Solo : iray ihany
41. niryna
(
13/01/2009 17:27)
ikaretsaka:
Tsara le izy ry faha... ary marina aby ny ambaranao....fa ilay toetran olona manao izany no tsy mety de misy occasio ilazako azy ato de lazaiko
ka tsy anjarantsika no mitsara fa anjarantsika no mizara sy mfanintsy
42. ikaretsaka
(
13/01/2009 17:44)
Ka tsy mitsara izany fa manitsy... fa ianao no efa borne hoe raha tsy ilay lazainao de = mitsara
43. bobone
(
14/01/2009 06:25)
ikaretsaka ! alamino baba an! aza manao kara io moa laholo!!! mifanitsy asika dia manoro ko ae! sa karakôry laholo ! ambelao moa resaka kara zany e! :wink:
44. prime
(
14/01/2009 06:30)
ikaretsaka> Mivavaha hianao fa manana olana ka izay lazaina dia anananao olana avokoa ka iheveranao ny hafa ho diso mandrakariva fa ny tenanao kosa ho manana ny marina mandrakariva afaka manitsy... :lol:
Na efa tonga mitsara mihitsy aza hianao fa tsy manitsy intsony indraindray... dia na izany aza toa tsy tsapanao akory mba hananao fanetren-tena hanao "méditation" fa ilazanao mihitsy ny hafa ho "borné" (fohy saina, voafatotra ny hevidiso, tsy ampy fahalalana... tsy izany va no mahalaza ny atao hoe "borné"???)... tsy mitsara va izany ry namana??? :lol:
Mbola am-pitiavana no ilazana anao izany fa aza raisina ho ratsy... nefa raha mahatohina anao dia ifonana mialoha fa aleo hiverina amiko... :wink: :)

45. ikaretsaka
(
14/01/2009 08:43)
prime:

Efa nijery aho ary efa nataoko aby ny momba izay ka... fa milaza ilay marina tsy filaza indray moa ra ika ka de mikorapaka ny concernee rehetra....
Jereo @ le perception 1 koa ange raha misy diso ny lazaiko e...
Porofoy hoy rafody izay fa aza lazaina fotsiny
46. prime
(
14/01/2009 08:56)
Misaotra anao namaly... hitako fa te-hijoro hianao fa mety ny ataonao ary marina hianao raha miteny...
Tsy afaka hanamarina na handiso izay nolazainao aho ary tsy manam-pahefana hanao izany... Izay nolazainao dia hianao ihany no afaka manaporofo izany, koa dia mazotoa...
Tsy afaka hanamarina na handiso izay nolazainao aho ary tsy manam-pahefana hanao izany... Izay nolazainao dia hianao ihany no afaka manaporofo izany, koa dia mazotoa...
47. Fody
(
14/01/2009 09:11)
Efa lava be ilay dinika. Efa niezaka namaky ihany aho saingy tsy vitako daholo ka manamafy fotsiny aho raha efa voalaza izay hambarako. Fa na efa voalaza na tsia dia atolotra am-pitiavana be.
IRAY IHANY: Ny filazana fa IRAY IHANY Andriamanitra dia entina hanambarana fa tsy misy hafa akoatra azy.
Raha IRAY IHANY anefa izy dia tsy mba manirery, toy izay voalaza ery ambony ery hoe: mihira irery. Ny filazana fa IRAY IHANY izy dia entina hanambarana fa TOKANA OLONA TELO. Tsy sahala ny manao soliste izany, fa toy ny hoe: olona telo mampiara-peo, samy manana ny feony, saingy mirindra sy milamina ary milanto, ka hira iray ihany no heno.
Raha mbola oharina amin'ny antokom-pihira indray ilay hoe IRAY IHANY ANDRIAMANITRA dia tsy azo oharina amin'ilay olona manao soliste, miavaka amin'ny maro, mandeha irery.... Fa izy kosa ilay MPITARIKA ery aloha mibaiko ny rehetra mba hampirindra ny feo sy hampilanto azy.
