Solo : iray ihany
1. niryna
(
12/01/2009 17:31)
Iray ao amin'ny tompo, iray ao amin'ny finoana dia i kristy,iray ao amin'ny fivavahana dia Atra iray ihany,iray ao amin'ny famonjena dia avy amin'ny finoana an'i kristy
Izay no ataoko hoe solo, ampio izay mba afaka manampy
(l) niryna
Izay no ataoko hoe solo, ampio izay mba afaka manampy
(l) niryna
novalian'i niryna ny 02/02/2009 04:28
2. ikaretsaka
(
12/01/2009 18:16)
1 ny fiangonana.. dia ilay nahoriny eo ambony vatolampy.. fa tsy ireo izany naorin drapasy leo tany ho any dia mody nampitafiana ny anarany.
4. ikaretsaka
(
12/01/2009 23:30)
Za ko aloha fanina kely fa le ' iray' naverimberiny no nandraisako azy
5. Mandefitra
(
13/01/2009 04:23)
Noheveriko fa Solo Hasambarana ilay nolazain i niryna ko hozy hoe unique kosa aloha lery :-P
Vazivazy zany fa miarahaba ny mpisera nahatratra ny taona 2009 : ny Fitahian'ny Ray, ny fiadanan'ny Tompo, ny fankaherezan'ny Fanahy Masina ho amintsika.
"Mba ho iray ihany isika rehetra ..."
Vazivazy zany fa miarahaba ny mpisera nahatratra ny taona 2009 : ny Fitahian'ny Ray, ny fiadanan'ny Tompo, ny fankaherezan'ny Fanahy Masina ho amintsika.
"Mba ho iray ihany isika rehetra ..."
6. niryna
(
13/01/2009 06:05)
ikaretsaka:
1 ny fiangonana.. dia ilay nahoriny eo ambony vatolampy.. fa tsy ireo izany naorin drapasy leo tany ho any dia mody nampitafiana ny anarany.
marina ny teninanao ka tsy rapasy na ra mompy no nanorina ny fiangonana ary tsy ny anaran'ny fiangonana koa no ho deraina fa iray ihany dia kristy velona izay miaraka aminy dia [b] iray ao amin'ny tompo .
marina koa ny teninao fa kristy no vatolampy ary ireo izay ,manaraka an'i kristy sy mino azy ary manaiky azy ho mpampnjy sy mpanjaka dia iray ihany ao amin/'i Tompo .Tsy afaka iteny hoe kristiana izany aho raha tsy mino azy IRERY
Izy irery no lalana ,ny fiainana ary fahamarinana ... Izy irery no lalana mankany any amin'ny Rainy .... only him alone :arrow: Io no antsoina hoe iray ihany no lalana mankany amin'my ray ,dia izy irery ihany izany.
Izy irery ihany koa no ahazoana famonjena ,tsy misy na iray aza ....
7. niryna
(
13/01/2009 06:08)
Fody:
Solo ??? Tsy azoko ny tianao lazaina, mba azo hazavaina kely ve?
Misaotra mialoha.
solo na unique izany tsy misy na izy na izy fa izy irery ihany .... io efa noteneniko io fody a .. seul ary e sa tsy fiteny izany ?
:D
8. niryna
(
13/01/2009 06:09)
Mandefitra:
Noheveriko fa Solo Hasambarana ilay nolazain i niryna ko hozy hoe unique kosa aloha lery :-P
Vazivazy zany fa miarahaba ny mpisera nahatratra ny taona 2009 : ny Fitahian'ny Ray, ny fiadanan'ny Tompo, ny fankaherezan'ny Fanahy Masina ho amintsika.
