Solo : iray ihany

21. bobone ( 13/01/2009 13:22)
ikaretsaka: andray kosa e! aokanao ny zokiko Ikaretsaka an!hihihihi
zao kosa e! raha izany tsy mety koh!!! hitam-poko hitam-pirenena be zao ilay fakahalana !!! mahagaga ahy dia izao ! fivavahana no resahana nefa fakahalana no manjaka! hoy ilay tenin'Atra hoe ' Raha izao tontolo izao no hanantenanao an'i Krity dia mahantra indrindra isika''
izany hoe tokony hiheritreritra lalina ry reto an! fifankatiavana sy firaisantsaina no voizina eto fa tsy fitiavana kosa ikaretsaka!!!
maka rendez vous manokana aminy fa tsy hatao hita eto e! marary be ny foko an !!! ihihihi
zaho zao faly ery mijery sy mandray anjara eto satria misy zavatra vaovao amiko ny sasany ! sady mampitombo fahalalana no ahafahana manitsy izay tsy mety! tsy misy lafatra eto an-tany an! Ikaretsaka za zao misy tena miasika be nataonao tamiko nefa tiako foana enao hihihihi tsy misy fankahalana aminao mihitsy ao anatiko ao!fombam-piainana no tahaka izany fa ny mitahiry ao ampo no tsy azo atao satria dia izay no tokony tsinjovintsika e! manjary tsy ankasitrahan'Atra ny mankahala olona sa tsy izany aloha e!
Ny tena tiako izao ary tsy afeniko mihitsy dia mifanolon-tanana isika rehetra ato @ serasera ! mifanohana @ lafiny rehetra ! tena hampanjakana ilay Fitiavana e!( mahafinaritra anie ny mahita ny mpirahalahy miara-monina nefa tena mifankatia e!
:-* (l) (l)
22. fahamarinana ( 13/01/2009 13:32)
ika:
Tsara le izy ry faha... ary marina aby ny ambaranao....fa ilay toetran olona manao izany no tsy mety de misy occasio ilazako azy ato de lazaiko

:arrow: eny ary e ! :) (l)
23. ikaretsaka ( 13/01/2009 13:40)
Rehefa tsy mety kosa dia avantano.. tsy hoe tsy tia akory raha mamatandresana...io misalebaleba io ihany ro mampisalebolebo hoy ny fiteninay any atsimon I bira
24. fahamarinana ( 13/01/2009 13:43)
:arrow: ka eny oah koa ika kouh... :) (l)
25. prime ( 13/01/2009 13:45)
ikaretsaka:
Fa izany eo ihany fa miverina @ le jesosy de ampy sy ny fanontaniana herintaona tsy nisy mpamaly isika....

Raha jesosy de ampy de ahoana ny momban' Atra nanome anao azy? Ahoana ny momban'i Maria niteraka azy? Ahoana ny momban ireo rehetra nampahafantatra azy anao?
Tsy mitsipa doha laka nitana ve izany?
... Maninona ry ikaretsaka raha tsorina ny resaka fa mihodinkodina ohatran'io a... tsy misy mahadiso anie izany e...

Tsotra be : miverena aby ekar isika rehetra... :)

Dia avelao ny tsirairay hamaly fa aza terena hanaraka ny hevitrao koa nefa... :wink:
26. bobone ( 13/01/2009 13:50)
Niryna: hay ve zany e! zay vao azoko ilay tianao hambara! tena lalina ilay izy koh!
misaotra e! tena hainao mihitsy ilay fitiavako mihira an! tena ampy ahy Jeso akia an! marina mihitsy ny tenin'i Fahamarinana! ary rehefa izy no hotompoina dia izy irery ihany ! bà mamy akia zokiko an!
:-* :-*
Fahamarinana: tsara be lay hevitrao! hita mihtsy hoe resy lahatra enao ny amin'Atra ! hatraty koa io e!

