FOTOAM-PIVAVAHANA TAO MAHAMASINA NY 11/01/09
21. prime
(
13/01/2009 15:09)
bozyboleta> Hono hoy aho ry bozy, raha tsy nisy ny sakantsakana, naninona no nanao fanambarana ofisialy ny FFKM nikasika io fotoana io? naninona tokoa raha navela fotsiny amin'izao, natao ny filazana ny fotoana, izay avy dia avy, izay tsy avy dia tsy avy???... tsy nisy bedy!!!
Dia avy eo ny Filohan'ny Fiangonana isanisany tao @ FFKM no nasaina niteny ny tsy fananany andraikitra mahakasika io fotoana io mba tsy handehanan'ny fiangonana mankany???
Naninona no akaiky dia akaiky dia ny manam-pahefana miaramila rehetra teto Antananarivo (nosoloin'ny prefet de police tena) no nalefa hanambara ampahibemaso ny tsy azo anaovana ilay fotoana... dia avy eo nampiana fanampim-panazavana tao aoriana vetivety haingana hoe azo atao indray fa toerana tsy an-kalamanjana??? efa niseho ny tranga toa io tamin'ny fampielezan-kevitra...???
Dia ny andro hanaovana ilay fotoana dia efa novoizina isaky ny fiangonana mpikambana ao amin'ny FFKM nandritra ny herinandro farany ny hetsika firaisam-pinoana rehetra isaky ny faritra hanao fotoam-pivavahana isaky ny faritra tsirairay avy, entina hihazonana ny fiangonana tsy hanatrika iofotoana io???
Nivavaka ve hianao ny Alahady nialoha iny fotoana iny sy ny Alahady teo teto Antananarivo ary nanaraka ny ankolafim-baovao rehetra tany am-piangonana mpikambana ao amin'ny FFKM sy teny amin'ny fampielezam-peo?... raha tsy izany mantsy dia eritreritra mandalo angamba no tianao ampitaina fa ny zavanisy dia niseho avokoa ary tsy niafina fa hita sy tsapan'ny rehetra afatsy izay hoe tena mpomba ny fitondrana ka na efa tsy mety aza ny ataon'ireo indraindray dia ireo ny anay fa mpanohitra avokoa izay mitsikera...
Averiko indray, ny sakantsakana dia tena nisy... fa aza mihaino lakolosy tokana... ary ny tena olana amin'ny ambaranao aza dia angamba ny Mpitondra fanjakana ankehitriny no tena tsara ivantanan'ny eritreritra tsara tianao ahatongavana hoe aoka ny fivavahana tsy atao fitaovana politika...

22. rijadolly
(
13/01/2009 15:43)
Mazava fa lasa politika tanteraka ilay izy.
Tsy aiko na isika Mpino no manova azy ty ho resaka politika na ny mpitarika andaniny roa no manentana antsika ho taritiny mora any amin'fankahalana ny hafa mba hanamafisana ny seza.
Ra za manokana aloha dia tsy ho voatarika ny fizarazarana zany e!Politika efa nandoro ny Razanay io tamin'andron'Fanjanahatany tsy ekenay intsony atao fitaovana politika ny maha KRISTIANINA ka entina hampihen-danja azy.
Tsy misy hakanavaka na avy amin'atoko inona zany na inona zany.
Ty aho eto,fa raha tsy mitambatra sy mifanaraka ireo mpitarika roa izay lazaintsika fa mifamingana ireo dia ahita KRISTIANINA izara ndray aoriana kely ao.Iza no manana tanjona amin'zany? KRISTY ve?

23. ikaretsaka
(
13/01/2009 19:51)
Le concept ana politika mihitsy izany mo nitolila ny fandraisantsika gasy ankamaroany azy... amin'ny ankamaroantsika manko de politika=omeo seza zahay raha tsy izany raikitra ny. Gidraka...
Fa raha ireo plotika araka ny famaritana voalazako teo ambony tokoa no niseho sy tena narovana ary naranty teo ..fa tsy ny ambadika an'ny atsy na ny aroa manokana...aiza ny olana?

24. naritsimba
(
14/01/2009 05:16)
Vaovao azo farany dia nampiantsoin'ny Filoha Ravalomanana ireo filoham-piangonana 4 ao anatin'ny FFKM ary taorian'izay dia nampiantsoin'ny filohan'ny FJKM Lala RAsendrahasina ny PAsitera Rakotobe izay mitondra ny fiangonana FJKM AMbohipo.
INoana fa noho ny fandraisany anjara t@ ilay fotoam-pivavahana natao t@ ALahady 11/01/09 tao MAhamasina ny antony.
Inoako anefa fa hijoro hatramin'ny farany ny PAsitera RAkotobe hitana ny tena fahamarinana, araka izay efa niarovany ny ondry nandrasany toy ny tenako teo anatraehan'ny tsy rariny niainako hatramin'uizao isika miteny izao.
Mangataka antsika izay mahalala na tsy mahalala azy aza hivavaka mandrakariva eo anoloan'ny fitoriana ny vavao mahafaly izay efa niandraiketany tsy teto ANtananarvio ihany fa manerana an'i MAdagasikara hatrany am-pitan'ny ranomasina.

