mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala..
21. naughtyboy
(
11/01/2009 06:52)
ireo voalazako ireo de zv nisy niainany firenena malalantsika ary ireo mpiray tanindrazana hajaina isany, ry mpiserasera etoana fa tsy programako akory araky ny fihevitry ny sasany azontsika amarinina daoly izany ..ny amisavisana ny ratsy no iaviany soa ozy ny fitenenana..raha misy ny olana misy ko ny vahaolana ,araky ny finoako manokana de 1 ihany no tsy ahitana vahaolana @ fiainana dia ny fahafatesana(vao teraka isika defa misy garantie any ho any momba azy io)
22. badboy
(
11/01/2009 11:17)
Aza sendaotra @ tsisy dikany ranamana! Ary aza milaza ny tsy nambaran'ny hafa fa manameloka tsisy porofo izany, ianao anefa toa mba mampiseho ihany hoe olona misy "éthique"!! Izaho isan'ny mpamosaka hevira eto ary tsy manao tahaka an'i zanety aho ka lazaiko fa mpanohitra daholo izay mpaneho hevitra! Saingy ny hevitra asehonao ranamana dia efa rogramme mihintsy!! Vakio eto :
K'ianao ranamana efa tsy menatra maneho proramme, koa maninona ianao no menatra raha lazaiko hoe manohana candidat 1 na tokony ho candiat??? Sao henatra diso adiresy ny anao ka mivadika ho hevitra fantôme ilay aposakao!! :evil: :evil: :evil:
naughtyboy:
Ny tena vaindondraharaha andrasany firenena @ zao fotoana dia ireto oh. vitsivitsy:
-Fiarovana,fanarenana ,arofanina @ ireo lafiny aratoekarena nandritra ny taona maro nahazo ny firenena ka atr@ nipoirany volavolankevitra voiziny fanatontoloina ka nampianjera ireo vahana kapitalisma erantany
-Fampiroboroboina ny hery mamokatra sy ny harena voajanahary sy aratsaina ireo malagasy liampivoarana fa tsy iantehitra @ hataka sy trosa lava any ivelany
-Fampiharana arahimbokany akaiky sy lavitrezaka ny fotodrafitrasa arosony ireo mpilatsaka ho mpitarika ka atr@ filoha faratampony izay voaramasony fahefana tsy miankina arampitondrana ka mangarahara @ vahoaka tsy vaky volo
-Fifehezana ny lalana isan'ambaratongany ary ametrahana azy ireny ho laharampahamenana eo anivony fampandrosoana sy ady @ kolikoly
-Fahazankantena @ fambolena sy fiompina ary ireo sehatra iadina @ hanoanana sy fahavitantena aratsakafo
-Famerenena ny zo sy sata ary ny mahamalagasy ny vahoaka ka ahafahany ilahatra fa manana ny sandany erantany izy ireo izay hajainy mpitondra azy
Sombiny kalitao ireo tokony hananany ireo mpilatsaka hofidiana sy handimby an'ity le8 ity ,anisany finoana tsy very @ malagasy izany satria tsy mbola very olomanaga ny tanindrazana ary masina ilay Madagasikara lova navelan'ireo razantsika..
K'ianao ranamana efa tsy menatra maneho proramme, koa maninona ianao no menatra raha lazaiko hoe manohana candidat 1 na tokony ho candiat??? Sao henatra diso adiresy ny anao ka mivadika ho hevitra fantôme ilay aposakao!! :evil: :evil: :evil:
23. naughtyboy
(
12/01/2009 07:20)
tsisy idirany resaka sendaotra izany na kely aza A.toa badboy ,ady hevitra sy loabary andasy no eto fa ialao ny fahazarandratsy mandray antendrony na mandray resaka tsy ampandinihana...
----> ra mbola tsy mazava @ badboy ny lohahevitra entiko eto de averiko ...
\"mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala.. \"
Ny tena tsy azo ekeny saina de ireo mpiray tanindrazana sahy mivarotra ny tombotsoampirenena ho takalony tombotsoany manokana,mila fahamatorana @ zay ny fitondrana ny fiainampirenena fa tsy ady seza sy tombotsoa no ilofosana amantaonany maro...
,tsy any ivelany no afaka amaha ny raharaha tokantranotsika fa isika tompony fahasahirana inon avy no olana sy vahaolana eritreretintsika ahatongavana @ zany..
1 . Atreo aloha ivereno dinihana,fakafakao,ary itondray tohitra arakevitra maripototra satria no eritreretiko fa olona manana lenta afaka manazava sy manohana ny fehikevitrao ianao ka vonona aho hanome fahafampo @ izay tsy mazava @ reo voalazako...
2 . Raha @ saina tsy miangatra ny olona mamelabelatra hevitra de milaza ny olana na lesoka fotsiny fa mitondra ny vahaolana araky ny tandrifiny avy
:arrow: Izay no antony ireo andalana vitsy2 voalazako ireo,mba nampianarina handray ny hevitry hafa ngambany ianao fa tsy iziriziry fotsiny @ saimpantanao
lava izao,misaotra tompoko
3 . raha menatra ny hevitry hafa ngamba aho de tsy eto no toerana anehoako
ny vaika ijoroako sy fihevitro matotra momba ny fianampirenena , sa tsy maintsy izay ho eritreretiny badboy no izy na ko oe HEVITRA TOA MARINA...
Tsia tsisy eto na 1 aza ho azo rebirebena @ zany :lol:
4 . Raha misy fanazavana na hevitra tsaratsara kokoa azonao aroso ahasoa ny firenena eto dia miandry izahay karaisina antanandroa ary tolorana fankasitrahana mialoha ,nefa kosa ra tsikera tsy misy mivaingana sy tsisy porofo de efa zatra ny rehetra ka aza mandany andro .Resaka loabary andasy no eto fa tsy natao anakiana olona manokana ka aza raisina ambolony fotsiny..
SAROBABAY KA IZAY VOA AZA TEZITRA .. :-D :-P
Amaranako ny resatsika mitsamm
mipetraka aminao ny fanotaniana @ zao fotoana anisany le ijery ity firenena efa mihohoka @ tany ve ianao ka anakora sy anatsatso fotsiny ireo izay mba manolotra hevitra hanarenana azy sa anisany ireo handray andraikitra ka itondra ny anjara birikinao hanasitranana ireo fery sy aretina nahazo azy hatrizay...ADIDY izany ry badboy ka saino tsara izay voalaza alohany rehetra

