Solo : iray ihany
61. ikaretsaka
(
14/01/2009 19:29)
Rehefa any mihaona e..fa ny hanafarako fotsiny dia aza mikorapaka raha tany ka tonga any ihany ka mahita ireo olona hafa voalazan'i fody ireo any koa...na tsy tonga tany fa kosa nahita ireo olona no sous estimena ireo tafita any...
62. niryna
(
15/01/2009 06:09)
Ikaretsaka:
Ka io ary valio le fanontaniana... raha lazainao fa I I jesosy de ampy de ahoana ny fijerinao ireo nahatonga an I jesosy ho any aminao sy sy nanome azy ho anao ary ny nampahafantatra anao...
coopsal:
==>
1. Indray andro teo amin\'ny vahoaka nihaino an\'i Jesoa nisy nitabataba hoe \"Tena sambatra izay nono ninonoanao sy kibo nitoeranao\", fa hoy KRISTY taminy : \"fa sambatra lavitra noho izany izay mandre ny teniko ka mino izay naniraka ahy\"
2. Indray mandeha nisy lehilahy nividy voankazo iray harona kely nentiny ho an\'ilay zanany lahitokana. Rehefa tonga tany an-trano dia nantsoiny ilay zanany, nomeny azy aloha ny paiso iray, dia noraisin\'ilay zaza tamin\'ny tanana ilany, nomeny azy koa ny faharoa, dia noraisiny tamin\'ny tanana manaraka, nanome paiso fahatelo izy, ary dia narian\'ilay zaza ireo paiso roa efa azony mba hananany ilay fahatelo. Ny tsara indrindra raha tian\'ilay Ray nomena Azy ireny dia ilay harona mihitsy no nomeny azy tamin\'ny tahony.
3. Indray mandeha dia nisy lehilahy anakiray nanana paoma naniry teo an-tokontaniny. Nizara paoma tamin\'ny olona izy, isaka izay nisy te hihinana paoma dia nangataka tamin\'ilay rangahy. Taty aoriana nisy iray tonga teo aminy ka ilay hazo mihitsy no nangatahiny! Satria raha ilay hazo no azy dia ho azony izay paoma ilainy rehetra.
Hoy KRISTY : \"tahaka ny maha loharanon\'ny fiainana ny Ray, ny Zanaka koa dia nataony ho loharanon\'ny fiainana, ka izay mino azy dia ho velona mandrakizay\".
4. Mety hilain\'ny mangetaheta ihany ny misotro amin\'ny rano izay nalain\'ny hafa, fa raha misy tompon\'ny fantsakàna, dia mahazo izay rano ilainy rehetra izy amin\'ny fotoana rehetra. Ary KRISTY izany loharano tsy mety ritra izany. Izay manana an\'i KRISTY dia manana izay ilainy rehetra mba hahafa-po azy.
5. Ny Masoandro dia iray, kanefa ny masoandro tsy azoko raisin-tanana (raha tsy izany may aho), ary tsy azoko jerena mahitsy akory aza (raha tsy izany jamba aho) raha tsy hoe angaha manao solomaso ampy hahazakako ny hazavana aho. Fa ny hazavana sy ny hafanana no fomba ifandraisako amin\'ny masoandro.
Ary KRISTY no fahazavan\'izao tontolo izao, ary ny Fanahy Masina no manome hafanana ny fanahin\'ny mpino (dia ireo izay nanatona ny hazavana), fa ny RAY dia tsy azo atonina ary tsy hay jerena.
Ny hazavana no tonga amin\'ny tany ary hitako aloha, fa rehefa manatona ny hazavana aho dia afaka mahatsapa ny hafanana, avy amin\'ny masoandro.
Tahaka izany, KRISTY no tonga teto an-tany nanatona voalohany, ary rehefa nahita an\'i KRISTY aho ka nanatona azy izay vao nahatsapa ny Fanahy Masina avy amin\'ny RAY.
Ny Soratra Masina dia manambara fa
- izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana, fa izay tsy mety mino dia tsy hahita fiainana fa ny fanamelohana no mitoetra eo aminy [Jaona 3:36]
- Ny fiainana mandrakizay dia ny mahafantatra an\' Andriamanitra tokana sady marina, sy JESOA KRISTY izay nirahiny [Jaona 17:3]
- KRISTY no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana, tsy misy mankany amin\'ny RAY afa-tsy amin\'ny alalany [Jaona 14:6]
- Izay mino an\'i KRISTY no hatao batisa amin\'ny Fanahy Masina (omen\' Andriamanitra ny Fanahy masina).
