FOTOAM-PIVAVAHANA TAO MAHAMASINA NY 11/01/09
1. naritsimba
(
12/01/2009 08:39)
Natao omaly Alahady 11/01/09 ilay fotoam-pivavahana hitondrana amim-bavaka ny firenena sy ny tananan\'Antananarivo handresena ny asan\'ny maizina.
Anisan\'ny nanatrika izany ny tenako, maro ny olona nanatrika na dia nisy aza ny fanelingelenana sy ny sakantsakana isan-karazany.
Fivavahana iraisam-pinoana no natao tamin\'izany izay nifarimbonan\'ireo mpitondra fiangonana isan-tsokajiny, tao ny Môpera mitondra ny fiangonana St Joseph Mahamasina izay nitarika ny fotoana, tao ihany koa ny ¨Pasitera RAkotobe Rajaomanjato izay mitondra ny FJKM Ambohipo, nisy mpitondra fivavahana hafa avy amin\'ny Assemblé de Dieu, ary ny chorale avy amin\'ny Adventiste, nanatrika tao ihany koa Pasteur Mailhol mitarika ny Apokalipsy.
Ny voamariko satria ny tenako dia zanaky ny fiangonana FJKM Ambohipo dia tena nisy tokoa ny firaisam-pinoana teo @ ireo atokom-pivavahana izay nanatrika tao. Tsy nisy fifangaroana hevitra pôlitika fa tena fotoam-pivavahana tokoa.
Ny tena nanaitra ahy ihany koa dia ny nahasahian\'ny Pasitera Rakotobe izay pasitera FJKM nanentana ny olona tonga tao hitehaka ary indrindra ny nilazany fa manatreha ianareo ny seminera VONJEO NY FIANAKAVIANA , tsara nefa ny manamarika fa noraran\'ny foibe FJKM tsy azo atao any @ fiangonana FJKM intsony io seminera io.
Ny tsapako dia misy tsy fitovizan-kevitra ao anatin\'ny foibe FJKM satria dia anisan\'ny mpiandraikitra foibe FJKM ny Pastera Rakotobe, ny tsapako koa anefa hatramin\'izay nahalalako azy dia ny fomba fampianarany izay tsy manaiky ny tsy rariny ka ny ampisehoan\'ny Kristiana ny hijoro ho vavolombelon\'ny filazantsaran\'i Jesoa Kristy, ka tsy ho saratsarahin\'ny fahasamihafana ara-poto-kevitra.
Tamin\'ny taom-baovao tao anatin\'ny fotoam-pivavahana ny 01/01/09 no efa nilazany sy nampiomanany fa mpiantafika isika Kristiana \" Tsy mpiantafika va ny zanak\'olombelona etý ambonin\'ny tany? Ary tsy tahaka ny andron\'ny mpikarama va ny androny? \" JOBA 7:1 toy ny efa manambara fa hisy zavatra izay efa nampiomanin\'Andriamanitra hiainantsika Kristiana dia ny hiady @ ratsy sy ny asan\'ny maizina.

