Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Annie2006
(
11/01/2009 12:35)
MIJOROA!MAHASAHIA!FA MASINA ITY TANY ITY
Ity ny sary mihetsika mikasika ny fanombohan'ny fihetsiketsehan'ny malagasy any andilam-bato sahy mijory hiaro ny tanindrazany.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Mijo...
tohiny
novalian'i penguin ny 15/01/2009 06:38
Luix
(
11/01/2009 09:22)
Mitady tononkira
Hiran'i Tselonina :...Izany zao no malaza..." 8O ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 12/01/2009 13:38
rakotoline
(
11/01/2009 07:25)
goutte
manao ahoana daholo tsy aiko na efa nivaoka teto ny momban'io fa mba te halala hoe misy rano v io aretina io ary toy ny taolana mipika v,fa simple curiosité satria hoe tena marary bé hono izy io,r...
tohiny
novalian'i rakotoline ny 16/01/2009 17:23
ikalamako
(
10/01/2009 22:13)
"Arahaba" avy amin'i raozygasy.
Rehefa mihamatotra sy mihamahazo vahana ny fiaraha-[b]mitsiky[/b] ;-) dia toa itony no vokany : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x7zo01_arahaba20090001_people...
tohiny
novalian'i vale ny 11/01/2009 18:40
ramyleouf
(
10/01/2009 21:32)
Mpianatra gasy aty Frantsa
Mila torohevitra miaka za raha tsy mahadiso aminareo.
Misy ireo Malagasy mpianatra tonga eto Frantsa tapakevitra ny hijanona sy honina aty Frantsa.
Manana asa : CDD na CDI
Manana trano
Mila fan...
tohiny
novalian'i ndrin ny 25/03/2009 10:16
RAvendrana
(
10/01/2009 16:25)
ilaina v no tene ty @za vonipotoana izao?
ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/01/2009 18:19
orona
(
10/01/2009 13:01)
andron'ny vehivavy
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ...
tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 17:36
orona
(
10/01/2009 13:01)
andron'ny vehivavy
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ...
tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 19:04
niryna
(
10/01/2009 02:58)
Ny saha Edena - Jerosalema vaovao - Sodoma sy Gomora
Taiza no nisy ny Saha -Edena fa ny mba honohono enoko dia hoe taloha ilay Saha Edena dia tety an-tany ary io no toerana nisy an'i Adama sy Eva ary rehefa nanota Adama sy Eva dia nesorina tety an-ta...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2009 04:40
Fanjaibe
(
09/01/2009 19:40)
On a aussi besoin de conspirateurs...Valkyrie
En ce mauvais moment de l'histoire de notre cher pays, pour eradiquer completement les forces du mal, il serait vivement conseille d'avoir aussi des Internes plus efficaces pour renverser la situation...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 22/01/2009 16:02
Zozoro
(
09/01/2009 18:40)
ZAVA-KANTOZAVA-KANTO
ZAVA-KANTO
Kintana mamirapiratra amin'ny alina mangina
Iantefan'ny nofinofy any an'habakabaka any
Misy bitsika mankeny, misy amboaram-panirina
Moa tsy zava-kanto izany ?
Saingy izaho ...
tohiny
novalian'i Koditra ny 09/01/2009 22:18
kelly13
(
09/01/2009 18:23)
PUVA
mba saika hanontany anareo iza no efa nanao io ce genre de therapie? (aleo klou tsy asiko oe misaotra fa sô d tonga avy any i kodoitra hamaly oe "tsisy fisaorana") hihihi...
tohiny
novalian'i Koditra ny 11/01/2009 09:52
naughtyboy
(
09/01/2009 15:44)
iza oa le romeo & juliette tsika malagasy fa adinoko..
@ tandrefana moa de romeo & juliette na Bonnie & Clyde @ bekintana fa isika ko mbo nanana ny antsika i Ravolahanta sy iza mo le bandy fa adinoko zay tao Tritriva ra tsy diso aho ..mila jiro kely tompo...
tohiny
novalian'i namanabe ny 10/02/2009 11:44
penguin
(
09/01/2009 15:06)
Ny matahotra tsy mahatana nohon'ny fahangovitana. DISO
Averimberiko fa ny osa dia miala ho azy ary ny kely hery kitihana dia mipitika. Dia mahagaga anefa fa misy ny lazaina efa vizana nefa tsy voahongotra. Ny mpiambina mangovitra tsy mahetsika fa taraiky ...
tohiny
novalian'i penguin ny 12/01/2009 14:51
arn
(
09/01/2009 14:22)
Tanàna e, tananay e,
Azafady ry zareo, sao mba misy manana ny tonon'ity hira ity nareo : tsy haiko ny mpihira fa le izy misy hoe :
Tanàné tanananay e, izay nilaozako elabe
tonga aho ankehitriny, nody fa tsy mivahiny...
tohiny
novalian'i arn ny 12/01/2009 09:03
lamesa
(
09/01/2009 13:47)
Tsy mety ho haiko ny tsy hitia anao hirain' i Njakatiana
(l) Mba mangataka io tonon-kira io ah zay manana fa tiko be le izy nefa mbola tsy hitako ao anatin' ny liste ao. Merci...
tohiny
novalian'i lamesa ny 22/01/2009 14:05
kidoropamba
(
09/01/2009 13:40)
tahotra sy akanosana marina hany sisa hitazomana an'i levalo
Midabedabedaka ny mpanohana an'i levalo satria matahotra no sady kanosa hiaro ny tanindrazan'ny gasy izay novidian'ny Daewoo hamokisana ireo koreana.
Aza zao e..aza zaroa e.... kanefa teren'ilay a...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 22/01/2009 10:23
ravonjison
(
09/01/2009 12:36)
Académie de danse
Tena mba mila ny adiresy email na telefaonina n'ny académie de danse K'Art eny Antanimena aho raha toa mba misy mahalala ianareo. Misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:36
xxx
(
09/01/2009 12:32)
probleme lecteur cd/dvd
miarahaba antsika rehetra de miarahaba tratry ny taona vaovao ihany koa!
izao zany ny pb_ko !
vô manokatra pc zah de misokatra ho azy ny lecteur cd_ko, na hidina aza de tsy mety fa miverina miso...
tohiny
novalian'i nilex ny 15/01/2009 10:42
naughtyboy
(
09/01/2009 12:26)
mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala..
tsy azo ekena ny fihevitra fa tsy hitraka intsony ilay nosy malala,marina fa be ireo niondrana aty ivelany noho ny zvmisy iainana ao amintsika,nefa tsy maty ao ampony ts1.1 ilay nosy nalatsahany tavon...
tohiny
novalian'i tataka ny 20/01/2009 14:01