Prime itovizana izany hevitra an! :-*
27. ikaretsaka ( 13/01/2009 13:52)
Tsoriko ary... de efa nomena ny pporofo... dia binona no mbola itamatamana ary? Omeo ny contre porofo
28. ikaretsaka ( 13/01/2009 13:58)
Tandremo ary ka lasa... ka euh...ka euh.... sy ny ka zao.... no misesisesy rehefa tsy manana argu an.... miampy ilay anti tsy amin'antony

Zay koa manko fombanareo ato rehefa ankoatran ilay manao fialan ny jiosy....

Ka io ary valio le fanontaniana... raha lazainao fa I I jesosy de ampy de ahoana ny fijerinao ireo nahatonga an I jesosy ho any aminao sy sy nanome azy ho anao ary ny nampahafantatra anao...

Avantano avantamo
29. prime ( 13/01/2009 13:58)
Aza terena hoy aho fa omeo fahalalahana ny tsirairay hamaly... :wink: :)
30. bor2lais ( 13/01/2009 14:05)
Tsy aleo ve mamorona lohateny vaovao Ra-Ika fa sao lasa HS raha eto no tohizana ! Sa ahoana ?
31. prime ( 13/01/2009 14:10)
:oops:

Marina izany ry bor2lais... lasa manova lohahevitr'olona eto... :lol:
32. fahamarinana ( 13/01/2009 14:17)
bobone:
Fahamarinana: tsara be lay hevitrao! hita mihtsy hoe resy lahatra enao ny amin'Atra ! hatraty koa io e!

:arrow:hitako nosoratan'i prime indray maka dia nalaiko tahaka fa mba mahafinaritra ahy fa tsy ahy akory... :) (l)
33. prime ( 13/01/2009 14:31)
ikaretsaka> (vetivety fotsiny fa ialàna tsiny amin'ny namana rehetra) dia ahoana ary hoy hianao http://www.topchretien.com/topmessages/view/397/une-eglise-qui-reussit.html
34. niryna ( 13/01/2009 16:15)
ikaretsaka:

I prime ve tsy mody hitovy hevitra rehefa misy hanamarinany ny tenany... rehefa tsy hoe tsy manan-kalahatra intsony @ arguments be mipopoka avoakan I fody angaha...

Efa mahazatra e



:x
35. niryna ( 13/01/2009 16:17)
fahamarinana:

:arrow: ika: ka raha mitovy hvtr kosa ve dia voatery mody na hoe hanamari-tena ndray e !nareo kosa !! Ny resaky Fody dinika hafa kosa dia hafa ndray ny eto...Zà zao naika hamaly fa somary niandry fanampim-panazavana kely aloha dia hilaza koa hoe :
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)



:-* :-* misaotra aky faha
36. niryna ( 13/01/2009 16:44)
ikaretsaka:

fahamarinana:

:arrow: ika: ka raha mitovy hvtr kosa ve dia voatery mody na hoe hanamari-tena ndray e !nareo kosa !! Ny resaky Fody dinika hafa kosa dia hafa ndray ny eto...Zà zao naika hamaly fa somary niandry fanampim-panazavana kely aloha dia hilaza koa hoe :
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)


Nen draprime nge ohatran io foana hoe dac amin io lo izy mandra pahatongan ilay argus tsy hainy toherina manazava misy2 kokoa..de miala tslem amzay ,,,
Jesoa de ampy hoy ianao... @ fomba ahoana sy avy aiza no hahazoanao an I jesoa ary ohatra (sa hanao racoopsal koa hoe nisy anjely sns)



ka tsy ilay hevitra mihitsy no tena olana fa hianao manda an'i ilay Jesory irery ihany no filazantsara soa , fa ny anao dia misy zavatra hafa miaraka toy ny kristal ohatra dia eo no tsy itovizan-kevitra knou
:D
37. niryna ( 13/01/2009 17:01)
fahamarinana:

:arrow: ika: ka raha mitovy hvtr kosa ve dia voatery mody na hoe hanamari-tena ndray e !nareo kosa !! Ny resaky Fody dinika hafa kosa dia hafa ndray ny eto...Zà zao naika hamaly fa somary niandry fanampim-panazavana kely aloha dia hilaza koa hoe :
'Jesoa ihany,Jesoa hatrany,Jesoa irery ihany ' dia ampiako ilay nolazain'ny prime indraik'andro mba nahafatifaty ahy iny hoe:
" Jesoa dia Ampy ".... :) (l)
ikaretsaka:


