Solo : iray ihany

81. niryna ( 17/01/2009 05:03)

Niryna:
ary dia mino tokoa aho fa nanaja ny reny nahitany masoandro koa i kristy
coopsal:

==> Ao @ Lioka 2:51 milaza fa KRISTY nanoa ireo Ray aman-dReniny.
Ary mino aho fa IL est bien Le seul à l\'avoir fait à 100%.
Izaho notezaina tamin\'ny baiboly hatry ny fony kely ary nahalala ny didy folo hatry ny ela, isan\'izany ny hoe \"manajà ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ... sns\". Fa izaho dia tena tsy nanaja RAD izany.
ka mety nanenina ve hianao izao sa tsia ,satria izay ataontsika tamin'ireny no mety iverina amin'ny zanantsika koa " zanaka tsy tia ray aman-dreny ,miteraha mba ahita"

Fa izaho koa mahafantatra olona iray tena hitako hoe nankato Ray aman-dReny tamin\'ny fahakeliny. Fa rehefa lehibe izy dia nisy zavatra tena tsy vitany ny nankato : ny nisaraka tamin\'ilay olon-tiany. Niezaka ihany izy fa tena tiany loatra io ka tsy vitany ny nisaraka taminy e! (ary izaho ilay olon-tiany, izay no itenenako tsy am-pihambahambana). Fa izaho koa raha nanaja, dia mba nisaraka, mba tsy hahatonga azy tsy ho mpanaja ray aman-dreny.
\"Tsy misy marina na iray aza\"
ny isaraka ny ray aman-dreny ve moa tsy isaraka rehefa tonga ilay fanambadiana izay fa raha hoe olona iray kosa no andaozako ny ray aman-dreniko dia tsy manao kosa aho ka " Izy no kibo nahitana masoandro knou "

Raha ny amin\'ny fanontanian\'Ikaretsaka dia ndeha hiverenantsika ny voasoratra :
\"Nony hitan\'i Jeso ny reniny sy ilay mpianany malalany nitsangana teo akaikiny, dia hoy izy tamin-dreniny: Ravehivavy, indro ny zanakao. Ary hoy koa izy tamin\'ilay mpianatra: Indro ny reninao. Ka hatramin\'izay dia noraisin\'ilay mpianatra ho any aminy izy.\" [Joany 19:26-27]
==> Tokony ho interprétena toy ny ahoana io? Inona ny contexte ? Ho ahy mandray mahitsy dia izao no hitako : nanomboka teo dia noraisin\'i Joany hipetraka tany aminy i Maria (probablement, nipetraka tao amin\'i Jesoa i Maria saingy eto Jesoa ho faty).
Hafatra ho an\'i Joany iny fa tsy ho an\'izy 11 lahy. Dia tsy hitako akory hoe horaisin\'ny mpianatra rehetra.
Kanefa, ndeha ataontsika ho an\'ny mpianatra rehetra ny hafatra. \"Indro ny reninareo\" izany (supposons hoy aho). Aiza no mi impliquer amin\'izany hoe renin\' Andriamanitra ? Izay izany no itondran\'ny olona maro sarin\'ny Masina Maria ao an-tokotany na ao an-trano? Fa raha harahina izany, Joany tsy nitondra ny sariny na nampanao sary vongan\'i Mb. Maria, fa izy mihitsy no nalainy hipetraka tao aminy.
hitakou ,izaho koa mitovy hevitra aminao saingy hivadika indray ity resaka ity avy eo oops

Fa toujours supposons que vous ayiez raison. Ahoana no ilazan\'ny olona ho tia sy manaja an\'i Masina Maria raha ny reniny (m)nitaiza aza tsy hajainy? Coupable foana eo anatrehan\' Andriamanitra izy ary mpiatsara ivelatsihy no iantsoana azy, point iray notenenin\'i KRISTY tamin\'ny Fariseo io.
ahoana tokoa ry ika io ?

:D :D
82. ikaretsaka ( 17/01/2009 16:01)
Efa. Noalazaiko io ambony io fa aza faly manesika fa vakio tsara
83. coopsal ( 21/01/2009 15:40)
Niryna:
ka mety nanenina ve hianao izao sa tsia ,satria izay ataontsika tamin'ireny no mety iverina amin'ny zanantsika koa " zanaka tsy tia ray aman-dreny ,miteraha mba ahita"

