Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tataka, milahatra araka ny daty
tataka
(
20/04/2009 12:56)
Mampiady Malagasy esory andry tgvendrana
Isaky ny mitety faritany dia ny fandrangitana sy ny fizahozahoana ho mpandresy ny fikan'i andry tgvendrana. Mila faingana satria resaka fampihavanana no modiana aroso nefa fampisarahana no tanterahina...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:24
tataka
(
17/04/2009 11:41)
kaporaly sy serzan mibaiko jeneraly miaramila hendry
Hendry tokoa izany miaramila tsisy fifehezana izany. Ny jeneraly nolazaina voakarama avokoa ka ny sous-officiers no mibaiko azy hanoratra, hanao sonia ary hamaky sy ho raisina sary ho hitan'ny rehetra...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:42
tataka
(
12/03/2009 06:17)
Rehefa tratra dia tsy TGV saingy ilaina hanamaro isa
Rehefa mihogahoga eny @ 13 Mai dia ilaina ianareo ry mpandroba saingy ny aza tratra fa tsy TGVendrana intsony fa lasa TGVoadaroka. Tsy ampy isa mantsy izahay ka tongava ihany hanamaro isa fa mitandrem...
tohiny
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 07:46
tataka
(
09/03/2009 12:01)
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8 satria na ny Ministera azo aza tsy voatana akory....
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:55
tataka
(
05/03/2009 09:21)
Na adidas na kiranillaaa, mila ahato ny fandrobana
Na adidas na kiranillaaa, mila ahato ny fandrobana. Mijaly ny olona raha sady may trano no very fanana, no very asa, no mbola rahonana. Tsy ny mpandroba ihany akory no avela hanjaka hoy ny akama atsy....
tohiny
novalian'i penguin ny 05/03/2009 13:04
tataka
(
03/03/2009 05:59)
Izahay Mpomba an-DRAVALOMANANA ary manohana azy
Tsy menatra ary mijoro hatrany izahay Mpomba an-dRAVALOMANANA ary manohana azy. Tsy hiandry ny ho domin'ny lanifanahy foana fa mba mamaly ihany koa. Io no Président lanim-bahoaka aminay ka na hitatat...
tohiny
novalian'i penguin ny 04/03/2009 06:21
tataka
(
24/02/2009 14:29)
Mamorona solon'anarana no mety hoy kidoro sy andrywui
Efa lany bala ry zalahy ka trotraka tanteraka satria mijoro hatrany ny mpomba an-DRa8. Feno mahamasina na avy aza ny orana ary tsy mety resy ny mpankasitraka ny ara-dàlana ka aleo manova solon'anaran...
tohiny
novalian'i andrywai ny 25/02/2009 07:22
tataka
(
11/02/2009 10:38)
Isa sandoka ny an'i andrywui. Mbola manohana ra8 ny olona
Na halahelo aza ny TGV izay maika mafy haka ny fahefana ary tsy mahandry ny 2012 dia mbola maro ny manohana ny ara-dàlana. Manaporofo izany ny fiafian'ny olona amin'ny orambe eo Mahamasina izao io. T...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:44
tataka
(
20/01/2009 13:52)
Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra ndray koa ny TGV ary
Sepotra hono ny maika haka fahefana ka faly sy ravo fa nisy TGV hianteherana satria antidahy sy antibavy politika tsy mahita hirika sy efa naloan'ny Malagasy. Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra io TG...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 21/01/2009 12:38
