Rehefa tratra dia tsy TGV saingy ilaina hanamaro isa
1. tataka
(
12/03/2009 06:17)
Rehefa mihogahoga eny @ 13 Mai dia ilaina ianareo ry mpandroba saingy ny aza tratra fa tsy TGVendrana intsony fa lasa TGVoadaroka. Tsy ampy isa mantsy izahay ka tongava ihany hanamaro isa fa mitandrema tsara fotsiny. Raha maty moa entina eny @'ny 13 mai indray ary lazainay maherifo.
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 07:46
2. tsinjo
(
12/03/2009 06:22)
:-D :-D kitainsa mitsy manala le orange teo am loha sy tanana ve , amizay tsy sirika oe TGV , le Tim kous tsy mamindra fo am daroka mitsy a, le vhv botabe iny mo de nanovokovoka mitsy nandaka sy namely totondry =)) aoka izay lesy io ady sy fandranitana io a, reraka mitsy i essera mananatra fa eh eh eh
3. penguin
(
12/03/2009 06:25)
Na ry "sous-officiers" isany koa mbola ho avy no ahafantarany fa tsy manamboninahitra izy ary tsy mendrika ny tambabe eritreretiny hitondrana ny firenena. Izay no tsy namelana ireo tratra no darofan'ny olona satria fantatra fa TGVendrana tra-parany. Midira haingana anaty "Camion" fa sao matin'ny olona hoy ry TGVoadaroka araka ny teninao.
4. tataka
(
12/03/2009 06:34)
Tena mbola haverina amin'ny sain'ny mpanao barofo koa ny hoe: manarà lalàna ka eh eh eh. Aza mijabaka ka eh eh eh
5. ratavao
(
12/03/2009 07:27)
Mahereza e! hitako efa tataka mihitsy ny vavanao izany an! Dia inona ko manaraka! tohizo fa tsara le teninao e! Saingy hainay fona ny mandray azy amin'ny tena marina, zany hoe, soa ihany ny mpamaky fa mahay mandray izay vakina amin'ny sens au contraire ny voalazao hatrany. Fa na izany aza alou mahafinaritra be le mamaky ilay rediredy e! zay no ataoko hoe: mahereza hatrany e!!!!
7. ngoiha
(
12/03/2009 07:36)
Ka ireny le ol tsy tia fivoarana ry zalah,mba misy ny te-hanasondrotra fa tsy ny mamosavy sy ny mpibotetaba foana no ataon-dry tsy mahatao-tody isany,DIA ALEO ANDEHA HO JEREN'EEE.
8. ratavao
(
12/03/2009 07:46)
HIARAHA-MIJERY FONA EO ANIE E! FA NY ANAO ZANY LE MANONDROTR MAKAIZA E!