24. TWING
(
12/01/2009 07:50)
CALME FOTSINY IHANY OA
mandinika tsara aloha e.
mikasika ilay maraina anie ka sarotra omaniny fa tsy laziana fotsiny tokoa e.
ny fanangonan karenan ny mpitondra tsy ho afaka rah zao fa toa ny eo ihany no miverina.
nisy ireny t@ fotoanany ny dinika mikasika ny Déclaration de patrimoine .
AIZA IZANY @ ZAO????????????
Sira kely: BIANCO?
t@ andron ny Deba anie ka nisy ny kolikoly fa tao ambany latabatra e
ary @ zao efa tena eo ambony latabatra mihintsy.Efa tsy misy henatra intsony.
IZA ZANY no MPITONDRA tsy hanangona harena?
ohatra iray goavana tena Mahalitika:
Ao Tamatave dia misy biraon ny Gendarme ho afindra fa misy mpitondra hanangana hotely goavana eo fa milay ho ny vue PANORAMIK.etc.
LOL
Izy efa Ngeza be fa voky, ny manodidina azy koa ve HO KELY.
fehiny: tsy maintsy mandinika aloha @ izay hitondra hisolo an RA8

25. naughtyboy
(
12/01/2009 08:03)
TWING > kalma tanteraka less za :lol: ary tsy taitra tsy maika kanefa tsy tara
voalazany twing
"fehiny: tsy maintsy mandinika aloha @ izay hitondra hisolo an RA8"
ekena tanteraka nefa tsy azo atao ela fitery ronono ka ilaozany omby mihahaka eo ...sao efa fitsa ny le8 ny fananana sy miavosa ny trosa vao ho tonga saina
voalohany @ zany tokony ho fantaritsika rehetra te anova aloha inona marina no fiovana tadiavintsika ,fantaro aloha izay katsahinao alohany anovana famindra, efa voalazako ny sasantsasany @ hevitro manokana etsy ambony alohany oe iza
:arrow: ny antony izay dia ialana soroka @ tany efa nahalavo ka tsy iverenany tantara indray...isika rehetra dia samy manana hevitra daoly ka mba zarazarao tompoko