25. bozyboleta
(
14/01/2009 05:46)
Vao mainka mazava fa TENA natao fitaovana politika iny fotoana iny.
Izao ka hatr@ filohan’ny fiangonana FFKM izay nanao fanambarana ofisialy ny @ tsy fananany andraikitra t@ iny fotoana iny aza kianina ihany koa.
F’angaha tsy manana ny maha-Izy azy ireo mpitondra fiangonana ireo? Raha ny olona natao hitarika toy ireny no tsy manana ny hazon-damosiny fa baikona tahaka io lazain’i Prime io, ho aiza ireto vahoakan’Andriamanitra ireto?
Dia na ny rafitra misy any @ fiangonana tsirairay indray koa no hozongozonina !!!
Tsy ho Kristy tokoa aloha. Malahelo aza IZY.
Ny mpitarika na hifanaraka na tsia, resaka politika daholo izany. Fa ny Kristiana mihitsy no mila mahatsapa tena tsy ho voarebireby ary tsy hamela ny Fanahiny ifandroritan'ny mpanao politika.
raha tsy nisy ny sakantsakana, naninona no nanao fanambarana ofisialy ny FFKM nikasika io fotoana io? naninona tokoa raha navela fotsiny amin'izao, natao ny filazana ny fotoana, izay avy dia avy, izay tsy avy dia tsy avy???... tsy nisy bedy!!!
Dia avy eo ny Filohan'ny Fiangonana isanisany tao @ FFKM no nasaina niteny ny tsy fananany andraikitra mahakasika io fotoana io mba tsy handehanan'ny fiangonana mankany???
Izao ka hatr@ filohan’ny fiangonana FFKM izay nanao fanambarana ofisialy ny @ tsy fananany andraikitra t@ iny fotoana iny aza kianina ihany koa.
F’angaha tsy manana ny maha-Izy azy ireo mpitondra fiangonana ireo? Raha ny olona natao hitarika toy ireny no tsy manana ny hazon-damosiny fa baikona tahaka io lazain’i Prime io, ho aiza ireto vahoakan’Andriamanitra ireto?
Dia ny andro hanaovana ilay fotoana dia efa novoizina isaky ny fiangonana mpikambana ao amin'ny FFKM nandritra ny herinandro farany ny hetsika firaisam-pinoana rehetra isaky ny faritra hanao fotoam-pivavahana isaky ny faritra tsirairay avy, entina hihazonana ny fiangonana tsy hanatrika iofotoana io???
Dia na ny rafitra misy any @ fiangonana tsirairay indray koa no hozongozonina !!!
Ty aho eto,fa raha tsy mitambatra sy mifanaraka ireo mpitarika roa izay lazaintsika fa mifamingana ireo dia ahita KRISTIANINA izara ndray aoriana kely ao.Iza no manana tanjona amin'zany? KRISTY ve?
Tsy ho Kristy tokoa aloha. Malahelo aza IZY.
Ny mpitarika na hifanaraka na tsia, resaka politika daholo izany. Fa ny Kristiana mihitsy no mila mahatsapa tena tsy ho voarebireby ary tsy hamela ny Fanahiny ifandroritan'ny mpanao politika.
26. prime
(
14/01/2009 06:14)
bozyboleta> Izaho aloha manaiky fa misy fitaovana politika angamba ao ambadika, na ny ataon'ny andaniny na ny ataon'ny ankilany... tsy azo lavina izany satria hita ihany...
Ny fanamarihana lazaiko etsy ambony dia tsotra, hoe aza mihaino lakolosy tokana ka ny ataon'ny iray dia tsy mety satria manao fitaovana politika ny fivavahana fa ny iray dia manana ny rariny nanakantsakana sy nampiasa ny rafi-piangonana misy sy ny fahefana nomena azy ho amin'ny filàny...
Na ny andaniny na ny ankilany dia samy mbola hadinin'Andriamanitra amin'ny nataony avy...
Raha izaho aloha dia sady tsy horebireben'ny andaniny no tsy hanaiky ho voafitaky ny ankilany... Jesosy dia ampy... :)