Am-pitiavana be. (l)

48. ikaretsaka
(
14/01/2009 09:19)
Ohatra vitsivitsy ary mba hahazoanareo ny points ko:
-raha miteny aho ohatra hoe misy maty ny ondrin drakoto ..izy tsy nahita fa hitako tany ambala ireo biby maty de lazaiko ny olona->maha concernee an drakoto ny zavatra lazaiko fa tsy raharahiko na fantany na tsy fantany..mety halahelo izy, mety ho faly.. fa faute ve za nilaza izany?
- raha miteny aho hoe izao no ataon dranona...mety tsy voatandriny fa kosa hitako miharihary @ resany eto...de lazaiko ny pokona ireo resaka ireo hoe izao aby (io. Resaka..izao ihany de ampy io ohatra )... concernee izy ... mety halahelo izy mety ho tezitra... de faute ve za nilaza izany?
HAZAVAO

51. prime
(
14/01/2009 12:04)
Eo ihany koa Andriamanitra Ray raha hiresaka Trinite... fa tsy famerenan-desona no fahazoako ny nitarihan'i niryna ny lohahevitra fa ny fanambarana ho iray ny finoana mitondra ho amin'ny famonjena... :lol:
53. Fody
(
14/01/2009 14:19)
Dia tsy ho voavonjy ve izany izay tsy mino an'i Kristy ? Dia ahoana ireo mpino sasany tsy mino an'i Jesoa Kristy fa mino ny Fanahy Masina sy mino an'Andriamanitra Ray ?
54. coopsal
(
14/01/2009 15:12)
Ikaretsaka:
Ka io ary valio le fanontaniana... raha lazainao fa I I jesosy de ampy de ahoana ny fijerinao ireo nahatonga an I jesosy ho any aminao sy sy nanome azy ho anao ary ny nampahafantatra anao...
==>
1. Indray andro teo amin\'ny vahoaka nihaino an\'i Jesoa nisy nitabataba hoe \"Tena sambatra izay nono ninonoanao sy kibo nitoeranao\", fa hoy KRISTY taminy : \"fa sambatra lavitra noho izany izay mandre ny teniko ka mino izay naniraka ahy\"
2. Indray mandeha nisy lehilahy nividy voankazo iray harona kely nentiny ho an\'ilay zanany lahitokana. Rehefa tonga tany an-trano dia nantsoiny ilay zanany, nomeny azy aloha ny paiso iray, dia noraisin\'ilay zaza tamin\'ny tanana ilany, nomeny azy koa ny faharoa, dia noraisiny tamin\'ny tanana manaraka, nanome paiso fahatelo izy, ary dia narian\'ilay zaza ireo paiso roa efa azony mba hananany ilay fahatelo. Ny tsara indrindra raha tian\'ilay Ray nomena Azy ireny dia ilay harona mihitsy no nomeny azy tamin\'ny tahony.
3. Indray mandeha dia nisy lehilahy anakiray nanana paoma naniry teo an-tokontaniny. Nizara paoma tamin\'ny olona izy, isaka izay nisy te hihinana paoma dia nangataka tamin\'ilay rangahy. Taty aoriana nisy iray tonga teo aminy ka ilay hazo mihitsy no nangatahiny! Satria raha ilay hazo no azy dia ho azony izay paoma ilainy rehetra.
Hoy KRISTY : \"tahaka ny maha loharanon\'ny fiainana ny Ray, ny Zanaka koa dia nataony ho loharanon\'ny fiainana, ka izay mino azy dia ho velona mandrakizay\".
4. Mety hilain\'ny mangetaheta ihany ny misotro amin\'ny rano izay nalain\'ny hafa, fa raha misy tompon\'ny fantsakàna, dia mahazo izay rano ilainy rehetra izy amin\'ny fotoana rehetra. Ary KRISTY izany loharano tsy mety ritra izany. Izay manana an\'i KRISTY dia manana izay ilainy rehetra mba hahafa-po azy.