26. penguin
(
12/01/2009 14:55)
Mody miady an-trano indray vééé ry haka fitondrana aaa ??? Efa hoe vonoy n,y baolina fa maika ty fiovana tsaratsara ny vahaoaka. Sa hazo boboka ka resaka no atao matavy ????
27. naughtyboy
(
13/01/2009 08:36)
ka izay le izy ry Twing mila rafitra maty paika ilana tetezamita sy fanarenana vaovao ho @ fahombiazana ka tsy itovizany ny teo aloha intsony :D
28. xxx
(
13/01/2009 09:16)
==o ry Penguin a aza faly maneso anay malagasy sahirana ianao fa tena mandatsa anay ny filazanao fa tsy sahirana ny gasy
29. penguin
(
13/01/2009 09:36)
naughtyboy = mila rafitra maty paika ilana tetezamita sy fanarenana vaovao ho @ fahombiazana
xxx = maneso anay malagasy sahirana ianao fa tena mandatsa anay ny filazanao fa tsy sahirana ny gasy
Sahirana daholo vao mahita fandrosoana fa tsisy azo moramora izany aminay ka aza mandainga sa nareo ahavita tsisy fahasahiranana. Mpampiresaka.

30. naughtyboy
(
13/01/2009 10:31)
xxx > io olona resihanao io nge tsy anisany le sahirana fa andatsa ny rehetra fotsiny tsy izy irery akory no antsoina oe malagasy fa aza asina sira ny aminy..
31. penguin
(
13/01/2009 15:25)
Fa elahisany angaha sahirana any an-dafy any sa mba mahalala ty fiainan'ny Malagasy ?
33. naughtyboy
(
14/01/2009 10:43)
ny vinavinako fotsiny @ izao hetsika izao de ataony reo goaika antitra(ndrema,R.Ratsiraka... sy ireo faribolana ao akaikiny fitondrana @ izao fotoana sy teo aloha..) ankalana fotsiny/bouc emissaire i Andry TGV solofo dimbimy antanimarivo salosana(oops.A.rivo) isosohany ny mamba ,tsara ny intention i Andry fa ireo manodidina azy @ izao fotoana no tokony hahamailo azy tanteraka voalohany sy ny vahoaka rehetra miandrandra ny fiavotana tsy hanaiky ho rebirebeny be molotry ny kabary politika ary ny mitonona ho mpanohitra manatelina ny marina refa mahita tombotsoa na seza..io aloha no fingana sy fandrika voalohany mila hazavainy ireto ho mitonotena ho mpitarika ny mpanohitra raha tsara fikasana sy manana fitiavantanindrazana izy ireo,POROFO ALOHA VAO FAMPANATENANA RA TE AHITA FIOVANA...
34. ravol
(
14/01/2009 10:52)
Enga anie mba ho avy tokoa ny maraina fa tsy ho izao no hiafaran'i Gasikara.
Isika aza be teoria fa hita mihitsy fa tsy hiainanareo ny zava-misy eto, raha ho atao antsipiriany dia hilaza nareo hoe : "Iza no hitantaranareo ny fahorianareo ?" Fa lazaiko anareo fa mafy izany mamelom-bady aman-janaka izany izao, @ ity fomba fitondran-dRavalo ny firenena ity, tsy misy intsony izany fiainana @ tokony ho izy izany fa ny atao ao an-doha rehefa maraina dia izao : "Aiza no hahita hohanin'ireto fianakaviako ireto androany? Iza no mba misy mividy @ ireto entana ato an-trano ireto raha tsy mahita androany? Iza no afaka mampindrana vola zao? Rahoviana vao ho tonga ny faran'ny volana ?
Ampahany fotsiny ireo iainanay isan'andro ary izany dia miha mafy isaky ny mivadika ny andro sy ny alina hatramin'izay nitondran-dRavalo izay, tsy hoe momba ireo mpitondra teo aloha akory, fa ity dia miantraika amin'ny tolàna mihitsy.
Ka raha hiady hevitra ianareo eto mba hamirapiratan'ny maraina ho a n'ny Gasikara, fa tsy hoe tonga le maraina fa maraina maizim-pito, mitovy @ tsy tonga ihany, ity no mba hevitro : Jereo ireo sokajin'olona tena miasa, omeo ny tokon'ny valin-kasasarany ny olona miasa, ary ny mpitondra tokony hanompo ny vahoaka fa tsy ny vahoaka no hiloloha ny mpitondra nefa ny hanina ho any ambavany aza tsy misy, tsy misy fiara mandeha izany raha ny môtera aza zara fa mihodina.
Farany, raha araka ny hita eto izany dia ianareo manan-katao mbola misy atokona sy ry zareo mbola mameno ny kitapony no tena miady hevitra eto, izay tsy ampy be dia be raha ireo fotsiny no hoentina hikarohana hevitra hampandrosoana an'i Gasikara hiavian'ny maraina mibaliaka soa.