novalian'i prime ny 19/01/2009 14:16
2. ari.malala
(
12/01/2009 08:56)
naritsimba:
Ny tena nanaitra ahy ihany koa dia ny nahasahian\'ny Pasitera Rakotobe izay pasitera FJKM nanentana ny olona tonga tao hitehaka ary indrindra ny nilazany fa manatreha ianareo ny seminera VONJEO NY FIANAKAVIANA , tsara nefa ny manamarika fa noraran\'ny foibe FJKM tsy azo atao any @ fiangonana FJKM intsony io seminera io.
Fa inona kay ny antony nandraràna ilay seminera ry Naritismba azafady?
3. naritsimba
(
12/01/2009 09:05)
ari.malala>> tsy nisy antony mazava t@ ilay taratasy nataon'ny foibe FJKM novakiana isaky ny fiangonana, fa ny heno t@ olona akaiky an'i Zoky Eddy dia nisy olona sahy niampanga azy fa nosolokiany Zoky Eddy hono ilay olona dia izay no nahazahoany an'ilay fiara peugeot 505 izay ampiasainy iny.
4. ari.malala
(
12/01/2009 09:09)
ah ok! tsy fantatro moa ilay mpanao ilay seminera no tsy mbola nanatrika ilay izy aho na in 1 aza :-P misaotra nitondra fanazavana e!
5. bozyboleta
(
12/01/2009 11:15)
Tsy ôtran'ny mihantsy kosa ve zany pasitera izany?
He izany izy hoe efa voararan'ny foibe le seminera nefa izy mbola miantso olona hanatrika izany? De fiangonana aiza no afaka hampiantrano izany seminera izany?
Raha araka io lazainao io ry Naritsimba, izaho tsy mankasitra ny fihetsik'ity Pasitera lazainao ity satria na ny fotoana na ny toerana nanaovany izany tamin'io dia tsy sehatra nanehoana an'izany.
Moa ve tsy fotoana natokana hoe hivavahana ho an'ny tananan'A/rivo sy ny firenena io fotoana io ary lafim-pinoana maro no teo (no politisiana maro koa ;-)), koa inona no iantsoanao kil hanaraka anao?
@ izao koa aloha ity fivavahana ity de lasa tena anaovan'ny olona fitaovana mihitsy e! Santionany ity omaly ity ary tsy menatra aho milaza izany.
Marina mihitsy ny tononkiran'i Didy Alfa le hoe " Mivavabava-poana ny ankamaroany..."

6. bozyboleta
(
12/01/2009 11:18)
I Pasitera io miantso kil lazaiko io fa tsy enao akory Naritsimba an! :lol:
7. gasyjean
(
12/01/2009 13:27)
Mbola ho avy aminsika malagasy ireto ny tena fahatezeran'A/tra (raha tena misy marina izy)@ amin'ny ity fanimbazimbana ny anarany ity, anavaona politika izany ny anaran'lay A/tra?
8. naritsimba
(
12/01/2009 13:51)
bozyboleta>> diso avy hatrany ny fijerinao sy ny fisainanao, tena tao anatin'ny fotoana natokana hivavahana ho an'Antananarivo sy ny firenena tokoa ilay omaly ary tsy omaly ihany fa isan'andro dia mivavaka ho an'ny firenena izahay, fa ny teny nolazainy dia tsotra kely ny fotoana eto raha hanazava ny mikasika ny fiadanana sy izay mikatsaka izany fa ho anareo izay afaka manatrika ny seminera vonjeo ny fianakaviana dia manatreha. Raha ny antony izay anakanana an'io seminera io dia noho izy mahitsy sy mazava ny zavatra ianarana ao ka tsy tantin'ny akamaroan'ireo izay mpivavaka sadasada.
Ny fiangonana Loterana, ny Katôlika dia mandray an'io seminera io daholo saingy ny fotoana no tsy ampy, hatrany Afrika manafatra an'io olona io hampiofana ny fianakaviana.
Tsy mandiso ny hevitrao aho ry bozyboleta satria tsy mahalala ny asa vitan'io pasitera io na teo anivon'ny foibe FJKM ianao.Tadidio tsara fa izy no mitarika ny hetsika JKM eto Madagasikara, ary ny hetsika JKM dia tsy natao ho an'ny FJKM irery ihany fa ho an'ny fiangonana rehetra, na inona izy na inona satria Jesoa Kristy no toriana fa tsy anaram-piangonana, na eo @ sehatra iraisam-pirenena na eto an-toerana manerana an'i Madagasikara na FLM io na EKAR, na Adventiste, na RHEMA, dia tsy misy tsy mahalala an'i Pastera Rakotobe, ary aleo tsorina fa tsy nanaiky ny ho vidiana izy na nanaiky norebireben'ny mpitondra ankehitriny satria olom-boafidin'Andriamanitra fa tsy olom-boavidy akory.

