izy dia ela be na ela kely aoriandriana!
Hafa koa misy ny tanjon'ny mpiforum sasany hanal'azy sy hanadala ka mamaly @zay itiavany azy, ka tsy hitako zay hanakanana azy raha tsy mandika lalana!!!
inona ko reee!!

5. ainaheri
(
17/01/2009 06:28)
Miverina fona ty resaka ty,tsy eto rery io zamaa aa,na any @ site vazà aza misy an'io kou,ary bebasy zany maontina be an :/
6. Papoose
(
18/01/2009 01:10)
hehehe nga efa hitanao ny azy no hoe bebasy ry vieforce??? :-D :-D iny ary za fa hanomboka azy an!! :-P
7. Koditra
(
18/01/2009 09:42)
Papoose:
hehehe nga efa hitanao ny azy no hoe bebasy ry vieforce??? :-D :-D iny ary za fa hanomboka azy an!! :-P
=)) =)) =))
8. Koditra
(
18/01/2009 10:40)
benasy:
Betsaka ny lohahevitra miseho eto @ serasera no tsy tonga amin'ilay tanjona niheveran'ny mpamorona azy ( tsy nahazoam-bokany mihitsy indraindray ) fa lasa hors-sujet(s) ny mpamaly....!!! na zary sagisangian'ny sasany aza ny hevi-dehibe ! Hany ka ny zavatra heverina hampandroso, manjary manimba indray.
Tsiky dia ampy! Tsapa hoe misy dikany lehibe ary nahay nisafidy mihitsy ny tomponandraikitra nifidy an'io "slogan" io.
Ny hevitra tera-bary, tsy ho voatery hitovy @hevitry ny hafa ny hevitsika, raha nahafapo antsika ny heviny dia faly sy maneho fisaorana isika; raha tsy mitovy, vakina tsara sao dia hevitra tsara azo raisina ihany nefa tsy takatry ny saintsika; raha sanatria mety nahatezitra, tsy aleo Tsiky dia ampy?
Maro ny fomba azo hamaliana hevitra eto, ao ny valiny matotra be ohatran'ny mahazatra an'benasy, ao ireo valiny manebaka sy manabatibaty toy ny fahita atsy @Dinika Politika, ao ireo tia mamaly @ alalan'ny sangisangy zaritenany nefa mahavaly, na mivantana na ankolaka, an'ilay hevitra izay anisan'ny ankafiziko ny mamaky an'ireny.
Hoy benasy hoe "Hors sujet", raha tena tsy azon'ilay olona ny "sujet" dia angamba tsy tokony anomezana tsiny azy izay, mino aho nefa fa ilay HS manalazy no tena tian'i benasy holazaina, ireny HS sy fanalanazy kely ireny ry benasy ilay hatao hoe "crème" mba hampatsirotsiro kokoa ny "gateaux", tsy mampiova na tsy hoe tsy mamparisika ny mpiforum handray anjara mihitsy ireny fa matoa izy tsy mamaly dia ny hevitra izany no tsy mbola ananany. Ohatra iray : raisiko hoe nametraka dinika tahak'izao aho : "Mitady bisikileta faran'izay maika ato anatin'ny 2 andro aho, misaotra mialoha (malaelo an'ilay akamako kelly13 zay zà @ io fisaorana mialoha io)", namaly Rakoto nanao hoe "manana aho, omeko anao fotsiny fa ilay izy manky visy", faly be aho raha vao nahita an'io nefa rehefa nojereko ilay firenena misy an'i Rakoto dia any France, izaho aty Madagasikara. Tokony ho tezitra ve aho ry benasy sa tokony ho tapa-tsinay @ fihomehezana na dia ilaiko maika aza ilay bisikileta? Izay ilay sangisangy mafinaritra ahy ato @serasera Tsiky dia ampy ity. Dia niandry valiny manaraka indray aho, tsy nisy intsony, dia ho tezitra @Rakoto ve aho ry benasy fa hoe tsy nahazoam-bokany ilay Diniko fa nosangisangiany? Ny valiny dia tsia, matoa aho tsy nahazo bisikileta dia tsotra ny antony, misy olona manana bisikileta eto madagasikara fa na izy tsy mpamaky forum, na tsy hamidiny ny bisikiletany.
Sao dia lavabe fa ajanoko @zay.
Tsiky dia ampy oà :)
9. fahamarinana
(
18/01/2009 10:47)
:arrow: tena lava mihintsy ilay izy ! :°),ary tena serieux kay ity koditra ity..:-D (l)
11. naughtyboy
(
18/01/2009 16:25)
ozy koditra
Ny hevitra tera-bary, tsy ho voatery hitovy @hevitry ny hafa ny hevitsika, raha nahafapo antsika ny heviny dia faly sy maneho fisaorana isika; raha tsy mitovy, vakina tsara sao dia hevitra tsara azo raisina ihany nefa tsy takatry ny saintsika; raha sanatria mety nahatezitra, tsy aleo Tsiky dia ampy?
Maro ny fomba azo hamaliana hevitra
izay mintsiny ,ekena 100 %, ao ko ireo manao totonomby bory ka raha vao ny hafa no mamoaka hevitra tsara2 na matotra kokoa dia fanaratsiana ,zakany tsena foana nefa izany satria matoa tonga eto dia mahatanty resaka ,nena aza vao maika rangitiko sy asiko =)) =)) =)) satria misy tsy mahatsapa fa natao ifanakalozana ny hevitra io fa tsy itompoana ny rariny sy anaovana bontolo,mpandray anjara @ resaka politika io ny tenako ary manaja ny hevitry ny hafa nefa refa misy mihoapefy na mihevitra ny hafa ho bado na koa ny tenany ho maranitra loatra anambakana ny hafa dia izaho izay no voalohany mampatsiahy azy ny fefy nihoarany ary asiana foana =)) =)) fa mahalava andro io,hevitro moa izay tompokolahy sy tompokovavy ka avereno aty amiko raha misy ny mahadiso azy fa raisiko antanandroa =))