35. naughtyboy
(
14/01/2009 11:22)
voalaza teo
"Enga anie mba ho avy tokoa ny maraina fa tsy ho izao no hiafaran'i Gasikara...
ny mpitondra tokony hanompo ny vahoaka fa tsy ny vahoaka no hiloloha ny mpitondra nefa ny hanina ho any ambavany aza tsy misy, tsy misy fiara mandeha izany raha ny môtera aza zara fa mihodina."
ravol > mitovy tanjona isika ary fijery ka ny marimaritra iraisana no aleo jerena fa tsy ny fahasamihafana, tsy ny manolotra fanafody indray akory no antsoina ho mpamosavy fa ireo nanome ireo poizina aleo azava tompoko..
tsy mora izany mandao ny tanindrazana izany sy miafy aty antanin'olona satria tsy mbola teo @ ilay toerana ko angambany de mora ny manome tsiny,nefa TADIDIO fa izay no mahatonga ireo aty dilambato manao hetsika sy manolotra tanana ary hevitra ialana @ izany tsindry hazo lena ,ramatahora,ary fijaliany fiarahamonina izany .Ao ny tompon'andraikitra nahatonga izany rehetra izany ireny no fahavalo iombonana mila arodana fa tsy ny mahatsapa ny fahorina @ reo RAR,ranabavy sy rahalahy ary zanaka amampara manana zo sy hasina ary sata eo anivony fiarahamonina sy ny tanindrazana iombonana,nefa dia isaorana mandrankariva ny fanehoankevitra satria efa mazava ny tsy fanekena ny tsy RARINY iarahamiady @ izao fotoana,mankatelina e

36. penguin
(
15/01/2009 06:41)
Andrasana sy hivavahana ho avy vé ilay maraina sa ianao no manomana ilay fihaviany ???? Avy aminao sy ny safidinao no mitondra sy olana ho anao.
37. andrywui
(
15/01/2009 09:39)
FANOTANIANA TELO FOTSINY HO ANLA RY PENGUIN
-MAHATSAPA ZANY ELAH FA TENA MIADANA SY VOKY MAHATSINDRY FANDRIANA TSARA NY 90% NY MALAGASY?
-TENA MAHITA FIADANANA BE VE ZANY NY MPONINA ETO ANDRENIVOHITRA?
-ARY TRAFO-KENA MIHITSY VE ZANY NO ATAO TOKO ENY AMBANIVOHITRA?
zay ve no fahitanao ny fiainan'ny Malagasy?? jereo tsara ary ny solomaso hanaovanao ry Penguin!!

38. penguin
(
15/01/2009 12:34)
Mifandray @'ny fanomanan'ny olona ny ho aviny vé ny fanontanianao ahy 3 sa hampitombo ny ao am-biliany ? Raha mampitombo ny sakafony eo no ho eo ihany dia adalan'izay tsy manantona.
Misaina ny olona amiko fa tsy taritina havia dia miankavia ary taritina havanana dia miankavanana.
Mamporisika mihintsy kosa anefa aho hoe hano izay manome vola fa eo ireo no mila anao ry vahoaka.

39. naughtyboy
(
15/01/2009 15:11)
andrywui > vhv nge io zanety io fq tsy lhl e,araky ny lazainy oe ny olona no misaina fa tsy izy de :-D fotsiny de vita ny moba aminy lany oazy eo ny bateriany
40. penguin
(
15/01/2009 15:17)
naughtyboy=zanety vé vehivavy ??? sao sarimbavy satria io misy voritrabe io :-D :-D :-D :-D .
Efa misaina ny olon'i Madagasikara malalanay fa tsy entina miriorio hatrany. Petaho ny saosiny ry leireto fa mba anjaranareo no zahavina izao an.