mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala..
1. naughtyboy
(
09/01/2009 12:26)
tsy azo ekena ny fihevitra fa tsy hitraka intsony ilay nosy malala,marina fa be ireo niondrana aty ivelany noho ny zvmisy iainana ao amintsika,nefa tsy maty ao ampony ts1.1 ilay nosy nalatsahany tavony sy iafarana ho anreo rehetra vato nasondrotry ny tany ,betsaka ireo fahasahiranana lalovany firenena ary tsy ireo mpitondra ihany no tompn'andraikitra @ zv miseho fa izaho ianao mamaky eto ary isika rehetra .Ny tena tsy azo ekeny saina de ireo mpiray tanindrazana sahy mivarotra ny tombotsoampirenena ho takalony tombotsoany manokana,mila fahamatorana @ zay ny fitondrana ny fiainampirenena fa tsy ady seza sy tombotsoa no ilofosana amantaonany maro
loabary andasy moa izy ity ,tsy any ivelany no afaka amaha ny raharaha tokantranotsika fa isika tompony fahasahirana inon avy no olana sy vahaolana eritreretintsika ahatongavana @ zany..

novalian'i tataka ny 20/01/2009 14:01
2. bozyboleta
(
09/01/2009 12:57)
Tora-po sy ranomaso ihany tokoa no vita any lavitra any.
Mbola tsisy nahavita inn à distance t@ fanalana ty fahatrana dradraina be ty fa famendrofendroina no betsaka.
Tsy aleo mangina otran' ireo bedebe mipetraka any ireo, tsy manao zistoara satria ny tena marina koa tsy te-hody; toy izay manetsetra eto nefa refa tena asaina mody na voatery mody tokoa hanasoa ity Tanindrazana lazaina fa tiana ity, atao daholo ny fikafika hijanonana any.
Samy manana ny heveriny ho fitiavan-Tanindrazana.
Indrisy :cry: :cry:

3. kidoropamba
(
09/01/2009 13:03)
hin!hin!hin! tadiavindry zalahy angina izany amin'izay hamongorany mora foana ny harem-pirenena ary hivarotany mora ho azy ny tanindrazantsika.
Tsy mandaitra intsony hoa izany ranaotra a.
Soa ihany ireo malagasy any am-pita mahatsapa tena ny amin'ny loza mitranga eo @ firenena ka sahy mijoro manohitra an'izany. Tairinay eny mahamasina ny anay @ alahady hoa ka ho hitantsika eo ny fidobon'ny bafla.
Hisaorana aloha nareo ry annie a, ilaina ny toy anareo izao satria matoa mandresy lahatra anareo ny pokona mpivarotra tanindrazana dia latahotra izy izany.
Karakarao ny any fa izahay hanomana ny aty mahamasina (l) (l) (l)

4. naughtyboy
(
09/01/2009 13:24)
ny anjarabiriky takiany ilay nosy niavina de ilay torohevitra sy fifankaherezana atolotra ireo mpiray tanindrazana izay tsy manana safidy hiaina aty ivelany iharany ny tsy rariny sy ireo mpanararaompahefana ho ary vahaolana manoloana ny hetraketraky ny mpitondra fa tsy sanatria famendrofendroana akory ..
na isika nandao ny tanindrazana aza de samy mahalala ny hantsana miandry ireo solofo dimbiny ala izay ho aviny nosintsika, inona no andrasany tanindrazana antsika rehetra aty ampita sy ny antenaintsika @ io tanindrazana io refa tafaverina any isika .Mety marina fa samy mandeha samy mitady nefa ny hazo no vanonkolakana dia ny tany naniriany no tsara ,aiza ilay valinkasasarana andrandrainy reo foladamosina tamintsika rehetra nefa etsy andaniny inona no rafitra sy kitro ifaharany ireo manampikasana itondra valimbabena ho any tanindrazana ..ireny antony rehetra ireny no ilana ny tsinjo lavitra avy @ reo tandroka miaro ny vozona izay tsy iza fa ireo mpitondra mahay mitsinjo lavitra..tsy fotoanany fifedrofendroana intsony ngambany izao fa fiatrehana mazava ny olana mianjady @ io tanindrazana malalantsika io