Raha ny Soratra fotsiny ihany dia tsy ho nino velively aho. Fa rehefa KRISTY no nampahafantatra ny tenany tamiko dia ninoako ny voalazan\'ny Soratra.
Ary ny Soratra Masina ihany koa dia manambara fa na ireo mpianatra aza, nahita an\'i KRISTY velona ka nosokafan\'i KRISTY ny sainy vao nahafantatra ny Soratra Masina ary izay vao nino.
Noho ireo, sy izay efa niainako rahateo, dia mino aho fa KRISTY dia ampy ananako ny rehetra. Ary izay mino koa fa iray ihany IZY TELO dia tokony hino fa tsy possible mihitsy hoe manana an\'i KRISTY aho nefa tsy hanana ny anakiroa hafa! Fa raha tsy izany dia tsy iray indray izany.
Raha misisika miteny kosa aho hoe \"KRISTY\", fa tsy ny Ray na ny Fanahy Masina. Dia satria KRISTY no azoko tsapain-tanana (au sens spirituel). Ny Ray dia tsy takatro ary ny Fanahy dia tsy hitako rahateo, fa i KRISTY izay tenin\' Andriamanitra velona kosa dia tena reko sy hitako ary tsapako koa.
misaotra betsaka tamin'ilay fanoharana sy fanazavana e
:-*
63. prime
(
15/01/2009 12:53)
Fody:... :)
Koa hoe Kristy dia ampy ?
Toa tsy hianao no nametraka izany fanontaniana izany voalohany fa ny Apostoly Filipo...
Hadinonao angaha ny zavatra niseho? hoy indrindra ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :
"8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: asehoy anay ny Ray?" Jaona 14:8-9
Ary tsy efa nomena an'i Jesosy va ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany ka inona no tsy feno amin'ny hoe : Jesosy dia ampy... :?: :)
Fody:... Mazava ny lazain'ny Soratra Masina ary tsy misy adihevitra ny amin'izay fa na mino na tsy mino manao hoe amin'ny anaran'i Jesosy : "Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
Dia tsy ho voavonjy ve izany izay tsy mino an'i Kristy ? Dia ahoana ireo mpino sasany tsy mino an'i Jesoa Kristy fa mino ny Fanahy Masina sy mino an'Andriamanitra Ray ?
Ka raha mahita lalana hafa amin'ny alalan'ny fanahy masina sy ray hafa tsy mino sy manaiky an'i Jesosy hianao dia mba ambarao hoe :!:
ikaretsaka:... Iza ilay reny dia iza ilay zanaka ry ika moa? :lol:
Ny soratra masina koa dia nanambara fa indro ny reninao hozy...de iza no halaina sy hotsimponina izany?
64. fahamarinana
(
15/01/2009 14:58)
prime:
... Mazava ny lazain'ny Soratra Masina ary tsy misy adihevitra ny amin'izay fa na mino na tsy mino manao hoe amin'ny anaran'i Jesosy : "Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
Ka raha mahita lalana hafa amin'ny alalan'ny fanahy masina sy ray hafa tsy mino sy manaiky an'i Jesosy hianao dia mba ambarao hoe
:arrow: iraisako hvtr ihany koa,tsy mahita lalana hafa raha zà manokana aloha,sady efa voalazan'ny ankamaroany any ambonimbony any.Izany tsy midika fa mi-rejetter ny Ray sy ny Fanahy Masina satria efa mazava ihany koa fa Andriamanitra dia telo izay iray :Ray+Zanaka+Fanahy Masina.
ika : ny Reny efa mazava tsara kosa fa tsy hoe tsy misy akory sanatria,raha tsy teo izy niteraka dia tsy teo koa Jesosy raha tsy hoe nasehon'Andriamanitra amin'ny fomba hafa indray.
ika:
..fa ny hanafarako fotsiny dia aza mikorapaka raha tany ka tonga any ihany ka mahita ireo olona hafa voalazan'i fody ireo any koa...na tsy tonga tany fa kosa nahita ireo olona no sous estimena ireo tafita any...