Nen draprime nge ohatran io foana hoe dac amin io lo izy mandra pahatongan ilay argus tsy hainy toherina manazava misy2 kokoa..de miala tslem amzay ,,,
Jesoa de ampy hoy ianao... @ fomba ahoana sy avy aiza no hahazoanao an I jesoa ary ohatra (sa hanao racoopsal koa hoe nisy anjely sns)


amin'ny fomba ahoana ? amin'ny finoana azy ,by faith only, by grace only,by one spirit only,by one believing in God only .... ireo rehetra ireo ,izay irary ao amin'ny finoana an'i kristy ,iray ihany ao amin'ny finoana dia ny finoana fa Atra velona izy ,fahasoana iray ihany ary fahasoavana irery ihany no nahavonjy antsika ary famonjena irery ihany ,iray ihany izay avy amin'i Jesosy kristy ,tsy avy amintsika anefa izany fa sao hisy olona hirehareha " by the grace we are saved, through Jesus Christ our saviour,it is not from us so no one can boast ... izay ihany ka ,tsy manao na ]inona na inona fa mino fotsiny ihany ,, andromo amin'izay anie e

Ity ary misy vavaka torampo sao mba tianao sy mety hanampy anao

Jesosy o efa ela no te ahalalako izany famonjena nomenao ireo olona marobe izay notoheriko teto amin'ny serasera teto,tsy takatry ny saiko na ny eritreritro tokoa tompo ny fahasoavana izay nomenao azy ireo ka nahasahiany nizara ny voninahitrao,tongava ato am-poko tompo o fa mangetaheta izany fanahy maraka amiko izany kioa aho,mamindra fo amiko ary diovy ny foko mba ho hafa mpahotana.Raha nisy tsy nifanaraka ny sitraponao ny zavatra nataoko teto,mamelaha ahy tompo o .
Manomboka anio dia andray anao ho Mpamonjy aho, ho mpanavotra ahy ary indrindra indrindra ho Tompoko .Manapaka ny fiainako rehetra ary ampio aho tompo o mba hino izay rehetra nosoratanao .Voninahitra anie ho anao irery ihany ary ny fanahasoavanao anie hikoriana ato anatiko manomboka anio .Amen



38. lupe ( 13/01/2009 17:06)
Solo, Solo, Solo, va ianao ?

Nikakakaka toa nikotaba! teo ...
Hi !hi !hi hi
Hay nareo ve iny hira iny !

:lol: :lol: :lol:
39. niryna ( 13/01/2009 17:21)
ikaretsaka:

Mody fanina izy rehefa tamy izary argu izay... dia shaveo. Mody mikobona any volana maromaro iny tsa misy resaka...de amoronana sujet vaovao ndray fa mody amboarina ilay filaza azy mba tsy hahatadidiavana sy hanilahana ilay argu taloha
mety hitombona koa izany satria isika tsy miady amin'ny nofo aman-dra fa miady amin'ny fanahy ratsy, izay mangina volamena ary misy tokoa ry ika fotoana mila mangina isika, mila miteny ,mila mifanampy ,mila mifampianatra ary mandratra ny marina kanefa amin'ny farany isika ihany no mahazo tombotsoa .



:-* :-*
40. niryna ( 13/01/2009 17:25)
fahamarinana:

:arrow: aoka moa izay ika ...tsiky dia ampy e, isika rehetra mifanoro sy mifampianatra daholo.Zà manokana dia tena mahatsiaro mahazo tombony be fa misy anareo rehetra mampianatra,na ny tsikera ataon'ika aza dia isan'ny mampianatra ahy koa ary tena zava-dehibe satria mampikaroka zvtr hafa mahasoa.Ary tsy hoe tsikera fontsiny fa mihoatra izay. :-* :-* (l)

bravo faha

:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085