5. kidoropamba
(
09/01/2009 13:35)
Tsy misy torohevitra ho lasa vaingam-pandrosoana izany eo raha mbola eo ilay MPANGALATRA be io sy ilay MPIVAROTRA tanindrazana io.
Mba mandiniha kely ihany re raha mba gasy ihany fa aza dia kanosa saina be tahaka io e: Taiza indray no misy vahaolana mahomby raha ilay "OLANA" no omena azy?
hin!hin!hin! aleo hihomehezana fotsiny izao hakanosana izao hitadiavana tetika hitazomana an'i levalo eo.
Taiza indray ho hisy "vahaolana" aroso raha tsy "fongorina aloha ilay olana"?
Ny anay aloha efa mazava: tairina ny alahady ilay fivavahana mandraoka demony be mivarotra tanindrazana io. (l) (l) (l)

6. naughtyboy
(
09/01/2009 13:44)
io le8 io de anisany olana mapahantra any Gasikara ra mbola tafajanona eo ary efa voaisa ny androny eo fa olona hanarina sy iantsoroka ny adidy iandrasany malagasy rehetra izao no no tokony hoi eritreretina olona tahaka an'iza ???
7. bozyboleta
(
09/01/2009 15:00)
Ka zay nge hoa no tsy hanaovana torapo befahatany e!
Na hanongam-panjakana na hi-grevy lavareny eo, ny asolo azy aza mbola tsisy sady tsy fantatra akory.
Be ny mafana fo, avy eo indray hiady ho lohany eo daholo de ny hiafarany hifandrirotra le vilia fa samy te-hihinana.
Asa matotra no ilaina fa ny sentiment tsy ahavitana n'inn n'inn.
Tsetsatsetra tsy aritra, t@ gazety omaly no nahitako hoe tezitra koa ny TGV fa mahatsiaro ho voahilika t@ nanendrena ny Jly Rasolosoa, fa hoe coup avy @ Ny Hasina sy Ndrema koa iny.
Ireny aza vao manomboka sady izay cercle kely io defa izany no ady ka mainka fa hifandrirotra seza @ ity firenena iray manontolo tsy asa?

8. penguin
(
09/01/2009 15:09)
Tena manomana ny ho avin'i Madagasikara Malalanay mihintsy izahay fa tsy variana midoka ny toerana hiainana an-dafy ary mihevitra ny an-tanàna ho vongany. Tsy ny Gasy Vazaha taratasy no hantenaina hampamirampiratra ny ho avinay. Avy dia ny vazaha no hifampikasohana. AZAFADY OOOO
9. naughtyboy
(
09/01/2009 15:29)
Ny andrandrainy malagasy maro an\'isa ho fanilo hitarika azy ireo dia tsytahaka ny Ratsiraka sy ny namany izay naha very fahatokisana tanteraka ny malagasy na koa ireo mpiray lovia @ le8,trosa amampolotaonany maro no vesatra navelany ho any malagasy efa very fahatokisana ny vahoaka aminy.Ny tena vaindondraharaha andrasany firenena @ zao fotoana dia ireto oh. vitsivitsy:
-Fiarovana,fanarenana ,arofanina @ ireo lafiny aratoekarena nandritra ny taona maro nahazo ny firenena ka atr@ nipoirany volavolankevitra voiziny fanatontoloina ka nampianjera ireo vahana kapitalisma erantany
-Fampiroboroboina ny hery mamokatra sy ny harena voajanahary sy aratsaina ireo malagasy liampivoarana fa tsy iantehitra @ hataka sy trosa lava any ivelany
-Fampiharana arahimbokany akaiky sy lavitrezaka ny fotodrafitrasa arosony ireo mpilatsaka ho mpitarika ka atr@ filoha faratampony izay voaramasony fahefana tsy miankina arampitondrana ka mangarahara @ vahoaka tsy vaky volo
-Fifehezana ny lalana isan\'ambaratongany ary ametrahana azy ireny ho laharampahamenana eo anivony fampandrosoana sy ady @ kolikoly
-Fahazankantena @ fambolena sy fiompina ary ireo sehatra iadina @ hanoanana sy fahavitantena aratsakafo
-Famerenena ny zo sy sata ary ny mahamalagasy ny vahoaka ka ahafahany ilahatra fa manana ny sandany erantany izy ireo izay hajainy mpitondra azy
Sombiny kalitao ireo tokony hananany ireo mpilatsaka hofidiana sy handimby an\'ity le8 ity ,anisany finoana tsy very @ malagasy izany satria tsy mbola very olomanaga ny tanindrazana ary masina ilay Madagasikara lova navelan\'ireo razantsika..

