Nolazaina TGVendrana avy eo io no fitaovana kay. Aiza é ???

1. penguin ( 15/01/2009 09:59)
Vao tonga ilay olona dia ry zalahy mpanisy sira ato @'ny serasera no nanambara hoe TGVendrana. Dia gaga indray fa ireo milaza izany indray no manambara fa ampio tosika io ééé sns. Satria tonga any @'ny tanjona tiany haleha hoe hazerao hazerao. Mba matotra owa fa tsy ompaina avy eo hilaina indray.
2. xxx ( 15/01/2009 10:43)
ahoana ry tsimati penguin a! tratry ny taona aloha e!
3. xxx ( 15/01/2009 11:06)
TGVendrana tena marina io ataon'ny ol fitaovana fotsiny , raha tena hampandroso ny vahoakan'Tana izy inona no zavatra tena mba ilain'ny be sy ny maro ao DJ ve BOITE DE NUIT ve zany ve entina hampandroso ny tanora tena za mahita fa ny pokona ao @ ville koa de tena mbola dondrona fa misy zavatra tao nosombain'ny deba ary tsy naveriny fa ny an'ny sinoa no namenoany ny tanana inona ary § mba manontany an'ireo mpanaraka an'i TGV aho ary raha ampanofaina an'ny dewoo ary ny tany any @ faritry toamasina iza no tongafofofna voalohany iza no ao ambadika ao , maba diniho de hevero ary ry mpanohatra botolo fa tsy manao halako bika tsy tiako tarehy fotsiny eo sady tsy mahavvita nefa be fialonana manao fiharin'amboalahy antitra de anlisany ny ny tohiny
4. penguin ( 15/01/2009 12:06)
Ho an'izay efa tsy tia ilay TGV anié tsy dia mahagaga raha hifanenjika sy hifampipala. Ny ilaina mitandrina tsara dia ilay fisahotahan-dry zalahy nanaratsy avy eo any indray no misoleleka. Izany vé no tarika na olona azo hianteherana ????
Ny fahaizana sy fahalalana samy manana ny azy fa ny anao no hoe afaka atao inona moa izaho sa atao mpameno isa ho an-dry zalahy afaka ho ngezangeza. Mampalelo
5. ontsy ( 15/01/2009 13:51)
Aoka hazava ny resaka !
hoy Ilairaikalahitaloha hoe : "mora manadino ny gasy".
fa de adimpamataran'andro firy izay no nisosa no de adino sahady fa radio hosokafana anie no tadiavin'ilay lazainareo fa vendrana e.
de tatitra ho an'ny mpifidy azy sy fitokanana kianja no ataony e !
fa tsy azoko mits ka ....................
fa le tetsy alou ihany koa no niteny, ho an'izay tsy very tadipoitra de afaka manamarina izany fa : Rehefa misy zavatra tiana de ahitana lafintsarany fa rehefa misy zavatra tsy tiana dia hita izay hanatsikerana azy.
moa tsy izany no mitranga amin'ity sujet iray ity fotsiny : ny tsy tia TGV manaratsy TGV ny hafa koa tahaka izay !
alao hery ary fa marina fona ny tenin'i Deba e !
6. penguin ( 15/01/2009 15:03)
ontssss fa lasa fiderana ny DEBA ngah no nanokafanay ny loha-hevitra ? Azafady kely fa tsy mitady izany ny tenanay. Ny loza resahinay dia ilay fihantsarambelantsihy nanompa ilay olona ho TGVendrana avy eo any indray no mitady hijapy "Train". Mba menatr'olona rehefa tsy manana joookkkerraaa.
7. xxx ( 16/01/2009 14:11)
Ontsssssssss ty tena fitahan'ny tgvendrana @ ariaribe apetrako @ toi ny fanontaniana fa an'iza ny VIVA orin'asa n'iza , ary ny nifidiananan'ny vahoakan'Antananarivo azy inona misy mandeha @ laoniny ve ny asa nampanaovina azy :°)
8. penguin ( 19/01/2009 07:32)
Iza moa no midera sy voafitany fa ny tiana hambara hoe iza no naratsy azy ary iza indray no milelaka any ? Tsy izahay no milelaka any akory ra-xxx aaaa.