==> Tsy dia azoko loatra ny hevitr'ilay hoe manenina eto, hoe nibebaka ve? Rehefa nino an'i KRISTY aho ary nasehoNy ahy izany dia nanenina aho ary naniry fatratra ny hahafahako mi se racheter ... Fa hoy Andriamanitra hoe, izy no efa nividy ny rehetra tamin'ny ran'i KRISTY. Fa ny tokony hataoko dia ny hijoro ho vavolombelon'izany famonjena, famelana ny heloka rehetra ary fanadiovana amin'ny tsi-fahamarinana rehetra amin'ny alalan'i KRISTY izany. Satria maro koa ireo miaina sy niaina zava-mampanenina toy izany mila famonjena

Niryna:
ny isaraka ny ray aman-dreny ve moa tsy isaraka rehefa tonga ilay fanambadiana izay fa raha hoe olona iray kosa no andaozako ny ray aman-dreniko dia tsy manao kosa aho ka " Izy no kibo nahitana masoandro knou "

==> Tsy hoe mandao ray aman-dreny ka! Fa hoe, rehefa tsy nankato ny tenin'ilay RAR dia tsy nankato! Ny zavatra lazaiko eto dia izao : tsy nisy, tsy misy ary tsy hisy olona ankoatra an'i Jesoa (n)(m)hahavita mankatoa ny didy faha 5. Nanome porofo aho fa izay olona farany azoko nekena ho nankato ny RAR-ny dia tsy nankato ihany sur un point grave.
Fa na KRISTY aza miteny izany : "Raha mbola natera-behivavy, tsy misy lehibe noho Jaona, kanefa ny kely indrindra ao @ fanjakàn'ny lanitra dia lehibe noho i Jaona"[Matio 11]. Dikan'izany, na i Jaona t@ fahalehibeazany mihoatra ny olombelona rehetra aza dia tsy mbola nanana obéissance suffisant nahatonga azy ho zanaky ny fanjakàn'ny lanitra. Ka olona iza no afaka hitondra tena mba ho zanaky ny fanjakàn'ny lanitra eto? Iza no afaka hanaja ny RAR-ny? Iza no mahavita?

ka raha ho azy manokana ve io de nosoratany ho antsika rehetra fa tsy notazominy ho azy? Mba valio azafady?

==> Eny ary, i Joany izany nanao izay ho sarin-teny. Fa i Lioka kosa nitantara ny amin'ireo vehivavy nankany @ fasana vao mangiran-dratsy ny Alahady maraina. Ka anisany tao i Maria renin'i Jakoba (rahalahin'i Joany), fa tsy mba tao kosa i Maria renin'i Jesoa. Fa nahoana ? Izaho mino, fa i Maria renin'i Jesoa fahiny fa saingy efa nalain'izy roalahy ho reniny izany. Ary i Lioka io nitantara io fa tsy i Joany akory.
Tsy dia ny détails-na tantara toy izany no mitondra inona akory, fa hitako eto ny fahamarinan'ny voasoratra hoe : "Ary KRISTY nanokatra ny sain'izy ireoka nampahafantatra azy ny Soratra Masina, ary nino izy".
Tiako ambara dia hoe, tsy misy afaka hahafantatra ny tian'ny Soratra MAsina ambara, na hino, raha tsy KRISTY velona no manokatra ny sainy ho amin'izany.
Ary tsy misy afaka hahita na hahafantatra an'i KRISTY velona, raha tsy izay mino Azy ihany, araka izay nolazainy mialoha ny nisamborana Azy hoe :
"Vetivety foana dia tsy hahita ahy intsony izao tontolo izao, fa ianareo no hahita ahy! Ary satria velona aho dia ho velona koa ianareo. Dia ho fantatrareo, fa izaho ao amin'ny Ray, ary ianareo ato amiko ary izaho koa ao aminareo"
84. ikaretsaka ( 21/01/2009 16:43)

fantatrao ve aloha hoe misy maria firy... fa tsy hoe rehefa maria de maria
85. niryna ( 22/01/2009 12:40)
Niryna:
ka mety nanenina ve hianao izao sa tsia ,satria izay ataontsika tamin'ireny no mety iverina amin'ny zanantsika koa " zanaka tsy tia ray aman-dreny ,miteraha mba ahita"
coopsal:

==> Tsy dia azoko loatra ny hevitr'ilay hoe manenina eto, hoe nibebaka ve? Rehefa nino an'i KRISTY aho ary nasehoNy ahy izany dia nanenina aho ary naniry fatratra ny hahafahako mi se racheter ... Fa hoy Andriamanitra hoe, izy no efa nividy ny rehetra tamin'ny ran'i KRISTY. Fa ny tokony hataoko dia ny hijoro ho vavolombelon'izany famonjena, famelana ny heloka rehetra ary fanadiovana amin'ny tsi-fahamarinana rehetra amin'ny alalan'i KRISTY izany. Satria maro koa ireo miaina sy niaina zava-mampanenina toy izany mila famonjena
ilay fiteny hoe raha zaza tsy tia ray aman-dreny miteraha mba ahita no tiako ho tenenina ka io voalazako eo ambony io ihany no tiako ho tenenina

