mbola ho avy ilay maraina ny Gasikara malala..

41. naughtyboy ( 15/01/2009 15:34)
mbola ho avy ilay maraina ry mpiserasera hajaina isany fa izay maharitra vadin4andrina ka raiso ny adidy...
42. penguin ( 15/01/2009 15:38)
Adidy hamadihana an'i naughtyboy=zanety ho Ministra vééé??? Dia ianao ho lasa mpiasany sa ho mpiambina azy sa mety azo atao Praiministra koa ??? Raiso ny adidy ary hano ny mofony vao mibanaka ry vahoaka fa anjaran-tsiaka indray zao no zahavina mafy
43. naughtyboy ( 16/01/2009 03:17)
ny valala tsy azo ra tsy inadriana hilika....
44. penguin ( 16/01/2009 13:01)
Kay moa namerina le teninay tany aloha tany ihany an. "ny valala tsy azo ra tsy inadriana hilika.... " Ahoana moa izany sa mitika hoe kely sy maivaivana nohon'ny misambo-balala ny mampandroso firenena??? Aizéééé?
45. naughtyboy ( 16/01/2009 19:14)
tsisy miteny akory oe aza mifoka moly fa mba ento mora refa dizina :-@ fika hafa indray avoaka ry zanety fa efa zatra an'io fika mietanetana otrany t.. entindriaka io izahay =))
46. penguin ( 19/01/2009 15:39)
"fika mietanetana otrany t.. entindriaka io izahay " Hihihihi kay moa hain'dranamana ihany ny fikany. Io lé mampidera fahaizana @'ny lafiny rehetra. naughtyboy=zanety=t.. entindriaka
47. naughtyboy ( 20/01/2009 04:11)
lohana krevety ozy ny akama 1 izay ,ary boloky vava ozy ny tenako tsy mankevitra fa mamerinteny,fiarahabana tratry ny taona an'i zanety na zankely na i penguin fotsiny iny oe fika hafa indray avoaka ry zanety fa efa zatra an'io fika mietanetana otrany t.. entindriaka io izahay =)) =)) =)) =))
tsy ahasakana ny hafatry olona eto i zankely na zanety na i penguin fa aza mandreratena =)) =)) =)) =))
48. tataka ( 20/01/2009 14:01)
nottiboi no tena mazàna sadi misi loha ho an'i Gasikara malalaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0775