Nolazaina TGVendrana avy eo io no fitaovana kay. Aiza é ???

21. alundeutroi ( 23/01/2009 14:40)
Avereno amin'ny laoniny ny zavatra rehetra:
Inona ny loha-hevitra entin'i Andry Rajoelina hampisavorovoroana ny fiainam-bahoaka ?
An'iza ny TOMBOTSOA ?
IZA avy ireo mpitsoka afo ?
Inona no TOMBOTSOA TADIAVINY ?
Dia andramo valiana ity : INONA NO EFA ZAVA-BITANY ho an'ny firenena sy ho an'ireo vahoaka fitaovany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1632