Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ratavao, milahatra araka ny daty
ratavao
(
12/03/2009 11:54)
Fanontaniana?
Raikitra ihany ve le Fifampidihana androany sa tsia? De efa misy vao² mivaingana ve? misaotra sahady ho an'ireo mpamaly an-tsitrapo ka marina!...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 13:29
ratavao
(
10/03/2009 13:18)
Fa tena marina ve ilay minisitry ny fiarovana niala e?
Marina ve io sa lainga efa tsy mampino intsony mantsy ny vao² mitranga etsy sy eroa fa efa tsy mandeha daholo ny haino aman-jery rehetra!...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 21:46
ratavao
(
09/03/2009 14:57)
Hevi-dratsy tsy mety tapitra
Rehefa tsy nanao ny fanaony intsony ny EMMO-NAT dia nalefa ireo gros bras handroba mba hanasoketana fa ny vahoka no manondroba fa tsy misy emmo/nat handamina. De mody atao daholo izay mahomby rehetra ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 20:07
ratavao
(
26/08/2008 10:50)
Manirerky malahelo
Mba saika hangataka an'io tonkira io misyio azafady...
tohiny
ratavao
(
21/08/2008 12:20)
N'aiza n'aiza
Mba mangataka tononkiny,ny lohateniny die: "N'aiza n'aiza", ny mpihira tsy tadidiko fa misy an'izao ilay izy: N'aiza misy ahy dia ho tsaroako fona enao
Reo ...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/08/2008 13:42