:arrow: ahoana moa ny hikoropaka,tsy tokony fifaliana ve ! Ary iza moa no afaka hanambara fa raha tsy Mpino izao izy dia milaza sy afaka hiteny ary hi-affirmer sahady isika fa mandra-maty dia ho tahak'izay izy(tsy mpino )! Mety miova,mety tsy miova,ny andro no hilaza azy tahaka ny niantsoana ahy ,mety ianao,mety ny namana hafa ihany koa.Izay aloha no fijeriko azy fa mety ho tsy marina koa.(l)
66. ikaretsaka
(
15/01/2009 16:04)
Faha ny anao mazava tsara ka...fa ry solo no.....
Prime> taorinan'io nge Rajesoa mbola nitarona hoe handefa zavatra hafa hanazava e. Dia ny fanahy masina izany .dia I lery mbola lazainy fa mitsilo foana koa.. fa raha ampy lery de tonga de lasa de fin de niakatra ny soratra
Prime> taorinan'io nge Rajesoa mbola nitarona hoe handefa zavatra hafa hanazava e. Dia ny fanahy masina izany .dia I lery mbola lazainy fa mitsilo foana koa.. fa raha ampy lery de tonga de lasa de fin de niakatra ny soratra
67. niryna
(
15/01/2009 16:19)
fahamarinana:marina izany ary na ny soratra masina tokoa aza dia manambara fa "hajao ny ray sy reninao mba ho lava andro hianao " ary dia mino tokoa aho fa nanaja ny reny nahitany masoandro koa i kristy ..
ika : ny Reny efa mazava tsara kosa fa tsy hoe tsy misy akory sanatria,raha tsy teo izy niteraka dia tsy teo koa Jesosy raha tsy hoe nasehon'Andriamanitra amin'ny fomba hafa indray.
ika:
..fa ny hanafarako fotsiny dia aza mikorapaka raha tany ka tonga any ihany ka mahita ireo olona hafa voalazan'i fody ireo any koa...na tsy tonga tany fa kosa nahita ireo olona no sous estimena ireo tafita any...
misaotra aky faha
:arrow: ahoana moa ny hikoropaka,tsy tokony fifaliana ve ! Ary iza moa no afaka hanambara fa raha tsy Mpino izao izy dia milaza sy afaka hiteny ary hi-affirmer sahady isika fa mandra-maty dia ho tahak'izay izy(tsy mpino )! Mety miova,mety tsy miova,ny andro no hilaza azy tahaka ny niantsoana ahy ,mety ianao,mety ny namana hafa ihany koa.Izay aloha no fijeriko azy fa mety ho tsy marina koa.(l)
ary anampiko ny tenin'i faha eto dia izay indrindra no tsy mahareraka antsika mizara ny tenin'Atra eto satria Andriamanitra dia fitiavana ka izay milaza fa mino an'ilay Atra dia mizara izany fitiavana izany ihany koa ,tsy amin'ny olon-tiana na ny fianakaviana na olom-pantatra fa amin'ireo izay mbola tsy nandray an'ilay ATra be fitiavana.MItia azy ireny ,mihaino ny tenin'izy ireny ary dia mivavaka mihitsy koa aza mba andray ny tenin'Atra izy ireny satria amin'ny fomba ahoana tokoa moa no ahalalany hoe misy izany Atra be fitiavana izany kanefa ny tena tsy mba mizara izany fitiavana izany aminy ?
Mety ny finoana no tsy mitovy fa rehefa hitany fa misy jiro manazava ny fiainana ao aminao dia mangetaheta izy ary dia mitady hazavana koa ka isika no manome ny jiro ho azy ireny ,tsy mora kanefa tsy matahotra isika fa miaraka amin'ilay Fahazavana sy mino ny teniny hoe izay nataoko no mbola ataonareo ihany koa ary mihoatra lavitra aza .
:D
68. ikaretsaka
(
15/01/2009 16:31)
Ny tsy azoko @ io solo solo io de. Toy ny hoe raha ny vadinao de ampy...de ahoana ny momba ny havany sy ireo rehetra nampiditra anareo 2? Sa hoe bye nareo fa azoko rams
69. fahamarinana
(
15/01/2009 16:52)
:arrow: non tsy izay ika a ...tsy haiko ny manazava azy,raha io fanoharana io no entiko manazava dia lasa hs ndray aho. :? (l)
70. ikaretsaka
(
15/01/2009 17:02)
Hitadiavo fanoharana hafa ary fa tsy maninona mba hahazoana ny hvtrao e
71. fahamarinana
(
15/01/2009 17:22)
:arrow: i Jesoa irery no voalaza ary hamafisin'ny Teniny rahateo fa lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy hoy Izy mankany amin'ny Ray raha tsy amin'ny alalany.Zany hoe rahatoa ka tsy hino an'ny Jesoa dia tsy ho voavonjy : mila mino ,manaraka sy manaiky azy ho Mpamonjy.