Niryna:
ny isaraka ny ray aman-dreny ve moa tsy isaraka rehefa tonga ilay fanambadiana izay fa raha hoe olona iray kosa no andaozako ny ray aman-dreniko dia tsy manao kosa aho ka " Izy no kibo nahitana masoandro knou "
coopsal:

==> Tsy hoe mandao ray aman-dreny ka! Fa hoe, rehefa tsy nankato ny tenin'ilay RAR dia tsy nankato! Ny zavatra lazaiko eto dia izao : tsy nisy, tsy misy ary tsy hisy olona ankoatra an'i Jesoa (n)(m)hahavita mankatoa ny didy faha 5. Nanome porofo aho fa izay olona farany azoko nekena ho nankato ny RAR-ny dia tsy nankato ihany sur un point grave.
Fa na KRISTY aza miteny izany : "Raha mbola natera-behivavy, tsy misy lehibe noho Jaona, kanefa ny kely indrindra ao @ fanjakàn'ny lanitra dia lehibe noho i Jaona"[Matio 11]. Dikan'izany, na i Jaona t@ fahalehibeazany mihoatra ny olombelona rehetra aza dia tsy mbola nanana obéissance suffisant nahatonga azy ho zanaky ny fanjakàn'ny lanitra. Ka olona iza no afaka hitondra tena mba ho zanaky ny fanjakàn'ny lanitra eto? Iza no afaka hanaja ny RAR-ny? Iza no mahavita?

misaotra e

ka raha ho azy manokana ve io de nosoratany ho antsika rehetra fa tsy notazominy ho azy? Mba valio azafady?
coopsal:

==> Eny ary, i Joany izany nanao izay ho sarin-teny. Fa i Lioka kosa nitantara ny amin'ireo vehivavy nankany @ fasana vao mangiran-dratsy ny Alahady maraina. Ka anisany tao i Maria renin'i Jakoba (rahalahin'i Joany), fa tsy mba tao kosa i Maria renin'i Jesoa. Fa nahoana ? Izaho mino, fa i Maria renin'i Jesoa fahiny fa saingy efa nalain'izy roalahy ho reniny izany. Ary i Lioka io nitantara io fa tsy i Joany akory.
Tsy dia ny détails-na tantara toy izany no mitondra inona akory, fa hitako eto ny fahamarinan'ny voasoratra hoe : "Ary KRISTY nanokatra ny sain'izy ireoka nampahafantatra azy ny Soratra Masina, ary nino izy".
misaotra ary e ,itovizako hevitra koa izany hoe tsy ny detail no mitondra inona fa ilay Atra velona izay toriana ,zaraina ho an'izay mandray ary ampahafantarina izay mbola tsy mahafantra satria omena ny teny eto ho an'izay mangetaheta izany
coopsal:
Tiako ambara dia hoe, tsy misy afaka hahafantatra ny tian'ny Soratra MAsina ambara, na hino, raha tsy KRISTY velona no manokatra ny sainy ho amin'izany.
Ary tsy misy afaka hahita na hahafantatra an'i KRISTY velona, raha tsy izay mino Azy ihany, araka izay nolazainy mialoha ny nisamborana Azy hoe :
"Vetivety foana dia tsy hahita ahy intsony izao tontolo izao, fa ianareo no hahita ahy! Ary satria velona aho dia ho velona koa ianareo. Dia ho fantatrareo, fa izaho ao amin'ny Ray, ary ianareo ato amiko ary izaho koa ao aminareo"
mitovy hevitra aminao koa aho :ahoana tokoa moa no hitorina an'i kristy eto raha tsy efa nandray azy tokoa isika ? atao ahoana tokoa no ho tia azy raha tsy manana fitiavana ireo olona izay mbola tsy mandray azy tokoa isika? Atao ahoana tokoa moa no izarana ny teny eto raha tsy efa nomena antsika koa izany teny izany ?
misaotra e
ccopsal a > indro kely e .fiteny eto ny hoe miandry an'i niryna ,na i ranona na i coopsal amaly ilay fanontaniana ...ka raha mety nanafintohina anao na tsy fantatrao ilay izy dia ialaiko tsiny e

:-*
86. ikaretsaka ( 22/01/2009 14:24)
farito le hoe "mandray azy"
87. niryna ( 02/02/2009 04:28)
ikaretsaka:

farito le hoe "mandray azy"

ahoana no fandraisanao izany hoe mandray azy izany aloha ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081