bozy:... Tsy manao fanakianana ny andraikiny ny tenako ary tsara ny fihazonana hazondamosina fa noho ny fanontanianao hoe tanisao ny fanakatsankanana dia lazaina ny marina... :)
Izao ka hatr@ filohan’ny fiangonana FFKM izay nanao fanambarana ofisialy ny @ tsy fananany andraikitra t@ iny fotoana iny aza kianina ihany koa.
F’angaha tsy manana ny maha-Izy azy ireo mpitondra fiangonana ireo? Raha ny olona natao hitarika toy ireny no tsy manana ny hazon-damosiny fa baikona tahaka io lazain’i Prime io, ho aiza ireto vahoakan’Andriamanitra ireto?
bozy:... Ny filazana ny tsy fahamarinana dia fanatsarana ny ho avy mba tsy hatao fitaovana politika ny fiangonana ho fampielezan-kevitra sy fanodinkodinana ny saim-bahoaka tsy hanaraka an-kolafin-kevitra atsy na aroa... izany no rafitra fototra ijoroan'ny fiangonana dia ny fitandroana ny fahalalahan'ny tsirairay eo ambany fahasoavan'i Jesosy Kristy sy amin'ny finoana sy fankatoavana Azy ary ny fanatanterahana ny sitrapony... :)
Dia na ny rafitra misy any @ fiangonana tsirairay indray koa no hozongozonina !!!
27. bozyboleta
(
14/01/2009 07:38)
Hitan'i Prime fa na iPrime ihany aza defa manitsy ny tenin'i Prime.
Avelao ny Fiangonana hanao ny asany malalaka amin'ny maha-Fiangonana azy.
Tsy hoe tsy nanaraka anareo teny Mahamasina akory dia tenenina ratsy ireo mpitondra Fiangonana ireo.
Olon-kendry ireo mahalala ny ataony.
Aleo ny Fivavahana hijanona ho Fivavahana.
Amen.
izany no rafitra fototra ijoroan'ny fiangonana dia ny fitandroana ny fahalalahan'ny tsirairay eo ambany fahasoavan'i Jesosy Kristy sy amin'ny finoana sy fankatoavana Azy ary ny fanatanterahana ny sitrapony...
Avelao ny Fiangonana hanao ny asany malalaka amin'ny maha-Fiangonana azy.
Tsy hoe tsy nanaraka anareo teny Mahamasina akory dia tenenina ratsy ireo mpitondra Fiangonana ireo.
Olon-kendry ireo mahalala ny ataony.
Aleo ny Fivavahana hijanona ho Fivavahana.
Amen.
28. prime
(
14/01/2009 08:17)
bozyboleta> Tena tsy azon'i bozyboleta mihitsy ny resaka... :lol:
Izaho tsy teny Mahamasina fa i naritsimba no teny... :wink:
Tsy misy manakana ny fiangonana hanao ny asany malalaka fa tsy misy manakana ihany koa ny olom-pirenena tsirairay hanao ny asany malalaka... rehefa miteny hianao dia atodiho amin'ny ankolafiny roa... izay no lazaina anao hoe aza mihaino lakolosy tokana... :wink:
Ny FFKM tsy tokony hanohana olona na fitondrana fa mijoro amin'ny maha-RAR am-panahy azy ka sady miahy ny zanany no mihaino ireo mitaraina sy mahatsiaro fangirifiriana ihany koa...
Hianao anie no tsy manaiky hoe samy manana ny fahadisoan-keviny ireo ary samy manao fitaovana politika ny fivavahana raha toa ka misy tokoa izany e... tsy mandeha ila io hoe Ingahy ben'ny tanàna no diso satria izao sy izao na hoe diso ny fitondrana satria izao sy izao... fa rehefa tsy mety dia samy manana ny tsy fahamarinany... raha samy mivavaka tokoa ka manatona an'Andriamanitra izy ireo dia izany indrindra aza no iriana sy tena ivavahana... :)

Olon-kendry ireo mahalala ny ataony.... Mirary izany koa aho raha mirary fa tsy mandiso ny ambaranao... mila mitandrina izy ireo satria arakaraky ny ataony no itsaràn'Andriamanitra azy ireo, ary tsy Andriamanitra ihany fa ny firenena sy ny vahoaka ihany koa satria mitady hanao politika indraindray... :lol:
Ny FFKM tsy tokony hanohana olona na fitondrana fa mijoro amin'ny maha-RAR am-panahy azy ka sady miahy ny zanany no mihaino ireo mitaraina sy mahatsiaro fangirifiriana ihany koa...
Aleo ny Fivavahana hijanona ho Fivavahana.... Itoviako hevitra... aleo Andriamanitra hiasa sy hanatanteraka ny asany... ny fiangonana hankato sy hanao ny sitrapon'Andriamanitra dia mazava ny resaka...
Hianao anie no tsy manaiky hoe samy manana ny fahadisoan-keviny ireo ary samy manao fitaovana politika ny fivavahana raha toa ka misy tokoa izany e... tsy mandeha ila io hoe Ingahy ben'ny tanàna no diso satria izao sy izao na hoe diso ny fitondrana satria izao sy izao... fa rehefa tsy mety dia samy manana ny tsy fahamarinany... raha samy mivavaka tokoa ka manatona an'Andriamanitra izy ireo dia izany indrindra aza no iriana sy tena ivavahana... :)
29. naritsimba
(
14/01/2009 09:37)
Ho ahy dia mijoro @ fanajana sy ny fahalalahan'ny hafa ao anatin'ny fanarahan-dalàna no tanjoko, raha mbola misy koa ny tsy rariny sy ny fanamparam-pahefana dia hijoro hatramin'ny farany aho.
Ny tokony ho tsaroan'izay mitondra rehetra dia izao, tsy hisy ho eo mandrakizay fa izay nanao ratsy teto dia nanao sesi-tany ny tenany ary tsy nitondra nankaiza akory ny harena azo t@ tsy rariny.
Ny azo @ makarakara dia hivoaka @ kiloadoaka.