11. naughtyboy
(
09/01/2009 15:47)
TSIA nareo no tataka ka migorobaka dolidoly ny hevitra apoitranareo fa tsisy ventiny :lol: tsy mila valiny fa misaotra ry zanety :wink:
12. kidoropamba
(
09/01/2009 16:06)
Tsy misy torapo eo fa ny zava misy ihany no lazaina.
Tsy misy tariki radidy izany eo fa ny tanindrazana lafo @ Daewoo no tsy laitran'ny pokona e.
Tadiavinareo atao lava-paty i gasikara fa tsy hanaiky izahay e.
I Daewoo dia mandeha any Madagasikara mitady sakafo hoan'ny havany kaoreana. Ny anareo indray dia ny havana ao ihany no haripaka satria mpamosavy malemy. Aiza ô! hin!hin!hin!hin!
Mbola ao koa ny varotra renirano ao mananara hoan'i arabia sodita, ao koa ny QMM any tolagnaro... hamidio any TIKO sy MAGRO raha te ahazo vola fa tsy ny tanindrazanay gasy no viraviraina ka omena kaoreana a. (l) (l) (l)

13. andrywui
(
09/01/2009 16:49)
Penguin a!! miteny daolo zao ry zalahy rehetra reo de mamoaka hevitra tsara daholo manohana ny heviny fa ny an'i penguin oa bontolo sy boribory ary boraingona daholo e!! de io any no ataoko oe nanahadray letsy ialahy ka!! de be itovizana any
14. naughtyboy
(
10/01/2009 10:24)
efa androny fiavotanantena(revolt) fa tsy fanavotan\'aina(survival) izao ry havana rehetra ,\"Izay mitambatra vato izay misaraka fasika\"
\" TSY AZOMBAZAHA \" no anarany reo mpanohitra farany t@ 1947 ankoatry ny menalamba,MDRM,Vy Vato Sakelika,PSD,AKFM-KDRSM tato aorina sy ireo MONIMA avy any atsimo niady ny fahaleovantena tanteraka i M.kara nanehoany fitiavantanindrazana/nationalism uprising, aina marobe no takalo nahazoana izany..tsy hamoha fotamandry akory fa fampatsihivana ny sorona nataony reo razambe teo aloha nahatongavantsika @ zany(marihina fa i Ex-Pdt F.Miterrand no nitantana ny raharambahiny frantsay t@ zany nilaza fa 15000 fotsiny no maty nefa nahatratra folo avo heny 150000 izay nialany Atoa J.Chirac tsiny t@ 2005 t@ vahoaka malagasy iray manotolo
1956 ireo governemanta sosialista frantsay no nametraka ny \"overseas reform act/ loi cadre \", zay nametraka ny \"suffrage universelle\"fototry reo rafimpitondrana @ alalany parlemanta isaky ny tany voazanaky izy reo.Io no rafitra maloto voalohany na \" ny zarazarao anjakana \" napetraky ny mpanjanaka ampizarazara ny malagasy(fizarazarampoko arapolitika/ethnopolitics)ny merina sy ny tanindrana,ny katolika sy ny protestanta ary reo saranga samihafa izay toetsaina tokony HIALANA voalohany ra iresaka fiovana ny fianampirenena ...tena antony lehibe tsy azo dinganina io sy ny tohiny ho anreo liana @ tantara politika marina ny tanindrazatsika ....mahareta fa mbola hitohy....atr@ ty fitondrana boboka mampiletika sy manosihosy ny ny ra nalatsak\'ireo tia tanindrazana hatr@ nahazahoana fahaleovantena ka hatr@ teny Iavoloha ireny

