kaporaly sy serzan mibaiko jeneraly miaramila hendry

1. tataka ( 17/04/2009 11:41)
Hendry tokoa izany miaramila tsisy fifehezana izany. Ny jeneraly nolazaina voakarama avokoa ka ny sous-officiers no mibaiko azy hanoratra, hanao sonia ary hamaky sy ho raisina sary ho hitan'ny rehetra. Izany no endriky ny kaptsaty ka mendrika azy ireo no ho faizina.
Aiza no sahala izany eto an-tany sa atao hira avoakan'i Johnny Halliday ?
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:42
2. Mirananirina ( 17/04/2009 11:45)
Loza izany marina a,ary iza moa no mahita raha ireo indray no be karama :(
3. penguin ( 17/04/2009 11:46)
Train à Grande Vitesse tsisy fa ny tgvendrana no mitarika revy vendrana rehetra io. Ny tena miaramila no miaraka amin'ny olom-boafidy ara-dàlana na maka ny fahefana avy hatrany rehefa misy fahasarotana mafy eo amin'ny firenena.
ONGOTANAY NY TGVENDRANA na ahoana na ahoana ary efa mampiseho izany ny any Antsirabe sy ny hafa.
4. locl ( 17/04/2009 11:47)
Avelao hanao eo foana rehefa tsy mahatsiaro tena, ny @ ho avy ange no tsy ho zaka e
5. tataka ( 17/04/2009 11:50)
ho jerena manokana ny tombontsoan'ireo miaramila nahatafita ny tolona hoy ny TGVendrana ka asa tokoa raha ahena ny karaman'ny jeneraly ary ampiakarina mitombo folo ny an'ny sous-officiers.
6. Mirananirina ( 17/04/2009 12:25)
izay indrindra ry tataka a
7. BOYSGOSS ( 17/04/2009 12:54)
Aza adino fa fitiavam-bola daholo no fototr'izany, zanaka mamono Ray aman-dReny noho ny vola, Mpitondra fivavahana migadra satria nanodikondim-bola,
mpiray tampo mifamono mifam-pitory noho ny vola, sous-officier tsy manaja jeneraly noho ny vola, miaramila manao coup d'etat noho ny vola...sns

Ka raha ny olona no tsy mahay mionona @zay omen'Andriamanitra azy dia tadidio fa hisy zavatra hafa ataony zany.
8. Mirananirina ( 17/04/2009 13:01)
Boy,tena izay mihitsy =D> =D> =D> :-*
9. penguin ( 17/04/2009 13:02)
Johnny Halliday koa saika ho avy Madagasikara nohon'ny VOLA sa hanome vola an'ny tgvendrana?
10. BOYSGOSS ( 17/04/2009 13:04)
penguin:

Johnny Halliday koa saika ho avy Madagasikara nohon'ny VOLA sa hanome vola an'ny tgvendrana?



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. penguin ( 17/04/2009 13:08)
tgvendrana ONGOTO faingana satria tsy misy akory ny masinina haingam-pandeha hatramin'izao. Haingana nahazo fahefana nohon'ny tositanan'ny CAPSAT ary haingana hiala.
12. Mirananirina ( 17/04/2009 13:12)
Johnny Halliday koa saika ho avy Madagasikara nohon'ny VOLA sa hanome vola an'ny tgvendrana?

ry zareo aloha,indrindra i Laeticia vadiny tia manampy ireo zaza mahantra aty Afrique,i Dago tsy haiko mihitsy
13. fijo ( 17/04/2009 21:42)
ka tgv no eo dia tsy sahy izy,sao hovoahendaka eo koa ny akanjony.efa malaza mantsy le fomba tgv ka mailo ny pokona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0611