9. bozyboleta
(
12/01/2009 14:21)
Za alou tsy mahalala io pasitera io no sady tsy misy antony tokony hahalalako azy koa.
Fa ny mahavariana ange de le filazanao azy hoe niantso ny olona hamonjy le seminera io izy. Miantso kil izany amiko satria maninona no eo vory vahoaka be eo no milaza izany fa tsy any ampengonany any. Sady izay indray efa hita fa olona samihafa finoana daholo no eo de eo mitsy izy no manao pub.
Indrindra raha hoe fanta-daza izany ( :roll: ) io pasitera io tsy efa fantatry ny olona ve ny ataony de tonga ho azy manatona ny olona izay te-hihaino ny blabla-ny.
Mampalahelo ana (@ le sens hoe scandalisée) foana ny mahita toe-javatra toy izao hoe ataon'ny olona fitaovana ny fivavahana.
Jereo fotsiny @ le lazainao hoe na dia teo aza ny fanelingelenana sy fanakatsakanana.... Inn daholo zany? hivavaka ve de asiana resaka an'izany.
Raha t@ andron'ny maritiora hoe nosakanana tsy nahazo hivavaka dia hafa indray.
Fa misy resaka tsy fivavahana ity hetsika ity fa politika ka ny fivavahana tsy fitaovana politika.
Vavaka fihatsarambelatsihy ary io no nandiso hatr@ zay de averina foana.
Efa tenenn fôooona fa eeeeee :lol:

10. rijadolly
(
12/01/2009 17:41)
Naritsimba a! diniho ihany ny tenin'bozyboleta a!Tany amin'fidiran'fivavahana Kristianina teto amintsika anie dia efa nisy ny familina ny maha Kristianina ho resaka politika e! Ekena fa tsy miheritreritra an'zany ny mpino fa ny mpanararaotra ao ambadika tandremana.
11. ikaretsaka
(
12/01/2009 18:24)
Fa ny tsy azoko de le ambadika inona foana marina no mampisy ny disadisa @ efojikaem foibe sy ireo pasy sasany lazainy hoe 'rebel' e. Tsy vo mainka ve aza mampivelatra sy mampieli patrana le finoana ny seminera...sns ohatran ny vonjeo ny fianakams ireny... sy le hoe mojoro tsy misy firehana....
Fa i Jesoa tompo filohantsika... tsy nety voafatotry ny henamaso..hoy le fihiran I tpkl remy ralibera @ tafa sy dinika iny....

12. naritsimba
(
13/01/2009 05:13)
averiko eto indray ho an'i bozyboleta fa tsy io pasitera io no manao an'io seminera io fa olon-kafa, Zoky Eddy no manao an'io seminera io ary io zoky Eddy io dia mpiandry no diakona ao @ FJKM Ambatomena ampitan'ny Ambassade de France. Maninona ny fiangonana hafa manaiky mandray an'io olona io hanao seminera nefa samihafa ny finoana?
Hoy Ikaretsaka:
Fa ny tsy azoko de le ambadika inona foana marina no mampisy ny disadisa @ efojikaem foibe sy ireo pasy sasany lazainy hoe 'rebel' e. Tsy vo mainka ve aza mampivelatra sy mampieli patrana le finoana ny seminera...sns ohatran ny vonjeo ny fianakams ireny... sy le hoe mojoro tsy misy firehana....
Inoako fa efa nahita io seminera io ikaretsaka, fa ny tena mampikorontana ny ao @ Foibe FJKM dia tsotra, tsy tena vocation no anaovan'ny akamaroan'ireo Pasitera ireo ny asan'Andrimanitra fa fitadiavan'asa, hany ka izay fiangonana be mpivavaka dia esorina ny pasitera soloina pasitera akamakama na pasitera havana, tsy olana amiko ny miteny izany satria manana zoky pasitera aho ary anisan'ny mpiandraikitra foibe FJKM ihany koa. Eo no mahasamihafa ny FJKM sy ny Loterana satria ny zokiko iray dia Pasitera ao @ FLM sady Prezida synodaly, samihafa ny fomba fandraisana fanapahan-kevitra ary tsy baikoin'ny hevitra politika ny Loterana, mametraka fanontaniana aho hoe, maninona ireo zokiko ireo no tsy mametraka olana nefa samy tompon'andraikitra amin'ny finoana samihafa nefa fianakaviana iray no nipoirany? ny hamaliako azy dia tsotra, satria efa nozarina hiaina ao anatin'ny fijoroana @ marina satria Kristy no toriana fa tsy tombotsoa manokana akory. Toy izany koa no ahasahiako milaza ireo hevitra fantatro avy amin'izy ireo izay mampiseho ny zava-misy marina.
Ny FJKM tafiditry ny politika tanteraka.
Ny FLM tsy manaiky ny hidiran'ny resaka politika.