30. prime
(
14/01/2009 11:20)
naritsimba> Fantatro fa tena naharary an\'ise ny nahazo an\'ise fa mangataka raha azon\'ise atao, ento eo amin\'i Jesosy ny alahelon\'ise fa Andriamanitra tsara ny Andriamanitsika... tsy mbola nanafina ny tavany Izy na niangatra fa mihaino mandrakariva...
Mitombina ny alahelon\'ise satria ny fahefana omena ny olona dia mandalo ihany fa an\'Andriamanitra ny fahefana... nefa ireo aloha no Mpitondra akehitriny, Ray aman-dReny (na ny Ben\'ny tanàna io na ny Filoha)... ny fanajana azy ireo sy ny fitondrana azy ireo amim-bavaka no fahendrena fa raha toa ka manitsakitsaka ny zanak\'Andriamanitra kosa araka ny fahefana nomen\'Andriamanitra azy ireo dia ento amin\'i Jesosy ny fitarainanao fa hiasa Andriamanitra...
Hoy Jesosy : \"Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita hianareo; dòndòny, dia hovohana hianareo.\" Matio 7:7
\"...raha miasa Aho (hoy ny Tompo)... iza no hahasakana Ahy?\"

31. rijadolly
(
14/01/2009 15:23)
bozyboleta:Misaotra an'se fa zay mihitsy ny tena tiako tenenina fa tsy dia haiko ny nanambara azy :-*
Tsy ho Kristy tokoa aloha. Malahelo aza IZY.
Ny mpitarika na hifanaraka na tsia, resaka politika daholo izany. Fa ny Kristiana mihitsy no mila mahatsapa tena tsy ho voarebireby ary tsy hamela ny Fanahiny ifandroritan'ny mpanao politika.
32. ikaretsaka
(
14/01/2009 16:17)
/quote]Aleo ny fivavahana hij[/quote]
Marina io raha le fivavahana= prayer no tiana ambara
Fa raha fivavahana =religion io de hafahafa ihany satria ana i i i Moizy na i i I jesoa na ny sisa taty afara dia m .N nitarikavemen abyt rehefa noforetina ny vahoakanynona ho fivavahana

33. naritsimba
(
15/01/2009 05:12)
prime>> misaotra an'ise @ zavatra izay lazain'ise, inoako fa Andriamanitra sy Kristy Jesoa tsy hamela ny ondriny ho viravirain'ny amboadia.
Ho ahy manokana efa niainako ary mbola hiainako hatramin'izao ny fanenjehana fa tsy maintsy mandresy ny marina.

34. xxx
(
15/01/2009 05:33)
tehaka be mitsy ho an'i prime raha ohatra azy doly ny toetsain-tsika dia tena ho tafavoaka iany i madagasikara , kanefa indrisy fa toa manamarin-tena sy manenjika ary mihaino lakolosy tokona foan ny sasany . MAMPALAHELO
35. xxx
(
15/01/2009 10:50)
Refa dinihana ireny vavaka rehetra natao tao Mahamasina ireny de lasa setroka eo @ vavaoran'Atra ireny
36. prime
(
15/01/2009 12:27)
xxx> Voninahitra ho an'Andriamanitra feno fa tsy ho ahy satria izaho koa mbola tsy tanteraka... ^:^
37. gasyjean
(
17/01/2009 17:07)
Fa isika mpino an' i Jesosy eto ireto ve moa,mpino fotsiny ihany sa tena manatanteraka ny baikony, raha ny fahitako azy dia toa mpino fotsiny ihany daholo isika ka tahaka ireo musulman ,izany hoe isika indray no miharo an'ilay Andriamanitra,mba tena tontosan'tsika ve ireo teny nomeny sa mpiahantsara-velatsihy fotsiny ihany? mba mandiniha ihany sao hanenenana any aoiana, sao dia mbola anisan'ireo ignorants ihany isika,ka tokony handalina tsara ilay tenin'Andriamanitra aloha vao miteny.