Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
anatiko ( 12/01/2009 21:02)
tonga rafozako d akory atao ?
tratry ny taona daholo Zao e: ho avy rafozako vavy hanao vakans 3 volana ato @y. Efa gidraka be manko ny relation -nay satria nanao révolte a efa ho 7 mois izay, fa ramose mandefa vola lava any @ ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/01/2009 15:39
xxx ( 12/01/2009 18:45)
efa ao tsara ny gasy a!
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-81-tele_gasy.html... tohiny
novalian'i Noue ny 12/01/2009 19:04
MANAKASINA ( 12/01/2009 18:28)
vonjeo
t@ androny deba dia tena nihinana maloto ny malagasy, izao @ androny ravalo izao, na ilay maloto hohanina aza tsy misy, mba ahona ihany hiafarany ity gasy kely mahatra ity ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:27
niryna ( 12/01/2009 17:31)
Solo : iray ihany
Iray ao amin'ny tompo, iray ao amin'ny finoana dia i kristy,iray ao amin'ny fivavahana dia Atra iray ihany,iray ao amin'ny famonjena dia avy amin'ny finoana an'i kristy Izay no ataoko hoe solo, ampio... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2009 04:28
xxx ( 12/01/2009 17:13)
MBA FIRY NO ISANY NILAHATRA TENY @ AMBASSADE GASY PARIS EH
Iza sy iza avy no mba nilahatra tany paris eh,matahoatra aho mantsy soa dia mbola ny arema ihany no ao ambadika ao 8O 8O 8O 8O ... tohiny
novalian'i tsinjo ny 15/01/2009 12:08
Bita ( 12/01/2009 15:44)
izay zavatra efa latsaka @ tany tsy azo alaina intsony, famp
Hoy ity Rafotsibe iray t@n-jafikeliny. Izay zavatra latsaka ambony tany eny dia maloto avokoa ka tsy azo alaina ampiasaina na alaina intsony. Niaraka nankany an-tsena ary izy mianaka dia nividy mofog... tohiny
novalian'i tsinjo ny 13/01/2009 07:21
gabidemony ( 12/01/2009 15:37)
INONA NO HEVITRA METY AZO HANGALANA AN'LE8 ?
Araky ny tantara sy ny zava-misy hitan'ny maso sy ren'ny sofina dia mety ho sarotsarotra ihany ny hialan'Le8 eo @ toerany , raha tsy hoe izy no minia ny hanao izany , nefa sarotsarotra amiko ny ... tohiny
penguin ( 12/01/2009 15:06)
Mijoroa ary fantaro tsara ny olona hiarahana sao kenda ndray
Dia tena mijoroa tokoa ary fakafakao tsara ireo olona hiarahana. Sao taitaitra avy eo milaza leo ndray. Jereo ny tenanao, ny asanao sy ny fahaizanao hoe tena hanova anao vé ny hetsika sa TOHATRA no i... tohiny
gabidemony ( 12/01/2009 14:04)
SPAPA FIKòTINA SIPA V ?
Volohany vao nahita anao ny tenako Dia toy ny nisy zavatra nilaza ahy Avy ato am-poko Fa mila anao aho Tò tsy sahiko ny milaza izany Satry matahotra anao aho Tsy haiko hoe naòna. Indrisy a... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:54
bobone ( 12/01/2009 13:07)
bonaniverisera Boga
bonaniversera laholo! :D :D :D dia miaharahaba tratry ny tsingeri-taona aloha e! firy moa??? dia mirary ny fitahian'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao , na fahasalamana na fahendren'ny ankiz... tohiny
novalian'i dadie ny 24/01/2009 15:35
irdna ( 12/01/2009 11:51)
maurice
salama, mitady namana miasa sy mipetraka na mandalo aty @ nosy Maurice e. mametra tel, na adiresy mail .Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Koditra ny 14/01/2009 22:55
ARINOFY ( 12/01/2009 11:48)
ANTSAN'I KRISTY
Hono oa,iza moa no mpivady ao @ Antsan'i Kristy?Ary iza no vadin'i Voahirana lay lasa any andafy?De mankahery lalandava ny Antsan'i Kristy fa tsara be ny hirany.... tohiny
novalian'i edomoina ny 19/04/2012 08:24
ari.malala ( 12/01/2009 08:53)
Resaka volan-jaza
Miarahaba ny rehetra, ary mirary soa ho @ ity taona vaovao ity. Misy fanontaniana kely tiana apetraka azafady. Vao niova société iasana aho, nanomboka t@ 01/12/08. Ahoana ny momba ny volan-jaza t... tohiny
naritsimba ( 12/01/2009 08:39)
FOTOAM-PIVAVAHANA TAO MAHAMASINA NY 11/01/09
Natao omaly Alahady 11/01/09 ilay fotoam-pivavahana hitondrana amim-bavaka ny firenena sy ny tananan\'Antananarivo handresena ny asan\'ny maizina. Anisan\'ny nanatrika izany ny tenako, maro ny olona ... tohiny
novalian'i prime ny 19/01/2009 14:16
rhari ( 12/01/2009 07:00)
SPAM legal à Mada
Une société vient de lancer son activité à Madagascar. Il propose des services de publicité par email. Les emails cibles sont récupérés n'importe où comme sur les sites de petites annonces de... tohiny
rixes ( 12/01/2009 06:56)
Misaona ny Rok Malagasy
vaovao mampalaelo nodimandry i DEADS chanteur ny DOC HOLIDAY , Mirary fiononana feno ho an'i fianakaviana sy ny Tarika . ... tohiny
rametisy ( 12/01/2009 06:25)
gitara ba gasy
Inona no atao hoe ba gasy e?... tohiny
ramarokivy ( 11/01/2009 21:09)
zay le mama
faly miarahaba tratry ny taona vaovao2009.Saika mba hitady ilay tonokira zay le mama(le tanala)fa ilain'ilay zanako any am-pianarany,fa mianatra momba ny musique de Madagascar ry zareo de misaotra mia... tohiny
soanja ( 11/01/2009 19:07)
Boantamo
Ny Boantamo, Misy mahay manamboatra an'io ve eto azafady. Misaotra mialoha. Raha misy tsy mahalala an'io dia sakafo haninkanina vidiana eny amoron-dalana any Diego izy io ary tsy diso aho dia namb... tohiny
Fody ( 11/01/2009 18:33)
Pray as you go
Sao mba mahasoa anareo! [b]Get God on your pod![/b] Pray-as-you-go combines music, scripture and some question for reflection in a new, ten-minute prayer session every day. Play it or downl... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9798