13. niryna
(
13/01/2009 05:59)
naritsimba:misaotra nizara e

ny politika sy ny fivavahana toa tsy miaraka e ?
Ny FJKM tafiditry ny politika tanteraka.
Ny FLM tsy manaiky ny hidiran'ny resaka politika.
14. ari.malala
(
13/01/2009 06:27)
bozyboleta:
Jereo fotsiny @ le lazainao hoe na dia teo aza ny fanelingelenana sy fanakatsakanana.... Inn daholo zany? hivavaka ve de asiana resaka an'izany.
Raha t@ andron'ny maritiora hoe nosakanana tsy nahazo hivavaka dia hafa indray.
Fa misy resaka tsy fivavahana ity hetsika ity fa politika ka ny fivavahana tsy fitaovana politika.
Vavaka fihatsarambelatsihy ary io no nandiso hatr@ zay de averina foana.
Efa tenenn fôooona fa eeeeee :lol:
Tsy haiko aloha na anisan'ny fanelingelenana ilay hoe tsy azo natao tao Ambohijatovo ilay izy fa nafindra tany Mahamasina (sous pretexte hoe sao miditra any anelanelan'ny mpivavaka ny gadra nandositra) :roll: :roll: faharoa, nahoana nandritra izay 10 andro voalohany nidirana tato am taona 2009 izay tsy nisy eritreritra ny hoe asa fanadiovana sy HIMO (tsy haiko na izao ilay fanoratra azy fa ialako tsiny) fa naninona no tamin'ny 11/01 indrindra no nasiana izany hoe manao fanadiovana dia mahazo vola sy vary? mody sarotsaromana @ hoe mieritreritra ny vahoaka ny mpitondra... :roll: asa aloha fa amiko fanelingelenana izany! Nisy mihitsy aza moa filazana (tao @ Radio Viva) hoe naely ny tsaho fa tsy raikitra ilay fotoana fa nofoanana...
15. xxx
(
13/01/2009 06:39)
aza afangaroana ry zareo ny politika sy ny fivavahana a, mazana anie isika mpijery sy mpihaino no mamadika ireo resaka resahintsika ireo e, ka mba mahaiza mandalina zavatra .Samia mitana sy manolokolo ny azy ee, sa aona ?
17. ikaretsaka
(
13/01/2009 12:05)
afaka ka:
Ny FJKM tafiditry ny politika tanteraka.
Ny FLM tsy manaiky ny hidiran'ny resaka politika.
ny politika sy ny fivavahana toa tsy miaraka e ?
raha tsy maka parti
Raha toa ka tsy mety mandefitra ny tsy rariny
Tsy mety matin'ny henamaso fa rehefa misy raha tsa mety de lazaina
Rehefa misy voageja @ tsy rariny dia Arovana
Rehefa miharihary fa iharan ny tsindry hazo lena ny zanany dia lazaina ankitsirano
18. bozyboleta
(
13/01/2009 14:09)
Ny ahy de averiko foana e!
Ny Fivavahana dia tsy fitaovana politika.
1. Raha fivavahana no tena tanjona t@ iny, na taiza iny na taiza no natao tokony tsy ho natao olana, ho an'ny andaniny na an'ny ankilany. Saingy samy nanana ny fomba nentiny nijery io resaka toerana io ka na ny mpikarakara aza mbola vao fikarakarana fotsiny dia efa nasiana stratejia politika politisiana. Zay dia efa tsy mendrika ny hoe Fivavahana.
2. Ny Zoma nialoha io fotoana io dia niteny ny Maire fa tsy maintsy ho tanteraka io fotoana io na eo aza ny sakatsakana, ary ny Asabotsy dia nitety ireo haino aman-jery nanaiky handray azy ireo Adjoints au Maire nanazava ny @ hanatontosana io fotoana io. Nisy ilay ramatoa hoe Perle Rasoloarijao izay Adjoint au Maire dia sahy nilaza mihitsy tao @ TV Plus fa dia sakatsakanan'ny Fanjakana sy ny Mpitondra sns... ilay fotoana nefa tsy sahy nilaza hoe inn le fanakatsakanana. Ireo fihetsika ireo koa dia tsy mendrika ny hoe Fivavahana.
3. Averiko ihany, raha tena Fivavahana Marina no tanjona t@ iny, tsy nilaina ireo rehetra rehetra ireo, fa natao fotsiny ny fanasana, nolazaina ny daty sy toerana ka raha vonona ny hivavaka tokoa ny olona dia tonga fotsiny t@ izao.... Ary tsy nila notanterina t@ fiara (jereo Madagascar-tribune 12/01)
Indrisy! Hitan'ireo mpanao politika ny fahalemen'ny Malagasy eo amin'ity resaka Fivavahana ity ka dia araraotiny tsara mihitsy.
Ny marivo salosana tsy mandinika koa dia manara-drenirano fotsiny.
HS: Ari-malala, ny HIMO (Haute Intensité de Main d'Oeuvre) dia programa efa misy foana indrindra rehefa avy orana fa tsy vao izao akory. Tafiditra ao anaty Programa Sécurité Alimentaire (Food Security) io ary vatsian'ny mpamatsy vola ao anaty tetikasa antsoina hoe "Vivre contre Travail" na "Food for Work". ==> Tsisy ifandraisany mitsy @ le tianao lazaina