5. Ny Masoandro dia iray, kanefa ny masoandro tsy azoko raisin-tanana (raha tsy izany may aho), ary tsy azoko jerena mahitsy akory aza (raha tsy izany jamba aho) raha tsy hoe angaha manao solomaso ampy hahazakako ny hazavana aho. Fa ny hazavana sy ny hafanana no fomba ifandraisako amin\'ny masoandro.
Ary KRISTY no fahazavan\'izao tontolo izao, ary ny Fanahy Masina no manome hafanana ny fanahin\'ny mpino (dia ireo izay nanatona ny hazavana), fa ny RAY dia tsy azo atonina ary tsy hay jerena.
Ny hazavana no tonga amin\'ny tany ary hitako aloha, fa rehefa manatona ny hazavana aho dia afaka mahatsapa ny hafanana, avy amin\'ny masoandro.
Tahaka izany, KRISTY no tonga teto an-tany nanatona voalohany, ary rehefa nahita an\'i KRISTY aho ka nanatona azy izay vao nahatsapa ny Fanahy Masina avy amin\'ny RAY.
Ny Soratra Masina dia manambara fa
- izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana, fa izay tsy mety mino dia tsy hahita fiainana fa ny fanamelohana no mitoetra eo aminy [Jaona 3:36]
- Ny fiainana mandrakizay dia ny mahafantatra an\' Andriamanitra tokana sady marina, sy JESOA KRISTY izay nirahiny [Jaona 17:3]
- KRISTY no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana, tsy misy mankany amin\'ny RAY afa-tsy amin\'ny alalany [Jaona 14:6]
- Izay mino an\'i KRISTY no hatao batisa amin\'ny Fanahy Masina (omen\' Andriamanitra ny Fanahy masina).
Raha ny Soratra fotsiny ihany dia tsy ho nino velively aho. Fa rehefa KRISTY no nampahafantatra ny tenany tamiko dia ninoako ny voalazan\'ny Soratra.
Ary ny Soratra Masina ihany koa dia manambara fa na ireo mpianatra aza, nahita an\'i KRISTY velona ka nosokafan\'i KRISTY ny sainy vao nahafantatra ny Soratra Masina ary izay vao nino.
Noho ireo, sy izay efa niainako rahateo, dia mino aho fa KRISTY dia ampy ananako ny rehetra. Ary izay mino koa fa iray ihany IZY TELO dia tokony hino fa tsy possible mihitsy hoe manana an\'i KRISTY aho nefa tsy hanana ny anakiroa hafa! Fa raha tsy izany dia tsy iray indray izany.
Raha misisika miteny kosa aho hoe \"KRISTY\", fa tsy ny Ray na ny Fanahy Masina. Dia satria KRISTY no azoko tsapain-tanana (au sens spirituel). Ny Ray dia tsy takatro ary ny Fanahy dia tsy hitako rahateo, fa i KRISTY izay tenin\' Andriamanitra velona kosa dia tena reko sy hitako ary tsapako koa.
55. ikaretsaka
(
14/01/2009 15:59)
Ny soratra masina koa dia nanambara fa indro ny reninao hozy...de iza no halaina sy hotsimponina izany?
56. niryna
(
14/01/2009 18:03)
ikaretsaka:
Ka tsy mitsara izany fa manitsy... fa ianao no efa borne hoe raha tsy ilay lazainao de = mitsara
hi,hi ,tsy manitsy fa manebeka sy manohitra ny tenin'Atra no tena misongadina betsaka .