Hoy i prime ery ambony hoe:
:arrow: za koa torak'izay tsy mahita .Na izany aza tsy milaza kosa fa tsy misy importance-ny ny ambiny..Fa ny famonjena precisement no lazaintsika eto.Avy eo raha hiresaka hafa dia afaka ampidirina daholo miaraka.
Ilay izy koa anie miaraka foana e,cela va de soi fa raha Jesoa no lazaina amin'ny sujet precis dia ny momba azy aloha no jerena :famonjena (sns hafa azo lazaina koa )
Mahalaza ny tiako hazavaina ve aho eto ? Lesona azoko avy aminareo tsirairay avy tsy ankanavaka izany lazaiko izany...tsaroako tokoa tany am-piandohana tany nidirako teto.:) (l)
Hoy i prime ery ambony hoe:
prime:
Ka raha mahita lalana hafa amin'ny alalan'ny fanahy masina sy ray hafa tsy mino sy manaiky an'i Jesosy hianao dia mba ambarao hoe
:arrow: za koa torak'izay tsy mahita .Na izany aza tsy milaza kosa fa tsy misy importance-ny ny ambiny..Fa ny famonjena precisement no lazaintsika eto.Avy eo raha hiresaka hafa dia afaka ampidirina daholo miaraka.
Ilay izy koa anie miaraka foana e,cela va de soi fa raha Jesoa no lazaina amin'ny sujet precis dia ny momba azy aloha no jerena :famonjena (sns hafa azo lazaina koa )
Mahalaza ny tiako hazavaina ve aho eto ? Lesona azoko avy aminareo tsirairay avy tsy ankanavaka izany lazaiko izany...tsaroako tokoa tany am-piandohana tany nidirako teto.:) (l)
72. ikaretsaka
(
15/01/2009 17:30)
I jesoa ngefa tsy niasa seul koa fa nampiasa mediums bedebe fa aoka tsy ho adino an
74. fahamarinana
(
16/01/2009 07:03)
:arrow: ika : ka izay no maha- telo izay iray azy anie ! tsy adino mihintsy io ! :) (l)
75. bobone
(
16/01/2009 07:11)
ikaretsaka: mba omeo santionany @ ilay mediums lazainao aloah zahay e!
76. ikaretsaka
(
16/01/2009 07:18)
Prime...nga tsy hoe miara miasa @ jesoa.... hanorina tany sy lanitra vao...
Ry tompo a.tra andriananahary...nasainao nanohy ary nandavorary ny zava boahary eran tany izahay
Ry tompo a.tra andriananahary...nasainao nanohy ary nandavorary ny zava boahary eran tany izahay
77. bor2lais
(
16/01/2009 12:50)
ikaretsaka:
Ny tsy azoko @ io solo solo io de. Toy ny hoe raha ny vadinao de ampy...de ahoana ny momba ny havany sy ireo rehetra nampiditra anareo 2? Sa hoe bye nareo fa azoko rams
-> Ny an\'i Ika kosa sao dia ny \"allergie\" amin\'ny \"sola ... sola\" no mitarika tsy ho tia ny \"solo solo\" ... (hihihi)
:D
78. ikaretsaka
(
16/01/2009 15:03)
Ka tsy mety ny solo na ny sola ko... raha mpitendry mosika ianao ka manao solo de jereo fa na improv be tahakan'ny inona aza dia misy foana ny zavatra hafa tsy maintsy harahina, ary misy miguide foana ilay mpaanao solo mba tsy ho very ton,tsy ho very tempo,tsy ho very rythme sns.....