19. prime
(
13/01/2009 14:24)
bozyboleta> Aza mihaino lakolosy tokana... fa raha zohina ny rohin-kevitrao dia izao izany ve no izy hoe : satria fantatry ny ankilany va fa tsy fivavahana no tena atao ao dia azo sakatsankanana ilay fotoana? :wink:
Hitanao fa hafahafa ihany koa izany?!!! maninona moa ny olona izay te-hivavaka, te-haneho hevitra, te-hiangona hilaza ny fijeriny ny amin'izay hahatsara ny tanàna no sakatsankanana? sa fahadisoana koa izany???
Ny mahatonga ahy manao io fanamarihana io dia tsy hoe fombako ilay programa nentin'ny ben'ny tanàna hanao ilay fanompoam-pivavahana fa fanamarihana ihany entina ilazàna fa ny fahalalahan'ny tsirairay dia tokony tandrovina, indrindra ny fahalalahan'ny tsirairay hanatona an'Andriamanitra...
Ka raha nanao an'io ny ben'ny tanàna dia isaorana an'Andriamanitra izany satria tsy izy ben'ny tanàna (eny mety nanana hevitra politika tokoa angamba... asa re!!!) no tompon'ireny asa ireny fa mbola Andriamanitra avokoa... ary azo raisina mihitsy aza hoe tsy tanteraka mihitsy iny fotoana iny na inona fikirizana nataon'ny ben'ny tanàna natao raha tsy Andriamanitra no niasa sy nanatantanteraka...

20. bozyboleta
(
13/01/2009 14:46)
Tsia tsy mihaino lakolosin'iza n'iza mihitsy fa tena fijeriko irery @ maha-Kristiana ahy.
Ny fivoizana io resaka sakatsakana io dia tetikady politika. Raha tena resaka Fivavahana hoa tokony tsy hivoaka akory na dia io teny io aza. T@ andro faha-mpanjaka nidiran'ny Fivavahana Kristiana no nisy izany fa tsy @ izao andro efa mazava be izao intsony. (HS: fa mba inona tokoa aloha reo hoe sakatsakana reo e? Mba tanisao hoe!)
Ny Fivavahana dia tsy fitaovana politika. Na iza na iza mampiasa azy.
Saingy,...
Indrisy fa mbola atao fitaovana handemena ny sain'ny Malagasy sy fitadiavana kil ihany io hatr@ izao.