Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8

1. tataka ( 09/03/2009 12:01)
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8 satria na ny Ministera azo aza tsy voatana akory.
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:55
2. penguin ( 09/03/2009 12:05)
Mpamaky trano aza tsy menatra izy fa lazainy ho nadantsa-drà ho an'ny tanindrazana koa inona no ahamenatra azy. Sady mandroaka demony no mandroba tsy mahamenatra.
3. xxx ( 09/03/2009 12:21)
mifampivavaha ianareo tsotra anie izany , aza avela haresy anao ny fahavalo
4. karavasy ( 09/03/2009 12:28)
Tsisy vavambavaka izany fa ny mpandroaka demony aza mitsodrano ny mpandroba. Karavasio fa izay resy hita eo @ farany.
5. nyavo2000 ( 09/03/2009 13:02)
Ravalo eo hatraà 2012 el
AZO AMPIANA 5 taona raha ilaina;
Izay tsy faly afaka manapoaka lohany @ rindrina !

R8 eo foana! mafy be tsy azo hesorina
6. ratavao ( 09/03/2009 13:31)
Rahapitso zany 2012 zany? ho hita zany mafy be zany, raha otranao ny firenena de mety ho eo ihany na hatrami'ny 2020 aza. Tonga de onony dieny zao ny fo e!
7. xxx ( 09/03/2009 13:55)
2012 = demain
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1929