12. kotobekibo
(
18/01/2009 17:16)
Amiko aloha d misy ny fotoana hanaovana serieux fa tsy hoe serieux foana foana .
Mankaleo indray raha vao hoe tena tsy misy manala azy kely . Manjary mihena b ny kil satria vetivety d ho lany ny hevitra serieux ny vahoaka .
Aza tsiny e! :-P

15. benasy
(
19/01/2009 10:01)
Eny é! Tsy olana amiko angé 'zany é ! 'za koa 'ngé kôpy an'izany é!
Fa ny tena tiako lazaina dé hoé : aleo ilay lohahevitra ihany no ifanalàna fa tsy hivoaka lohahevitra hafa mihitsy! Fifampitaizàna koa ange 'zany é!
Poinsa fa hisy ankizy hiditra ato @ serasera; rehefa resaka manidina fotsiny no hitany ato.... dia METY hihevitra izy fa rehefa hanao resaka ao @ serasera dia resaka manidina ranoray izay fa tsy hisy ventiny mihitsy ao!
Raha diso aho, ajanony fa mandreraka; raha marina kosa, alefa 'zalah' !

16. Papoose
(
19/01/2009 16:14)
naughtyboy:
notty jerena de manga ny lanitra ry papoose a =)) =))
ny aiza aminao no jerena ? :°) mba omeo sopapa ary zay fa @zao koa tena sarotra vao mahita lanitra manga!!!! :°)
17. Mirananirina
(
19/01/2009 16:49)
Ka rehefa mihitatra ny hevitra dia lasa hors sujets enfin e;inona ary ilay simba tianao tenenina fa tsy mazava e
18. naughtyboy
(
19/01/2009 16:49)
:D izay tianao ho jerena kah tsy olana iny amiko na ambony na ambany :°)
le sopapa zany no tena tinao an :°) omena ko iny nefa tsy maintsy tonga aty amiko enao maka azy e :lol:

20. naughtyboy
(
20/01/2009 03:30)
miala tsy ra manapaka feeling kely fa ozy papoose
ny aiza aminao no jerena ? mba omeo sopapa ary zay fa @zao koa tena sarotra vao mahita lanitra manga!!!!
ozy N.B
izay tianao ho jerena kah tsy olana iny amiko na ambony na ambany
le sopapa zany no tena tinao an omena ko iny nefa tsy maintsy tonga aty amiko enao maka azy e