15. badboy
(
10/01/2009 10:52)
naughtyboy >> Tsy ny "suffrage universelle" no ratsy, ary tsy ny fametrahana ny "système d'élection" amerikanina no vahaolana, fa ny ahitana olona tsy mamban'ny fanangonankarena!! Io no voalohany tokony alana ao antsaintsika gasy hoe ny fitondrana anie ka tsy tohatra ho mampanakarena!!
Manarak'izay, tanisainao hoe tsy mamely ny fototra napetraky ny frantsay, kanefa ianareo mamporisika ny filaharana eny @ ambassade ao paris mba hjiantsoana ny mpitondra fanjakan'i renimalala mba hanohana ny fanonganana andRavalomanana : ohatry ny misy " schyzophrénie" izany isika!! Ka ny hevitra fototra hiaingana mihintsy no tsy any!! Ka alohan'ny hanomezana lesona aloha dia mba jereo hoe mampihatra io lesona omena io ve ny tenanao!!
Dia bon courage!! 8) 8)

16. naughtyboy
(
10/01/2009 14:21)
badboy >aza maimaika mandray ambolony toy izao fa asa na mazava na tsia ny \"reform act overseas/loi cadre\" no resahiko eto ,@ politika de
rafimpitondrana izy io natao anasaratsarahana ny fahefana sy ny zo ananany olompirenena @ ireo zanataniny imperialista toa an\'i frantsa
ny suffrage universelle indray de lalana @ legislature-n\'ireo mpanjanaka ahafahany olompirenena mifidy izay ao anaty juridiction(tao frantsa oh. de tsy nahazo nifidy ny vhv ra tsy t@ 1944),ny niseho tao Dago de tsotra @ alalany parlemanta sy olomboafidy vitsy2 ihany no azo nanao izanyt@ fotoan\'androny(1956).i Algeria no tena nifafa sy voafetra t@ izany nefa de anisany faritra frantsay ivelany frantsa izy ireo
ary ny systeme d\'election americaine voalaza etsy ambony de tsisy na kely aza ifandraisany structure constitutionelle ny eropeana na ireo legislature mifehy azy ka aza afangaro ny akoho sy ny vorona
\" schyzophrénie\" -->mbola betsaka no tsy azony badboy raiso kritika pozitifa ny lazaiko manaraka eto,asory ao antsaina kalo ny entimpo fahatany ,tsy resaka fo ny atao oe politika fa saina ary efa taonjato 21 isika izao ,ty misy oh. kely t@ reo ady lehibe 1, 2 de ny frantsay sy ny alemana izay tanakavia sy havanana @ zao fotoana @ fandrindrana an\'i eropa na aratsosialy na ekonomia na sehatra hafa ifanampiany izy ireo erantany,efa mandroso lavitra ny sivilizasiony politika tandrefana ka hainy ny mifanampy refa vita ny rombo noho ny soa iombonany.
Ny fanehoankevitra sy fitsipahana ny tsy rariny de adidy fa tsy mila iandrasana ny fanampiany reny malala na tsia satria AIMPIRENENA no avotana...
tsy de betsaka ireo lesona ireo ry badboy nefa kosa ngamba mazava tsara hisy hisainana :wink:

17. naughtyboy
(
10/01/2009 14:54)
tsy io " loi cadre" io ihany akory no ratsy fa tao ko ireo toetsaina lomorina antsoina "tia kely/individualism" izay niroborobo na atr@ kely na lehibe kolikoly , halatra @ volambahoaka , fanamparampahefana ,didy kofehy lehibe na antsoina oe jadona.Ireny rehetra ireny dia mila fiovana daoly @ ts1.1 .
18. naughtyboy
(
10/01/2009 15:46)
ho tohizako kely ireo tamberina arapolitika taorinany fahaleovantena ahitana taratra marina ny niseho t@ reo fitondrana nifandimby
1960 no azo ny fahaleovantena,teraka ny repoblika 1(social democrat) notarihiny Itpkl Tsiranana.P nodimbiasany repoblika faha2(nationalist & revolutionary) notarihiny i D.I.Ratsiraka ary ny faha3 (liberal,populist,manoratena ho Christian) ahitana le mangidy hoditra @ vahoaka le8.
Ireo zv niseho tsy azo adinoiny tantara nandritra izany fotoana izany ,
Nandorana ny lapa ny mpanjaka 6/11/95 ary lavenona sisa tavela @ reny tahirimpirenena,ratra tsy mety sitrana ao ampony Iarivo
Betsaka ireo harena any faritra sy faritany manerana ny Gasikara no mila arovana sy omena lenta , ny fanalahidy 1 ahatongavana eo dia ny decentralisation izay tsy tanteraka mihitsy noho ny fampanantenana tsisy bainga voavadika.
Ireny lavaka ireny de nibaribary t@ fiainampirenena izay tsizarizary @ sehatra rehetra,ny fitondrana izay tsy nijery intsony ireo sehatra iakinany aimpirenena toy ny fiarovana aratafika,fitanterana,fanabeazana arapahasalamana.Oh. vitsy2 zany ra ny lisitry ny U.N no jerena de nihemotra ho 150 ao anatiny 174 @ reo firenena farany zay mahantra i gasikara ,ny halavan\'andro iainany malagasy @ akapobeny de 50 taona,ny pollution de mitombo 10-20 avo heny ny marimaritra iraisampirenena( WHO standard)tsy an\'asa nitombo 60 %...ny harentsaina sy kolotsaina azo faritana @ fihavanana de very tanteraka noho ny adimpiainana netiny ireo fitondrana..aoka aloha izay fa efa lava hotohizana @ manaraka...

19. badboy
(
10/01/2009 17:55)
Efa programme mihintsy izao apetrak'i naughty izao!! Ka ny tokony ataonao ranamana dia raha heverinao ho tena manana hevitra tsara ho tanterahina @ fanavotana an'i Dago ianao dia mirotsaha ho fidiana @ 2012 na koa midira ho mpanolotsainan'ireo candidat!!
De mazotoa, fa ny ahiako fotsiny dia ny olona no miova fa ny fomba fanao mitovy ihany satria ijanona ho propagandy fotsiny ilay hevitra tokony ho tsara!! :evil: :evil: :evil:

20. naughtyboy
(
11/01/2009 06:45)
badboy > aoka aloha azava fa ny tanjoko eto de tsy manohana antoko aho na 1 na ko manindrahindra firehankevitra arapolitika etsy sy eroa ,ny fahatsapako fa ao anaty kizo lalina ity tanindrazana malalantsika ity ka raisiko ho adidy ny fanehoako ny hevitro mazava momba ny tanindrazana ----> @ mahaolompirenena manana adidy @ tanindrazany de sarotiny aho @ zany toy ireo malagasy iharany tsindry hazo lena sy fahorina nandritra ireo repoblika 2 farany nifandimby...
tsy ho voatery hanana hevitra tsara vao afaka hanatanteraka izany na koa hiandry toerana sy hitady seza ADIDINTSIKA rehetra izany izay mamaky etoana @ zao fotoana ---->ny tanindrazantsika lova napetraky reo teo aloha de averiko indray miandry ahy ianao isika rehetra ka aza atao \" valalan\'amboa ny tompony aza tsy tia..\" ka mipetraka aminao ny fanotaniana @ zao fotoana anisany le ijery ity firenena efa mihohoka @ tany ve ianao ka anakora sy anatsatso fotsiny ireo izay mba manolotra hevitra hanarenana azy sa anisany ireo handray andraikitra ka itondra ny anjara birikinao hanasitranana ireo fery sy aretina nahazo azy hatrizay...ADIDY izany ry badboy ka saino tsara izay voalaza alohany rehetra ,tsy resaka ady baolina kitra akory oe fandanin\'andro ny politika misy ao amintsika fa fiainampirenena (araky ny fihevitry ilay namana 1 eto zankely na zanety mpandoto rano) ka any aminao ,izaho ary isika rehtra no fanalahidiny fahombiazana @ zany..
\"Izay mitambatra vato izay misaraka fasika..\" hoy ny fahendreny razantsika