"Mba ho iray ihany isika rehetra ..."
he,he ,io izao dia misy faniriana fa mba ho iray ihany isika rehetra ,dia iray ao amin'ny Tompo izany
:-*
9. bobone
(
13/01/2009 07:25)
Niryna: iray koa ny fitiavana! izany hoe iraisana ny zavatra rehetra zany ve e! fa ilay solo tsy azoko loatra aloha e!
sa hoe Jeso krisy no Solo
nisolo voina antsika t@ fahotana ! sy ny helontsika , nombohona t@ hazo fijaliana! nisolo vaiky ny ankalana noho ny fitiavany antsika mba tsy ho very ! zany ve no tianao hambara aloha e!
hazavao kely hoe!!! :wink: :D

10. niryna
(
13/01/2009 07:40)
bobone:

Rehefa mihira irery izao bobone dia azo antsoina hoe manao solo e ..
dia toy izany koa no ilazako an'i kristy eto hoe Izy irery ihany ,iray ihany fa tsy misy hafa .. sa tsy fiteny ve izany hi,hi,
12. ikaretsaka
(
13/01/2009 11:23)
I prime ve tsy mody hitovy hevitra rehefa misy hanamarinany ny tenany... rehefa tsy hoe tsy manan-kalahatra intsony @ arguments be mipopoka avoakan I fody angaha...
Efa mahazatra e
Efa mahazatra e
13. fahamarinana
(
13/01/2009 11:35)
:arrow: ika: ka raha mitovy hvtr kosa ve dia voatery mody na hoe hanamari-tena ndray e !nareo kosa !! Ny resaky Fody dinika hafa kosa dia hafa ndray ny eto...Zà zao naika hamaly fa somary niandry fanampim-panazavana kely aloha dia hilaza koa hoe :
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)
14. ikaretsaka
(
13/01/2009 11:46)
fahamarinana:
:arrow: ika: ka raha mitovy hvtr kosa ve dia voatery mody na hoe hanamari-tena ndray e !nareo kosa !! Ny resaky Fody dinika hafa kosa dia hafa ndray ny eto...Zà zao naika hamaly fa somary niandry fanampim-panazavana kely aloha dia hilaza koa hoe :
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)
Nen draprime nge ohatran io foana hoe dac amin io lo izy mandra pahatongan ilay argus tsy hainy toherina manazava misy2 kokoa..de miala tslem amzay ,,,
Jesoa de ampy hoy ianao... @ fomba ahoana sy avy aiza no hahazoanao an I jesoa ary ohatra (sa hanao racoopsal koa hoe nisy anjely sns)
15. fahamarinana
(
13/01/2009 12:09)
:arrow: ka io zvtr io raha hafangaro bodaka eraky ny dinika dia tsy hety mihintsy...zà tsy coopsal ka hiteny tahaka azy na marina lazainy na lainga aloha ary misy hvtr raisiko koa ny sasany fa tsy hoe coopsal dia handà ny lazainy aho,ohatra !.Fanamarihana sy valiteny ho an'ny niryna no ataoko fa zà mahalala tokoa ny tiako ambara.Tsy dia tia mamerina zvtr efa voalazan'ny namana sy efa voalazako sy efa mazava be fa misy fahamarinany koa aho fa amiko izay...Telo izay iray ary Izy no mpanelanelana : avy amin'ny finoako any Kristy no ahavonjy ahy tokoa....Dia mbola tsy nisy teny nivoaka moa dia efa miroso tokoa i ika milaza "anjely " sns...sa zà ko no nanambara ohatra ve ! mba izay ambarako no hamarinin'ika fa tsy ny eritrertin'ny ika fa ho lazaiko nefa mbola tsy nosoratako.