9. rixes ( 19/01/2009 08:41)
efa manomboka marary fo ry TIM TI tanindrazana Maizina ndry tsy nandaitra ntsony anga ny OSY MAINTY =)) ovay OMBY VAVY BE RONONO MAINTY ndray e!
10. penguin ( 19/01/2009 15:30)
Dé ahoana no nisy nianjera nandratra olona lé zavatra notokanana sy nireharehana tao Andohalo ry leireto. Mbola be anié ny hatao ééé???
11. andrywui ( 19/01/2009 16:10)
mande be ange letsy ry penguin ny resaky ry zalah reo fa nareo any manao loh na krevety e! de oe ao amin lohany iany ony zany ny tainy zany no lazaindra kidoro ary!!fa tsy zah an!!
12. tsiafoi1 ( 20/01/2009 08:12)
De tena mitombina mihitsy le we TGVendrana ry Penguin a. Tena bandy kely tiatena sy tsy mihevitra afatsy ny tombotsoany. Izy no mahazo euros any @'ny Frantsay sy ny saribakoliny any ka ny firenena no tadiaviny korontanina sy asavorovoro.
13. andrywui ( 20/01/2009 09:43)
ary agnareo anga ry tsymetyfoi sy pengoen nahita maso anzan euro volagninareo zany no mipoapoaka eo fahatany vavanareo aby io!
14. penguin ( 20/01/2009 09:49)
elah fozaorana ry andrywui aaa!!! Rehefa ataon'elah TGVendrana vé no lazain'elah fa lala-tokana ahazoana ny fitondrana fa tsy miseho ny maha-favy an'elah????
15. andrywui ( 20/01/2009 10:05)
raha fozaorana ah letsy ry Pengoenn maninn ela no mividy atao laoka fona rehefa tsisy mahita?? ary tia fozaorana iany zany lety fa be fika fotsiny!! fa ny krevety ry lety no tsy milay fa ao amin'ny lohany kosa ve ny kaka ny kleaza!! de hitako ny diskisio nareo ry Pengoenn mivaona fona zany ,avy aminle lohanareo io le oe betro kaka !! de oe miadana ony ny Malagasy fa manana porofo ony le krevety amzan,
16. tataka ( 20/01/2009 14:06)
Efa hita fa T G Vendrana kou mbola hanontaniana. andrywui ouiouioui no mpanaraka vendrana. Aza mba manaiky ho vendrana manarak'efa izany. Mijoro amin'ny mahaolona misy saina sy fanahy anao.
17. petitfano ( 20/01/2009 14:25)
Vendrana letsy TGV à ! Raha tsy vendrana ve ataon'ny dinosaure politique fitaovana. Dia mihevitra ve lisany reo fa raha miala eo Ra-8 tsy ol vendra-p...otran-dRadidy no ho avy eo. Sa i TGV zazakely tsy afa-taim-body sy vory tembo io no eo. Afk fir taona izany ? :-o
18. penguin ( 20/01/2009 15:21)
Tandremo kosa fa manana ny maha izy azy izy matoa lany Maire fa ny hoe ho lasa Président no tsy nifanarahana. Tsy antoko politika hoy lé Andry ny TGV ka avadika izany io sa hitambatra any amin'ny goaika antitra ??? Sa ny goika antitra no ho any ????
19. andrywui ( 20/01/2009 15:53)
ny anay ry lety efa vonona ny fandrodanana ka na hikaikaika mafy eo aza tsy mipody tsony ty a!! sady fantatro ane fa elah iany io mody manovanova anaranaio ry pengoennn a!! tataka e petitfano e ... kou ra tsy vendrana ko tsy ahalala oe iaalahy iany io
20. tsiafoi1 ( 21/01/2009 16:43)
Ka tena Tena Gasy Vendrana (TGV) matoa manaiky zogaina otran'io. Ahoana ny fireneko no asavorovoroko @'izay fikan'ny mpitady seza, sy very fihinanana...

Raha mba lery ahay no hiravaka ny vanginy mba nety azo noleferina ihany saingy mbola lavitry ny afo le taonany atao akory...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665