57. niryna
(
14/01/2009 18:05)
bobone:
ikaretsaka ! alamino baba an! aza manao kara io moa laholo!!! mifanitsy asika dia manoro ko ae! sa karakôry laholo ! ambelao moa resaka kara zany e! :wink:
hi,hi
58. niryna
(
14/01/2009 18:15)
prime:
ikaretsaka> Mivavaha hianao fa manana olana ka izay lazaina dia anananao olana avokoa ka iheveranao ny hafa ho diso mandrakariva fa ny tenanao kosa ho manana ny marina mandrakariva afaka manitsy... :lol:
Na efa tonga mitsara mihitsy aza hianao fa tsy manitsy intsony indraindray... dia na izany aza toa tsy tsapanao akory mba hananao fanetren-tena hanao "méditation" fa ilazanao mihitsy ny hafa ho "borné" (fohy saina, voafatotra ny hevidiso, tsy ampy fahalalana... tsy izany va no mahalaza ny atao hoe "borné"???)... tsy mitsara va izany ry namana??? :lol:
Mbola am-pitiavana no ilazana anao izany fa aza raisina ho ratsy... nefa raha mahatohina anao dia ifonana mialoha fa aleo hiverina amiko... :wink: :)
miombo-kevitra @nao koa aho ary izany foana no itenenako hoe mampalahelo hianao io ika
59. niryna
(
14/01/2009 18:27)
Fody:misaotra fody a
Efa lava be ilay dinika. Efa niezaka namaky ihany aho saingy tsy vitako daholo ka manamafy fotsiny aho raha efa voalaza izay hambarako. Fa na efa voalaza na tsia dia atolotra am-pitiavana be.
IRAY IHANY: Ny filazana fa IRAY IHANY Andriamanitra dia entina hanambarana fa tsy misy hafa akoatra azy.
hi,hi manotany bobone hoe tsy azoko ny tianao tenenina hoe solo dia manao ohatra aho ka, alone, seul ,irery no hevitr'izany hoe aho dia hoy aho hoe toy isika manao solo ao am-piangonana izao dia isika irery aloha no mihira ...
Raha IRAY IHANY anefa izy dia tsy mba manirery, toy izay voalaza ery ambony ery hoe: mihira irery.
misaotra anao
Ny filazana fa IRAY IHANY izy dia entina hanambarana fa TOKANA OLONA TELO. Tsy sahala ny manao soliste izany, fa toy ny hoe: olona telo mampiara-peo, samy manana ny feony, saingy mirindra sy milamina ary milanto, ka hira iray ihany no heno.
Raha mbola oharina amin'ny antokom-pihira indray ilay hoe IRAY IHANY ANDRIAMANITRA dia tsy azo oharina amin'ilay olona manao soliste, miavaka amin'ny maro, mandeha irery.... Fa izy kosa ilay MPITARIKA ery aloha mibaiko ny rehetra mba hampirindra ny feo sy hampilanto azy.
Am-pitiavana be. (l)
hi,hi .. hoy aho hoe iray ihany Atra dia ilay Atra velona ilay Atra irery izay nanao izao tontolo izao
Iray ihany ny fanomenjena dia ilay famonjena avy amin'i kristy
Iray ihany ny fanahy dia ilay fanahy masina miaraka izay mino an'ilay kristy
Iray ihany ny ra nanadiovana antsika dia ny ran'i kristy
Iray ihany ny fiangonana dia ny fiangonana izay mino ny anaran'i ilay kristy mpamonjy
Iray ihany ny lalana mankany amin'ny Ray dia izay mino an'i kristy no ahita izxany lalana izany satria izy no fiainana,fahamarinana ary fiainana mandrakizay ka izay mino azy no ahita an'ilay Ray iray ihany hmm ..dia tohizo amin'izay ary fody a
izay ilay ixzy
:-*
60. niryna
(
14/01/2009 18:30)
Fody:ahoana no fahalalanao azy ? raha ny voasoratra ao anatin'ny soratra masina fa dia izay mino ny anaran'i kristy no ho vonjena ,izay tsy mino kosa dia efa voaheloka sahady ..hmm soa ihany fa mbola nomeny fahasoavana isika rehetra afaka izara ny tenin'Atra fa mety aty amintsika indray no mipetraka ny fanontaniana rehefa tonga ny fitsarana hoe: nizara ny tenin'Atra ve hianao ry niryna sns ?
Dia tsy ho voavonjy ve izany izay tsy mino an'i Kristy ? Dia ahoana ireo mpino sasany tsy mino an'i Jesoa Kristy fa mino ny Fanahy Masina sy mino an'Andriamanitra Ray ?