:arrow:dia rehefa tonga ilay arguments tsy hainy toherina ika dia eo daholo tsika mampiady karajia...sa ahoana ? :) (l)
ika:
Nen draprime nge ohatran io foana hoe dac amin io lo izy mandra pahatongan ilay argus tsy hainy toherina manazava misy2 kokoa..de miala tslem amzay ,,,
:arrow:dia rehefa tonga ilay arguments tsy hainy toherina ika dia eo daholo tsika mampiady karajia...sa ahoana ? :) (l)
16. ikaretsaka
(
13/01/2009 12:14)
Mody fanina izy rehefa tamy izary argu izay... dia shaveo. Mody mikobona any volana maromaro iny tsa misy resaka...de amoronana sujet vaovao ndray fa mody amboarina ilay filaza azy mba tsy hahatadidiavana sy hanilahana ilay argu taloha
17. fahamarinana
(
13/01/2009 12:18)
:arrow: aoka moa izay ika ...tsiky dia ampy e, isika rehetra mifanoro sy mifampianatra daholo.Zà manokana dia tena mahatsiaro mahazo tombony be fa misy anareo rehetra mampianatra,na ny tsikera ataon'ika aza dia isan'ny mampianatra ahy koa ary tena zava-dehibe satria mampikaroka zvtr hafa mahasoa.Ary tsy hoe tsikera fontsiny fa mihoatra izay. :-* :-* (l)
18. ikaretsaka
(
13/01/2009 12:42)
Tsara le izy ry faha... ary marina aby ny ambaranao....fa ilay toetran olona manao izany no tsy mety de misy occasio ilazako azy ato de lazaiko
19. prime
(
13/01/2009 12:54)
ikaretsaka:... izaho rehefa mitovy hevitra dia ambarako mazava izany... tsy misy fihatsarambelatsihy na fanamarinan-tena ahoana fa tsotra... tsy lany andro aho hoe i fody io miteny io na i ikaretsaka na i niryna na iza fa rehefa mitovy hevitra dia tsotra hoe : itoviako hevitra tanteraka... :wink:
I prime ve tsy mody hitovy hevitra rehefa misy hanamarinany ny tenany... rehefa tsy hoe tsy manan-kalahatra intsony @ arguments be mipopoka avoakan I fody angaha...
Efa mahazatra e
ikaretsaka:... Ary tena fantatrao aho izany ry ika an... :-D aza mampihomehy ra-ika a... izaho rehefa tsy itoviako hevitra dia tsy mamaly aho ary miverina mamaky tsara izay ambaran\'ny hafa fa ndrao izaho ihany koa no mba mety diso hevitra na fijery indraindray... fa tsy hoe tsy misy argus... :wink: :-D :-D
Nen draprime nge ohatran io foana hoe dac amin io lo izy mandra pahatongan ilay argus tsy hainy toherina manazava misy2 kokoa..de miala tslem amzay ,,,
Ny argus misy foana raha ilaina ary azo atao koa ny manao boraingina fotsiny mihitsy aza na mandainga mihitsy koa aza na dia mba hanoherana hevitra fotsiny aza, saingy tsy i prmie aloha no ho azonao hanao izany... :)
ikaretsaka:... i fahamarinana moa no tena resahanao nefa mahakasika ahy kely ihany ilay resaka...
Jesoa de ampy hoy ianao... @ fomba ahoana sy avy aiza no hahazoanao an I jesoa ary ohatra (sa hanao racoopsal koa hoe nisy anjely sns)
Ny tiako marihina amin\'ikaretsaka dia izao, aza variana mijery ny hafa sy ny fifandraisan\'ny hafa amin\'Andriamanitra sy mitsikera ny finoan\'ny hafa fa raha misy tsy fantatrao dia manàna fanetren-tena vonona hianatra... raha tsy izany dia fanontaniana tsy mila valiny no ataonao...
ikaretsaka::-D :-D =))
Mody fanina izy rehefa tamy izary argu izay... dia shaveo. Mody mikobona any volana maromaro iny tsa misy resaka...de amoronana sujet vaovao ndray fa mody amboarina ilay filaza azy mba tsy hahatadidiavana sy hanilahana ilay argu taloha
20. ikaretsaka
(
13/01/2009 13:15)
Fa izany eo ihany fa miverina @ le jesosy de ampy sy ny fanontaniana herintaona tsy nisy mpamaly isika....
Raha jesosy de ampy de ahoana ny momban\' Atra nanome anao azy? Ahoana ny momban\'i Maria niteraka azy? Ahoana ny momban ireo rehetra nampahafantatra azy anao?
Tsy mitsipa doha laka nitana ve izany?
Mba valio hoy I fody izay