Atra tsy niasa seul nony vita ny fahariana izao ttl izao.tsy nametraka seul an I Adama izy. Ny zavatra eny @ vatanao aza nataony 2 farafaha keliny na nasainy nanmpy ny fonction an'ny 1 ny 1 ...(orona sy vava mifanampy @ fifohana rivotra oh)
I jesoa koa tsy nande seul izao ohatra fa sady atra no olona.... ny nataony volou koa dia ny nitadi mpianatra aloha
->tsy hoe za no allergique fa voaporofo mazava tsara fa tsy mety ilay izy donc manitsy ilay fiheverana diso ahako
Atra tsy niasa seul nony vita ny fahariana izao ttl izao.tsy nametraka seul an I Adama izy. Ny zavatra eny @ vatanao aza nataony 2 farafaha keliny na nasainy nanmpy ny fonction an'ny 1 ny 1 ...(orona sy vava mifanampy @ fifohana rivotra oh)
I jesoa koa tsy nande seul izao ohatra fa sady atra no olona.... ny nataony volou koa dia ny nitadi mpianatra aloha
->tsy hoe za no allergique fa voaporofo mazava tsara fa tsy mety ilay izy donc manitsy ilay fiheverana diso ahako
79. coopsal
(
16/01/2009 15:19)
Niryna:
ary dia mino tokoa aho fa nanaja ny reny nahitany masoandro koa i kristy
==> Ao @ Lioka 2:51 milaza fa KRISTY nanoa ireo Ray aman-dReniny.
Ary mino aho fa IL est bien Le seul à l\'avoir fait à 100%.
Izaho notezaina tamin\'ny baiboly hatry ny fony kely ary nahalala ny didy folo hatry ny ela, isan\'izany ny hoe \"manajà ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ... sns\". Fa izaho dia tena tsy nanaja RAD izany.
Fa izaho koa mahafantatra olona iray tena hitako hoe nankato Ray aman-dReny tamin\'ny fahakeliny. Fa rehefa lehibe izy dia nisy zavatra tena tsy vitany ny nankato : ny nisaraka tamin\'ilay olon-tiany. Niezaka ihany izy fa tena tiany loatra io ka tsy vitany ny nisaraka taminy e! (ary izaho ilay olon-tiany, izay no itenenako tsy am-pihambahambana). Fa izaho koa raha nanaja, dia mba nisaraka, mba tsy hahatonga azy tsy ho mpanaja ray aman-dreny.
\"Tsy misy marina na iray aza\"
Raha ny amin\'ny fanontanian\'Ikaretsaka dia ndeha hiverenantsika ny voasoratra :
\"Nony hitan\'i Jeso ny reniny sy ilay mpianany malalany nitsangana teo akaikiny, dia hoy izy tamin-dreniny: Ravehivavy, indro ny zanakao. Ary hoy koa izy tamin\'ilay mpianatra: Indro ny reninao. Ka hatramin\'izay dia noraisin\'ilay mpianatra ho any aminy izy.\" [Joany 19:26-27]
==> Tokony ho interprétena toy ny ahoana io? Inona ny contexte ? Ho ahy mandray mahitsy dia izao no hitako : nanomboka teo dia noraisin\'i Joany hipetraka tany aminy i Maria (probablement, nipetraka tao amin\'i Jesoa i Maria saingy eto Jesoa ho faty).
Hafatra ho an\'i Joany iny fa tsy ho an\'izy 11 lahy. Dia tsy hitako akory hoe horaisin\'ny mpianatra rehetra.
Kanefa, ndeha ataontsika ho an\'ny mpianatra rehetra ny hafatra. \"Indro ny reninareo\" izany (supposons hoy aho). Aiza no mi impliquer amin\'izany hoe renin\' Andriamanitra ? Izay izany no itondran\'ny olona maro sarin\'ny Masina Maria ao an-tokotany na ao an-trano? Fa raha harahina izany, Joany tsy nitondra ny sariny na nampanao sary vongan\'i Mb. Maria, fa izy mihitsy no nalainy hipetraka tao aminy.
Fa toujours supposons que vous ayiez raison. Ahoana no ilazan\'ny olona ho tia sy manaja an\'i Masina Maria raha ny reniny (m)nitaiza aza tsy hajainy? Coupable foana eo anatrehan\' Andriamanitra izy ary mpiatsara ivelatsihy no iantsoana azy, point iray notenenin\'i KRISTY tamin\'ny Fariseo io.
80. ikaretsaka
(
16/01/2009 15:39)
Io indray ianao fa mampianampianampoana.... I joany re fantatra manokana @ discretion nananany... (ny zavatra lazainy dia nofenoiny sarinteny) ka raha ho azy manokana ve io de nosoratany ho antsika rehetra fa tsy notazominy ho azy? Mba valio azafady?
